1 ULB "Ankehitriny ianao, manaova fitomaniana hanohitra ireo mpitarika ny Israely BSB BSB: “As for you, take up a lament for the princes of Israel
2 ULB ary lazao hoe: 'Iza no reninareo? Liona vavy, niara-nonina tamin'ny zanaky ny liona izy; teo afovoan'ny liona tanora, nikolokolo ireo zanany izy. BSB BSB: and say: ‘What was your mother? A lioness among the lions! She lay down among the young lions; she reared her cubs.
3 ULB Izy ilay nitaiza ny iray tamin'ireo zanany ho tonga liona tanora, liona izay nianatra namiravira ireo hazany, ary dia nihinana olona izy ireo. BSB BSB: She brought up one of her cubs, and he became a young lion. After learning to tear his prey, he devoured men.
4 ULB Avy eo ireo firenena nandre ny momba azy. Tratra tao amin'ny fandrik'izy ireo izy, ary dia nentin'izy ireo tamin'ny farango ho any amin'ny tanin'i Egypta. BSB BSB: When the nations heard of him, he was trapped in their pit. With hooks they led him away to the land of Egypt.
5 ULB Koa hitany fa na dia niandry ny fiverenany aza izy, dia tsy manana fanantenana intsony izy ankehitriny, koa naka hafa tamin'ireo zanany izy ka nitaiza azy ho tonga liona tanora. BSB BSB: When she saw that she had waited in vain, that her hope was lost, she took another of her cubs and made him a young lion.
6 ULB Niaodiaody teo afovoan'ireo liona izany liona tanora izany. Liona tanora izy ary nianatra namiravira ireo hazany; nihinana olona izy. BSB BSB: He prowled among the lions, and became a young lion. After learning to tear his prey, he devoured men.
7 ULB Nosamboriny ireo mpitondratenan'izy ireo ary noravàny ny tanànan'izy ireo. Ny tany sy ny fahafenoiny dia nafoy nohon'ny feon'ny fierony. BSB BSB: He broke down their strongholds and devastated their cities. The land and everything in it shuddered at the sound of his roaring.
8 ULB Fa tonga hanohitra azy ireo firenena avy amin'ireo faritany manodidina; namelatra ny haraton'izy ireo teo amboniny izy ireo. Voasambotra tao amin'ny haraton'izy ireo izy. BSB BSB: Then the nations set out against him from the provinces on every side. They spread their net over him; he was trapped in their pit.
9 ULB Tamin'ny farango no nanaovan'izy ireo azy tao amin'ny fanagiazana ary nentin'izy ireo tany amin'ny mpanjakan'i Babylona izy. Nentin'izy ireo tany amin'ny fiarovana mafy izy mba tsy ho re eo amin'ireo tendrombohitr'Israely intsony ny feony. BSB BSB: With hooks they caged him and brought him to the king of Babylon. They brought him into captivity so that his roar was heard no longer on the mountains of Israel.
10 ULB Ny reninao dia toy ny voaloboka maniry ao amin'ny rànao eo anilan'ny rano. namokatra izany ary feno rantsana nohon'ny fitobaky ny rano. BSB BSB: Your mother was like a vine in your vineyard, planted by the water; it was fruitful and full of branches because of the abundant waters.
11 ULB Mafy ny rantsan'izany izay fampiasa ho tehin'ireo mpanapaka, ary ny haben'izany dia nasandratra ambonin'ireo rantsany, ary ny haavony dia hita amin'ny haben'ny raviny. BSB BSB: It had strong branches, fit for a ruler’s scepter. It towered high above the thick branches, conspicuous for its height and for its dense foliage.
12 ULB Fa nongotana tamin'ny fahavinirana ilay voaloboka ary natsipy tamin'ny tany, ary nisy rivotra avy any atsinanana nanamaina ny voany. Ireo rantsany mafy dia tapatapaka sy nalazo ary ny afo no nandevona azy ireo. BSB BSB: But it was uprooted in fury, cast down to the ground, and the east wind dried up its fruit. Its strong branches were stripped off and they withered; the fire consumed them.
13 ULB Koa ankehitriny dia nambolena any an-tany efitra izany, any amin'ny tany maina sy karakaina. BSB BSB: Now it is planted in the wilderness, in a dry and thirsty land.
14 ULB Fa afo no nivoaka avy tao amin'ireo rantsany lehibe ka nandevona ny voany. Tsy misy rantsana mafy intsony amin'izany, tsy misy tehina hanapaka.' Fitomaniana izany ary ho hiraina toy ny hira fisaonana." BSB BSB: Fire has gone out from its main branch and devoured its fruit; on it no strong branch remains fit for a ruler’s scepter.’ This is a lament and shall be used as a lament.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.