Psalm 122 122 Psalms Book 5 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Faly aho rehefa nilaza tamiko izy ireo hoe: "Andeha isika ho ao an-tranon'i Yaveh." BSB BSB: A song of ascents. Of David. I was glad when they said to me, “Let us go to the house of the LORD.”
2 ULB Ry Jerosalema, ny tongotray dia migadona ato amin'ny vavahadinao! BSB BSB: Our feet are standing in your gates, O Jerusalem.
3 ULB Ry Jerosalema, izay namboarina toy tanàna voalamina tsara! BSB BSB: Jerusalem is built up as a city united together,
4 ULB Ireo fokon'i Yaveh niakatra tany Jerosalema—ireo fokon'i Yaveh—mba ho fijoroana vavolombelona ho an'Israely, hanomezana fisaorana ny anaran'Yaveh. BSB BSB: where the tribes go up, the tribes of the LORD, as a testimony for Israel, to give thanks to the name of the LORD.
5 ULB Napetraka tany ireo seza fiandrianan'ny fitsarana, seza fiandrianan'ny tranon'i Yaveh. BSB BSB: For there the thrones of judgment stand, the thrones of the house of David.
6 ULB Mivavaha ho amin'ny fiadanan'ny Jerosalema! "Aoka izay tianao hanana fiadanana. BSB BSB: Pray for the peace of Jerusalem: “May those who love you prosper.
7 ULB Aoka hisy fiadanana ao amin'ireo manda izay miaro anao, ary aoka izy ireo hanana fiadanana ao amin'ny fiarovana mafinao." BSB BSB: May there be peace within your walls, and prosperity inside your fortresses.”
8 ULB ho an'ireo rahalahiko sy ireo namako dia hiteny aho hoe: "Ho eo aminareo anie ny fiadanana." BSB BSB: For the sake of my brothers and friends, I will say, “Peace be within you.”
9 ULB Ho an'ny tranon'i Yaveh Andriamanintsika, dia hitady ny mahasoa anareo aho. BSB BSB: For the sake of the house of the LORD our God, I will seek your prosperity.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 122
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 122, and keep Opened free for readers who can’t pay.