Psalm 125 125 Psalms Book 5 Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Ireo izay mahatoky an'i Yaveh dia tahaka ny Tendrombohitra Ziona, tsy azo hozongozonina, maharitra mandrakizay. BSB BSB: A song of ascents. Those who trust in the LORD are like Mount Zion. It cannot be moved; it abides forever.
2 ULB Tahaka ireo tendrombohitra manodidina an'i Jerosalema, no hiodidinan'i Yaveh ny vahoakany ankehitriny sy mandrakizay. BSB BSB: As the mountains surround Jerusalem, so the LORD surrounds His people, both now and forevermore.
3 ULB Tsy tokony hanapaka ao amin'ny tanin'ny marina ny tehin'ny mpanao ratsy. Raha tsy izany dia mety hanao ratsy ny marina. BSB BSB: For the scepter of the wicked will not rest upon the land allotted to the righteous, so that the righteous will not put forth their hands to injustice.
4 ULB Manaova ny tsara, amin'ireo izay tsara sy ireo izay mahitsy ao am-pon'izy ireo. BSB BSB: Do good, O LORD, to those who are good, and to the upright in heart.
5 ULB Fa raha ny amin'ireo izay miala amin'ny lalan-dratsin'izy ireo, dia hitarika azy ireo lavitra an'ireo mpanao ratsy Yaveh. Ho amin'Israely anie ny fiadanana. BSB BSB: But those who turn to crooked ways the LORD will banish with the evildoers. Peace be upon Israel.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Psalm 125
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Psalm 125, and keep Opened free for readers who can’t pay.