1 ULB Ry Yaveh, nohon'ny amin'i Davida dia tsarovy ireo fahoriany rehetra. BSB BSB: A song of ascents. O LORD, remember on behalf of David all the hardships he endured,
2 ULB Tsarovy ny fomba nianianany tamin'i Yaveh, ny fomba nanaovany voady tamin'Ilay Maherin'i Jakoba. BSB BSB: how he swore an oath to the LORD, and vowed to the Mighty One of Jacob:
3 ULB Hoy izy hoe: "Tsy hiditra ny tranoko aho na hankao am-pandriako, BSB BSB: “I will not enter my house or get into my bed,
4 ULB tsy hanome torimaso ny masoko aho na fialan-tsasatra ho an'ny hodi-masoko BSB BSB: I will not give sleep to my eyes or slumber to my eyelids,
5 ULB mandra-pahitako toerana ho an'i Yaveh, ilay tabernakely ho an'Ilay Maherin'i Jakoba." BSB BSB: until I find a place for the LORD, a dwelling for the Mighty One of Jacob.”
6 ULB Indro, nandre momba izany tany Efrata izahay; nahita izany tany amin'ny sahan'i Jara isika. BSB BSB: We heard that the ark was in Ephrathah; we found it in the fields of Jaar.
7 ULB Handeha ho any amin'ny tabernakelin'Andriamanitra isika; hidera any amin'ny fitoeran-tongony isika. BSB BSB: Let us go to His dwelling place; let us worship at His footstool.
8 ULB Mitsangàna, ry Yaveh, amin'ny toeram-pialan-tsasatrao, Ianao sy ny fiaran'ny herinao! BSB BSB: Arise, O LORD, to Your resting place, You and the ark of Your strength.
9 ULB Ho ampiakanjoana tsy fivadihana anie ireo mpisoronao; hihiaka fifaliana anie ireo mahatokinao. BSB BSB: May Your priests be clothed with righteousness, and Your saints shout for joy.
10 ULB Nohon'ny amin'i Davida mpanomponao, dia aza miala amin'ny mpanjakanao voahosotra. BSB BSB: For the sake of Your servant David, do not reject Your anointed one.
11 ULB Nianiana voady azo antoka tamin'i Davida i Yaveh, fianianana azo antoka izay tsy ho foanany hoe: "Hametraka iray amin'ireo taranakao ho eo amin'ny seza fiandriananao Aho. BSB BSB: The LORD swore an oath to David, a promise He will not revoke: “One of your descendants I will place on your throne.
12 ULB Raha mihazona ny fanekeko sy ireo lalàna izay hampianariko azy ireo zanakao lahy, dia hipetraka eo amin'ny seza fiandriananao mandrakizay ihany koa ny zanak'izy ireo. BSB BSB: If your sons keep My covenant and the testimony I will teach them, then their sons will also sit on your throne forever and ever.”
13 ULB Azo antoka fa nifidy an'i Ziona i Yaveh, naniry azy ho an'ny toerany Izy. BSB BSB: For the LORD has chosen Zion; He has desired it for His home:
14 ULB "Ity ny toeram-pitsaharako mandrakizay. Honina eto Aho, fa maniry azy Aho. BSB BSB: “This is My resting place forever and ever; here I will dwell, for I have desired this home.
15 ULB Ho tahiako amin'ny famatsiana maro izy. Homeko fahafaham-po amin'ny mofo ny mahantrany. BSB BSB: I will bless her with abundant provisions; I will satisfy her poor with bread.
16 ULB Hampiankanjoko famonjena ireo mpisorony, hihiaka fifaliana ireo mahatokiny. BSB BSB: I will clothe her priests with salvation, and her saints will sing out in joy.
17 ULB Any no hanaovako tandroka hitsimoka ho an'i Davida sy hametrahako jiro ho an'ny voahosotro. BSB BSB: There I will make a horn grow for David; I have prepared a lamp for My anointed one.
18 ULB Hampiankanjoko henatra ireo fahavalony, fa eo aminy kosa no hamirapiratra ny satro-boninahiny." BSB BSB: I will clothe his enemies with shame, but the crown upon him will gleam.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.