1 ULB Miderà an'i Yaveh. Miderà ny anaran'i Yaveh. Miderà Azy, ianareo ry mpanompon'i Yaveh, BSB BSB: Hallelujah! Praise the name of the LORD. Give praise, O servants of the LORD,
2 ULB ianareo izay mijoro ao an-tranon'i Yaveh, ao an-kianjan'ny tranon'ny Andriamanintsika. BSB BSB: who stand in the house of the LORD, in the courts of the house of our God.
3 ULB Miderà an'i Yaveh, fa tsara Izy; mihirà fiderana ho an'ny anarany, fa mahafinaritra ny manao izany. BSB BSB: Hallelujah, for the LORD is good; sing praises to His name, for it is lovely.
4 ULB Fa nisafidy an'i Jakoba ho an'ny tenany Yaveh, ary Israely ho fananany. BSB BSB: For the LORD has chosen Jacob as His own, Israel as His treasured possession.
5 ULB Fantatrao fa lehibe Yaveh, ary ambonin'ny andriamanitra rehetra ny Tompontsika. BSB BSB: For I know that the LORD is great; our Lord is above all gods.
6 ULB Na inona na inona irian'i Yaveh, dia ataony any an-danitra, eto an-tany, eny amin'ireo ranomasina sy ny rano lalina rehetra. BSB BSB: The LORD does all that pleases Him in the heavens and on the earth, in the seas and in all their depths.
7 ULB Mitondra ny zavona avy lavitra Izy, manao tselatra miaraka amin'ny ranon'orana ary mamoaka ny rivotra avy ao an-trano fitehirizany. BSB BSB: He causes the clouds to rise from the ends of the earth. He generates the lightning with the rain and brings forth the wind from His storehouses.
8 ULB Namono ny voalohan-teraky ny Egypta Izy, na an'ny olona na biby. BSB BSB: He struck down the firstborn of Egypt, of both man and beast.
9 ULB Nandefa famantarana sy fahagagana teo afovoanareo, Egypta Izy, nanohitra an'i Farao sy ireo mpanompony rehetra. BSB BSB: He sent signs and wonders into your midst, O Egypt, against Pharaoh and all his servants.
10 ULB Nanafika firenena maro sy namono mpanjaka mahery Izy, BSB BSB: He struck down many nations and slaughtered mighty kings:
11 ULB dia Sihona mpanjakan'ny Amorita sy Oga mpanjakan'i Basana ary ireo fanjakana rehetra ao Kanàna. BSB BSB: Sihon king of the Amorites, Og king of Bashan, and all the kings of Canaan.
12 ULB Nomeny antsika ho lova ny tanin'izy ireo, lova ho an'Israely vahoakany. BSB BSB: He gave their land as an inheritance, as a heritage to His people Israel.
13 ULB Ny anaranao, ry Yaveh, dia maharitra mandrakizay; ny lazanao, ry Yaveh, dia maharitra manerana ny taranaka rehetra. BSB BSB: Your name, O LORD, endures forever, Your renown, O LORD, through all generations.
14 ULB Fa miaro ny vahoakany Yaveh ary manana fangoraham-po amin'ireo mpanompony. BSB BSB: For the LORD will vindicate His people and will have compassion on His servants.
15 ULB Ny sampin'ireo firenena dia volafotsy sy volamena, asan'ny tanan'ireo olona. BSB BSB: The idols of the nations are silver and gold, made by the hands of men.
16 ULB Manam-bava ireo sampy, fa tsy miteny; mana-maso izy ireo, fa tsy mahita; BSB BSB: They have mouths, but cannot speak; they have eyes, but cannot see;
17 ULB manan-tsofina izy ireo, fa tsy mandre, ary tsy misy fofon'aina ao ambavan'izy ireo. BSB BSB: they have ears, but cannot hear; nor is there breath in their mouths.
18 ULB Ireo izay manao azy ireo dia tahaka azy ireo, tahaka ny olona rehetra izay mahatoky azy ireo. BSB BSB: Those who make them become like them, as do all who trust in them.
19 ULB Ry taranak'Israely, misaora an'i Yaveh; ry taranak'i Arona, misaora an'i Yaveh. BSB BSB: O house of Israel, bless the LORD; O house of Aaron, bless the LORD;
20 ULB Ry taranak'i Levy, misaora an'i Yaveh; ianareo izay manome voninahitra an'i Yaveh, misaora an'i Yaveh. BSB BSB: O house of Levi, bless the LORD; you who fear the LORD, bless the LORD!
21 ULB Isaorana anie Yaveh any Ziona, Izy izay monina any Jerosalema. Miderà an'i Yaveh BSB BSB: Blessed be the LORD from Zion—He who dwells in Jerusalem. Hallelujah!
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.