1 ULB Hanandratra Anao aho, ry Yaveh, fa nanangana ahy Ianao ary tsy namela ireo fahavaloko hiravoravo eo amiko. BSB BSB: A Psalm. A song for the dedication of the temple. Of David. I will exalt You, O LORD, for You have lifted me up and have not allowed my foes to rejoice over me.
2 ULB Ry Yaveh Andrimanitro, niantso ny famonjenao aho, ary nanasitrana ahy Ianao. BSB BSB: O LORD my God, I cried to You for help, and You healed me.
3 ULB Ry Yaveh, nitondra ny fanahiko niakatra avy tany amin'ny Fiainan-tsy hita ianao; ary nitahiry ahy ho velona tsy hidina any am-pasana. BSB BSB: O LORD, You pulled me up from Sheol; You spared me from descending into the Pit.
4 ULB Mihirà fiderana ho an'i Yaveh, ianareo ry vahoakany mahatoky! Manomeza fiasaorana raha mahatsiaro ny fahamasinany ianareo. BSB BSB: Sing to the LORD, O you His saints, and praise His holy name.
5 ULB Fa ny fahatezerany dia vetivety monja; fa ny fankasitrahany dia mandritra ny androm-piainana. Tonga ny fitomaniana amin'ny alina, fa ny fifaliana tonga ny maraina. BSB BSB: For His anger is fleeting, but His favor lasts a lifetime. Weeping may stay the night, but joy comes in the morning.
6 ULB Am-pahatokiana ni ilazako hoe: "Tsy mba hangozohozo mandrakizay aho." BSB BSB: In prosperity I said, “I will never be shaken.”
7 ULB Ry Yaveh, nohon'ny fankasitrahana dia nanao ahy ho toy ny tendrombohitra matanjaka Ianao; dia ory aho. BSB BSB: O LORD, You favored me; You made my mountain stand strong. When You hid Your face, I was dismayed.
8 ULB Niantso Anao aho, ry Yaveh, ary nitady sitraka avy amin'ny Tompoko! BSB BSB: To You, O LORD, I called, and I begged my Lord for mercy:
9 ULB Inona no tombony amin'ny fahafatesako, raha handeha hidina hidina any am-pasana aho? Hidera Anao ve ny vovoka? Hanambara ny fahamendreham-pitokisanao ve izany? BSB BSB: “What gain is there in my bloodshed, in my descent to the Pit? Will the dust praise You? Will it proclaim Your faithfulness?
10 ULB Mihainoa, ry Yaveh, ary mamindrà fo amiko! Ry Yaveh, meteza ho mpanampy ahy. BSB BSB: Hear me, O LORD, and have mercy; O LORD, be my helper.”
11 ULB Namadika ny fisaonako ho fandihizana Ianao; nanala ny akanjo fisaonako Ianao ary nampitafy ahy tamin'ny fifaliana. BSB BSB: You turned my mourning into dancing; You peeled off my sackcloth and clothed me with joy,
12 ULB Koa ankehitriny ny voninahitro dia hihira fiderana ho Anao ary tsy hangina; ry Yaveh Andriamanitro, hanome fisaorana Anao mandrakizay aho! BSB BSB: that my heart may sing Your praises and not be silent. O LORD my God, I will give thanks forever.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.