1 ULB Anaka, manoratra ireto zavatra ireto aho mba tsy hanotanareo. Kanefa raha misy manota, dia manana mpisolo vava isika miaraka amin'ny Ray, Jesosy Kristy, ilay marina. BSB BSB: My little children, I am writing these things to you so that you will not sin. But if anyone does sin, we have an advocate before the Father—Jesus Christ, the Righteous One.
2 ULB Izy no fanavotana an'ireo fahotantsika, ary tsy ny antsika ihany, fa ny an'izao tontolo izao iray manontolo ihany koa. BSB BSB: He Himself is the atoning sacrifice for our sins, and not only for ours but also for the sins of the whole world.
3 ULB Amin'izany no ahafantarantsika fa mahafantatra Azy isika: raha mitandrina ireo didiny isika. BSB BSB: By this we can be sure that we have come to know Him: if we keep His commandments.
4 ULB Ilay miteny hoe: "Mahafantatra an'Andriamanitra aho", fa tsy mitandrina ireo didiny, dia mpandainga, ary ny marina dia tsy ao aminy. BSB BSB: If anyone says, “I know Him,” but does not keep His commandments, he is a liar, and the truth is not in him.
5 ULB Fa na iza na iza mitandrina ny teniny, marina tokoa, dia ao amin'izany olona izany no nanatanterahana ny fitiavan'Andriamanitra. Amin'izany no ahafantarantsika fa ao aminy isika. BSB BSB: But if anyone keeps His word, the love of God has been truly perfected in him. By this we know that we are in Him:
6 ULB Ilay iray izay miteny fa mitoetra ao amin'Andriamanitra dia tokony andeha ihany koa izy tahaka ny nandehanan'i Jesosy Kristy. BSB BSB: Whoever claims to abide in Him must walk as Jesus walked.
7 ULB Ry malala, tsy manoratra didy vaovao ho anareo aho, fa didy taloha izay efa nananareo hatramin'ny fiandohana. Ny didy taloha dia ny teny izay renareo. BSB BSB: Beloved, I am not writing to you a new commandment, but an old one, which you have had from the beginning. This commandment is the message you have heard.
8 ULB Fa manoratra didy vaovao ho anareo aho, izay marina ao amin'i Kristy sy ao aminareo, satria ny haizina dia mandalo, fa ny fahazavana marina dia efa mamiratra. BSB BSB: Then again, I am also writing to you a new commandment, which is true in Him and also in you. For the darkness is fading and the true light is already shining.
9 ULB Ilay iray izay miteny fa ao amin'ny mazava izy ary mankahala ny rahalahiny dia ao anaty haizina hatramin'izao. BSB BSB: If anyone claims to be in the light but hates his brother, he is still in the darkness.
10 ULB Ilay iray izay mitia ny rahalahiny dia mitoetra ao amin'ny mazava ary tsy hisy fotoana hanafintohinana azy. BSB BSB: Whoever loves his brother remains in the light, and there is no cause of stumbling in him.
11 ULB Fa ilay iray izay mankahala ny rahalahiny ao amin'ny haizina dia mandeha ao amin'ny haizina; izy dia tsy mahafantatra izay alehany, satria ny haizina dia efa nahajamba ny masony. BSB BSB: But whoever hates his brother is in the darkness and walks in the darkness. He does not know where he is going, because the darkness has blinded his eyes.
12 ULB Manoratra ho anareo aho, ry zanaka malala, satria ireo fahotanareo dia voavela nohon'ny anarany. BSB BSB: I am writing to you, little children, because your sins have been forgiven through His name.
13 ULB Manoratra ho anareo aho, ry ray, satria fantatrareo ilay iray avy amin'ny fiandohana. Manoratra ho anareo aho, ry zatovo, satria noresenareo ilay ratsy. Efa nanoratra ho anareo aho, ry zaza madinika, satria ianareo dia mahafantatra ny Ray. BSB BSB: I am writing to you, fathers, because you know Him who is from the beginning. I am writing to you, young men, because you have overcome the evil one. I have written to you, children, because you know the Father.
14 ULB Efa nanoratra ho anareo aho, ry ray, satria fantatrareo ilay avy amin'ny fiandohana. Efa nanoratra ho anareo aho, ry zatovo, satria mafy ianareo, ary ny tenin'Andriamanitra dia mitoetra ao aminareo, ary ianareo dia efa nandresy ilay ratsy. BSB BSB: I have written to you, fathers, because you know Him who is from the beginning. I have written to you, young men, because you are strong, and the word of God abides in you, and you have overcome the evil one.
15 ULB Aza mitia na an'izao tontolo izao na ireo zavatra eo aminy. Raha misy mitia an'izao tontolo izao, dia tsy ao aminy ny fitiavan'ny Ray. BSB BSB: Do not love the world or anything in the world. If anyone loves the world, the love of the Father is not in him.
16 ULB Fa ny zavatra rehetra izay ao amin'izao tontolo izao-dia ny filan'ny nofo, ny filan'ny maso, ary ny fieboebon'ny fiainana-izay tsy avy amin'ny Ray fa avy amin'izao tontolo izao. BSB BSB: For all that is in the world—the desires of the flesh, the desires of the eyes, and the pride of life—is not from the Father but from the world.
17 ULB Izao tontolo izao sy ny faniriany dia mandalo. Fa na iza na iza manao ny sitrapon'Andriamanitra dia hitoetra mandrakizay. BSB BSB: The world is passing away, along with its desires; but whoever does the will of God remains forever.
18 ULB Rankizy, ity no ora farany. Toy ny efa renareo fa ho avy ny antiKristy, ankehitriny maro ireo antiKristy izay efa tonga. Amin'izany no ahafantarantsika fa ity no ora farany. BSB BSB: Children, it is the last hour; and just as you have heard that the antichrist is coming, so now many antichrists have appeared. This is how we know it is the last hour.
20 ULB Fa manana fanosorana avy amin'ilay Iray Masina ianareo, ary fantatrareo rehetra ny marina. BSB BSB: You, however, have an anointing from the Holy One, and all of you know the truth.
21 ULB Tsy nanoratra ho anareo aho satria ianareo dia tsy mahalala ny marina, fa satria fantatrareo izany ary tsy misy lainga avy amin'ny marina. BSB BSB: I have not written to you because you lack knowledge of the truth, but because you have it, and because no lie comes from the truth.
23 ULB Tsy misy olona izay mandà ny Zanaka ka hanana ny Ray. Na iza na iza manaiky ny Zanaka ihany koa dia manana ny Ray. BSB BSB: Whoever denies the Son does not have the Father, but whoever confesses the Son has the Father as well.
24 ULB Fa ho anareo, aoka izay renareo hatramin'ny fiandohana hitoetra ao aminareo. Raha izay renareo hatramin'ny fiandohana no mitoetra ao aminareo, dia hitoetra ao amin'ny Zanaka sy ao amin'ny Ray ihany koa ianareo. BSB BSB: As for you, let what you have heard from the beginning remain in you. If it does, you will also remain in the Son and in the Father.
25 ULB Izany no fampanantenana nomeny antsika: dia ny fiainana mandrakizay. BSB BSB: And this is the promise that He Himself made to us: eternal life.
26 ULB Efa nanoratra izany zavatra izany ho anareo aho momban'ireo izay hitondra anareo amin'ny lalan-diso. BSB BSB: I have written these things to you about those who are trying to deceive you.
27 ULB Fa ho anareo, ilay hosotra izay noraisinareo avy taminy dia hitoetra ao aminareo, ary ianareo dia tsy mila olona mampianatra anareo. Fa toy izay nampianarin'ny fanosorana anareo ny zavatra rehetra dia marina ary tsy lainga, ary toy izay efa nampianarin'izany anareo, dia mitoera ao Aminy. BSB BSB: And as for you, the anointing you received from Him remains in you, and you do not need anyone to teach you. But just as His true and genuine anointing teaches you about all things, so remain in Him as you have been taught.
28 ULB Ankehitriny, ry zanaka malala, mitoera ao aminy, mba rehefa miseho Izy, dia hanana fahasahiana isika ary tsy ho menatra eo anatrehany amin'ny fiaviany. BSB BSB: And now, little children, remain in Christ, so that when He appears, we may be confident and unashamed before Him at His coming.
29 ULB Raha fantatrareo fa izy no marina, fantatrareo fa izay rehetra manao ny mety dia teraka taminy. BSB BSB: If you know that He is righteous, you also know that everyone who practices righteousness has been born of Him.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.