1 ULB Indro toy ny inona ny fitiavana nomen'ny Ray antsika, mba hiantsoana antsika hoe zanak'Andriamanitra, ary izany isika. Noho izany antony izany, izao tontolo izao dia tsy mahafantatra antsika, satria tsy mahafantatra azy izany. BSB BSB: Behold what manner of love the Father has given to us, that we should be called children of God. And that is what we are! The reason the world does not know us is that it did not know Him.
2 ULB Ry malala, zanak'Andriamanitra isika ankehitriny, ary izany dia mbola tsy nambara hoe ho toy ny inona isika. Isika dia mahafantatra fa rehefa miseho i Kristy, dia ho tahaka Azy isika, satria hahita Azy toa Azy isika. BSB BSB: Beloved, we are now children of God, and what we will be has not yet been revealed. We know that when Christ appears, we will be like Him, for we will see Him as He is.
3 ULB Ny rehetra izay manana izany fahatokisana momba ny ho avy mifototra aminy izany dia manadio ny tenany mba hadio tahaka Azy. BSB BSB: And everyone who has this hope in Him purifies himself, just as Christ is pure.
4 ULB Izay rehetra manota dia manao izay tsy ara-dalàna; fa ny fahotana dia tsy ara-dalàna. BSB BSB: Everyone who practices sin practices lawlessness as well. Indeed, sin is lawlessness.
5 ULB Ianareo dia mahafantatra fa i Kristy dia nambara mba hanala ireo fahotana, ary ao aminy dia tsy misy fahotana. BSB BSB: But you know that Christ appeared to take away sins, and in Him there is no sin.
6 ULB Tsy misy olona izay mitoetra ao aminy ka mbola hanota hatrany. Tsy misy olona mbola manota nahita azy na nahafantatra azy. BSB BSB: No one who remains in Him keeps on sinning. No one who continues to sin has seen Him or known Him.
7 ULB Ry zanaka malala, aza avela hisy olona hamitaka anareo. Ilay iray izay manao ny fahamarinana dia marina, tahaka ny mahamarina an'i Kristy. BSB BSB: Little children, let no one deceive you: The one who practices righteousness is righteous, just as Christ is righteous.
8 ULB Ilay iray izay manota dia avy amin'ny devoly, fa ny devoly dia nanota hatrany am-piandohana. Noho izany antony izany ny Zanak'Andriamanitra dia naseho, mba hahafahany mamotika ireo asan'ny devoly. BSB BSB: The one who practices sin is of the devil, because the devil has been sinning from the very start. This is why the Son of God was revealed, to destroy the works of the devil.
9 ULB Na iza na iza naterak'Andriamanitra dia tsy hanohy ny fahotana satria ny voa avy tamin'Andriamanitra dia mitoetra ao aminy. Tsy afaka manohy ny fahotana izy satria naterak'Andriamanitra. BSB BSB: Anyone born of God refuses to practice sin, because God’s seed abides in him; he cannot go on sinning, because he has been born of God.
10 ULB Ao amin'izany no hampisehoana ireo zanak'Andriamanitra sy ireo zanaky ny devoly. Na iza na iza tsy manao ny marina dia tsy avy amin'Andriamanitra; na ny iray izay tsy tia ny rahalahiny ihany koa aza. BSB BSB: By this the children of God are distinguished from the children of the devil: Anyone who does not practice righteousness is not of God, nor is anyone who does not love his brother.
11 ULB Fa izany no hafatra izay efa renareo hatrany am-piandohana: fa isika dia tokony mifankatia, BSB BSB: This is the message you have heard from the beginning: We should love one another.
12 ULB fa tsy toa an'i Kaina, izay avy amin'ilay ratsy sy namono ny rahalahiny. Fa nahoana izy no namono azy? Satria ireo asany dia ratsy, ary ny an'ny rahalahiny dia marina. BSB BSB: Do not be like Cain, who belonged to the evil one and murdered his brother. And why did Cain slay him? Because his own deeds were evil, while those of his brother were righteous.
13 ULB Aza gaga, ry rahalahiko, raha mankahala anareo ny tany. BSB BSB: So do not be surprised, brothers, if the world hates you.
15 ULB Izay mankahala ny rahalahiny dia mpamono olona. Fantatrareo fa tsy misy mpamono olona manana fiainana mandrakizay mitoetra ao aminy. BSB BSB: Everyone who hates his brother is a murderer, and you know that eternal life does not reside in a murderer.
16 ULB Amin'izany no hahafantarantsika ny fitiavana, satria Kristy nanolotra ny ainy ho antsika. Isika ihany koa dia tokony manolotra ny aintsika ho an'ireo rahalahy. BSB BSB: By this we know what love is: Jesus laid down His life for us, and we ought to lay down our lives for our brothers.
17 ULB Fa na iza na iza manana ny haren'izao tontolo izao, ka mahita ny fahasahiranan'ny rahalahiny, ary manakatona ny fon'ny fangorahany azy, amin'ny fomba ahoana no itoeran'ny fitiavan'Andriamanitra ao aminy? BSB BSB: If anyone with earthly possessions sees his brother in need, but withholds his compassion from him, how can the love of God abide in him?
18 ULB Ry zanako malalako, aoka isika tsy hitia amin'ny teny na koa amin'ny vava, fa amin'ny asa sy fahamarinana. BSB BSB: Little children, let us love not in word and speech, but in action and truth.
19 ULB Avy amin'izany no hahafantarantsika fa avy amin'ny fahamarinana isika, ary mampatoky ny fontsika eo anatrehany isika. BSB BSB: And by this we will know that we belong to the truth, and will assure our hearts in His presence:
20 ULB Fa raha manameloka antsika ny fontsika, Andriamanitra dia lehibe noho ny fontsika, ary mahafantatra ny zava-drehetra Izy. BSB BSB: Even if our hearts condemn us, God is greater than our hearts, and He knows all things.
21 ULB Ry malala, raha tsy manameloka antsika ny fontsika, dia manana fahatokisana amin'Andriamanitra isika. BSB BSB: Beloved, if our hearts do not condemn us, we have confidence before God,
22 ULB Na inona na inona angatahintsika dia ho azontsika avy aminy, satria isika mitandrina ireo didiny sy manao izay ankasitrahana eo anatrehany. BSB BSB: and we will receive from Him whatever we ask, because we keep His commandments and do what is pleasing in His sight.
23 ULB Izao no didiny: tokony mino ny anaran'ny Zanany Jesosy Kristy ary mifankatia isika, tahaka ny efa nanomezany antsika izany didy izany. BSB BSB: And this is His commandment: that we should believe in the name of His Son, Jesus Christ, and we should love one another just as He commanded us.
24 ULB Ny iray izay mitazona ireo didin'Andriamanitra dia mitoetra ao aminy, ary Andriamanitra mitoetra ao aminy. Amin'izany no hahafantarantsika fa izy dia mitoetra ao amintsika, amin'ny Fanahy izay nomeny antsika. BSB BSB: Whoever keeps His commandments remains in God, and God in him. And by this we know that He remains in us: by the Spirit He has given us.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.