3 ULB ary ny fanahy rehetra izay tsy manaiky fa Jesosy dia tsy avy amin'Andriamanitra. Dia izany ny fanahin'ny antiKristy, izay efa renareo fa ho avy, ary ankehitriny dia efa eto an-tany. BSB BSB: and every spirit that does not confess Jesus is not from God. This is the spirit of the antichrist, which you have heard is coming and which is already in the world at this time.
4 ULB Ianareo dia avy amin'Andriamanitra, ry zanaka malala, ary efa nandresy azy ireo, satria ilay iray izay ao aminareo dia lehibe mihaotra noho ilay iray izay eto amin'izao tontolo izao. BSB BSB: You, little children, are from God and have overcome them, because greater is He who is in you than he who is in the world.
5 ULB Izy ireo dia avy amin'izao tontolo izao; noho izany izay rehetra lazain'izy ireo dia avy amin'izao tontolo izao, ary izao tontolo izao dia mihaino an'izy ireo. BSB BSB: They are of the world. That is why they speak from the world’s perspective, and the world listens to them.
6 ULB Avy amin'Andriamanitra isika. Izay mahafantatra ny Tompo dia maheno antsika. Izy izay tsy avy amin'Andriamanitra dia tsy maheno antsika. Amin'izany no ahafantarantsika ny fanahin'ny fahamarinana sy ny fanahin'ny fahadisoana. BSB BSB: We are from God. Whoever knows God listens to us; whoever is not from God does not listen to us. That is how we know the Spirit of truth and the spirit of deception.
7 ULB Ry malala, aoka isika hifankatia, fa ny fitiavana dia avy amin'Andriamanitra, ary izay rehetra mitia dia naterak'Andriamanitra sy mahafantatra an'Andriamanitra. BSB BSB: Beloved, let us love one another, because love comes from God. Everyone who loves has been born of God and knows God.
10 ULB Ao amin'izany fitiavana izany, tsy ny nitiavantsika an'Andriamanitra, fa ny nitiavany antsika, ary ny nandefasany ny Zanany lahy ho fanavotana ireo fahotantsika. BSB BSB: And love consists in this: not that we loved God, but that He loved us and sent His Son as the atoning sacrifice for our sins.
11 ULB Ry malala, raha tia loatra antsika Andriamanitra, dia tokony hifankatia ihany koa isika. BSB BSB: Beloved, if God so loved us, we also ought to love one another.
12 ULB Tsy mbola nisy nahita an'Andriamanitra. Fa raha mifankatia isika, dia mitoetra ao amintsika Andriamanitra ary ny fitiavany dia tanteraka ao amintsika. BSB BSB: No one has ever seen God; but if we love one another, God remains in us, and His love is perfected in us.
13 ULB Amin'izany no ahafantarantsika fa mitoetra ao aminy isika ary izy ao amintsika, satria izy dia nanome antsika ny sasany amin'ny Fanahiny. BSB BSB: By this we know that we remain in Him, and He in us: He has given us of His Spirit.
14 ULB Ary ihany koa, efa nahita isika sy efa mijoro vavolombelona fa ny Ray dia efa nandefa ny Zanany lahy ho Mpamonjy an'izao tontolo izao. BSB BSB: And we have seen and testify that the Father has sent His Son to be the Savior of the world.
15 ULB Na iza na iza manaiky fa Jesosy dia Zanaka lahin'Andriamanitra, dia mitoetra ao aminy Andriamanitra ary izy ao amin'Andriamanitra. BSB BSB: If anyone confesses that Jesus is the Son of God, God abides in him, and he in God.
17 ULB Noho izany, izany fitiavana izany dia notanterahina tamintsika, mba hananantsika fahatokisana amin'ny andron'ny fitsarana, satria toa Azy, dia toy izany ihany koa isika eto amin'ity tany ity. BSB BSB: In this way, love has been perfected among us, so that we may have confidence on the day of judgment; for in this world we are just like Him.
18 ULB Tsy misy tahotra ao amin'ny fitiavana. Fa kosa, ny fitiavana tanteraka dia manala ny tahotra, satria ny tahotra dia tsy maintsy miaraka amin'ny sazy. Fa ilay iray izay matahotra dia tsy natao ho tanteraka ao amin'ny fitiavana. BSB BSB: There is no fear in love, but perfect love drives out fear, because fear involves punishment. The one who fears has not been perfected in love.
19 ULB Mitia isika satria Andriamanitra nitia antsika voalohany. BSB BSB: We love because He first loved us.
20 ULB Raha misy olona miteny hoe: "Tiako Andriamanitra" nefa mankahala ny rahalahany, dia mpandainga izy. Fa ilay iray izay tsy mitia ny rahalahany, izay hitany, dia tsy afaka ny hitia an'Andriamanitra, izay tsy hitany. BSB BSB: If anyone says, “I love God,” but hates his brother, he is a liar. For anyone who does not love his brother, whom he has seen, cannot love God, whom he has not seen.
21 ULB Ary, izany ihany koa no didy izay ananantsika avy aminy: Na iza na iza mitia an'Andriamanitra dia tsy maintsy mitia ny rahalahany ihany koa. BSB BSB: And we have this commandment from Him: Whoever loves God must love his brother as well.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.