1 ULB Ary Solomona no nibaiko ny fanorenana trano ho amin'ny anaran'i Yaveh sy ny fanorenana lapa ho an'ny fanjakany. BSB BSB: Now Solomon purposed to build a house for the Name of the LORD and a royal palace for himself.
2 ULB Nanendry lehilahy fito alina i Solomona mba hitondra ireo entana, sy lehilahy valo alina mba ho mpanapaka hazo tany an-tendrombohitra, ary lehilahy 3. 600 mba hanara-maso azy ireo. Nandefa hafatra tany amin'i Hirama, mpanjakan'i Tyro i Solomona, nanao hoe: BSB BSB: So he conscripted 70,000 porters, 80,000 stonecutters in the mountains, and 3,600 supervisors.
3 ULB "Tahaka izay nataonao tamin'i Davida raiko, ny nandefasanao hazo sedera mba hanorenany trano honenana, dia manaova toy izany amiko. BSB BSB: Then Solomon sent word to Hiram king of Tyre: “Do for me as you did for my father David when you sent him cedars to build himself a house to live in.
4 ULB Indro, eto am-panorenana trano ho amin'ny anaran'i Yaveh Andriamanitro aho, mba hanokana izany ho Azy, mba handoro ditin-kazo manitra eo anatrehany, mba hametraka ny mofon'ny fanatrehana, ary ho an'ireo fanatitra dorana amin'ny maraina sy hariva, amin'ireo Sabata sy ireo volana vaovao, ary amin'ireo firavoravoana voatondro ho an'i Yaveh Andriamanitsika. Mandrakizay izany, ho an'Israely. BSB BSB: Behold, I am about to build a house for the Name of the LORD my God to dedicate to Him for burning fragrant incense before Him, for displaying the showbread continuously, and for making burnt offerings every morning and evening as well as on the Sabbaths, New Moons, and appointed feasts of the LORD our God. This is ordained for Israel forever.
5 ULB Ho lehibe tokoa ny trano izay ho aoriko, satria lehibe ny Andriamanitsika mihoatra ireo andriamanitra rehetr. BSB BSB: The house that I am building will be great, for our God is greater than all gods.
6 ULB Fa iza anefa no mahay manorina trano ho an'Andriamanitra, raha izao tontolo rehetra izao hatramin'ny lanitra aza tsy omby Azy? Iza aho no hanorina trano ho Azy, afa-tsy ny mandoro sorona eo anatrehany? BSB BSB: But who is able to build a house for Him, since the heavens, even the highest heavens, cannot contain Him? Who then am I, that I should build a house for Him, except as a place to burn sacrifices before Him?
7 ULB Noho izany aniraho lehilahy manam-pahaizana amin'ny asa amin'ny volamena, volafotsy, varahina, vy, sy volomparasy, sily, ary volon'ondry manga aho, ary lehilahy iray mahay manamboatra ireo karazan-kazo voasokitra rehetra. Hiaraka amin'ireo lehilahy manam-pahaizana izay miaraka amiko any Joda sy Jerosalema izy, izay natolotr'i Davida raiko. BSB BSB: Send me, therefore, a craftsman skilled in engraving to work with gold and silver, with bronze and iron, and with purple, crimson, and blue yarn. He will work with my craftsmen in Judah and Jerusalem, whom my father David provided.
8 ULB Andefaso sedera, kypreso, ary hazo almoga avy any Libanona ihany koa aho, satria fantatro fa ireo mpanomponao dia mahay ny fomba fanapahana hazo any Libanona. Indro, ireo mpanompoko dia hiaraka amin'ireo mpanomponao, BSB BSB: Send me also cedar, cypress, and algum logs from Lebanon, for I know that your servants have skill to cut timber there. And indeed, my servants will work with yours
9 ULB mba hanomana hazo betsaka ho ahy, satria ny trano izay ho aoriko dia ho lehibe sy mahatalanjona. BSB BSB: to prepare for me timber in abundance, because the temple I am building will be great and wonderful.
10 ULB Indro, izaho hanome an'ireo mpanomponao, dia ireo lehilahy izay hanapaka ny hazo, vary tritika roa alina kora, vary hordea roa alina kora, divay roa alina bata, ary diloilo roa alina bata." BSB BSB: I will pay your servants, the woodcutters, 20,000 cors of ground wheat, 20,000 cors of barley, 20,000 baths of wine, and 20,000 baths of olive oil.”
11 ULB Ary Hirama, mpanjakan'i Tyro, namaly an-tsoratra, izay nalefany tany amin'i Solomona hoe: "Satria Yaveh tia ny olony, dia nanao anao ho mpanjaka eo amin'izy ireo Izy." BSB BSB: Then Hiram king of Tyre wrote a letter in reply to Solomon: “Because the LORD loves His people, He has set you over them as king.”
12 ULB Fanampin'izany, Hirama niteny hoe: "Isaorana anie Yaveh, ilay Andriamanitr'Israely, izay nanao ny lanitra sy ny tany, izay nanome zanaka lahy hendry an'i Davida mpanjaka, natolotra tamim-pitandremana sy fahazavan-tsaina, izay hanorina trano ho an'i Yaveh, ary trano ho an'ny fanjakany. BSB BSB: And Hiram added: “Blessed be the LORD, the God of Israel, who made the heavens and the earth! He has given King David a wise son with insight and understanding, who will build a temple for the LORD and a royal palace for himself.
13 ULB Ary naniraka lehilahy manam-pahaizana aho, natolotra tamim-pahazavan-tsaina, dia i Horama, ilay matihaniko. BSB BSB: So now I am sending you Huram-abi, a skillful man endowed with creativity.
14 ULB Zanaka lahin'ny vehivavy irain'ireo zanaka vavin'i Dana izy. Lehilahy avy any Tyro no rainy. Manam-pahaizana amin'ny asa amin'ny volamena, volafotsy, varahina, vy, vato, sy amin'ny hazo, sy amin'ny volomparasy, manga, ary jaky volon'ondry, sy rongony fotsy madinika izy. Manam-pahaizana amin'ny karazana sokitra sy karazana famolavolana ihany koa izy. Aoka hisy toerana ho azy eo amin'ireo mpiasanao manam-pahaizana, sy miaraka amin'ireo an'ny tompoko, dia i Davida, rainao. BSB BSB: He is the son of a woman from the daughters of Dan, and his father is a man of Tyre. He is skilled in work with gold and silver, bronze and iron, stone and wood, purple, blue, and crimson yarn, and fine linen. He is experienced in every kind of engraving and can execute any design that is given him. He will work with your craftsmen and with those of my lord, your father David.
15 ULB Koa ankehitriny, ny vary sy ny vary hordea, ny diloilo sy ny divay, izay noresahin'ny tompoko, dia aoka ho alefany any amin'ireo mpanompony. BSB BSB: Now let my lord send to his servants the wheat, barley, olive oil, and wine he promised.
16 ULB Hanapaka hazo avy any Libanona izahay, betsaka araka izay ilainao. Ho alefanay mitsinkafona amin'ny ranomasina ho any Jopa any aminao izany, ary ianao no hampiakatra izany any Jerosalema." BSB BSB: We will cut logs from Lebanon, as many as you need, and we will float them to you as rafts by sea down to Joppa. Then you can take them up to Jerusalem.”
17 ULB Nanisa ireo vahiny rehetra izay tao amin'ny tany Israely i Solomona, araka ny fomba nanisan'i Davida, rainy, azy ireo. 153, 600 no isan'izy ireo. BSB BSB: Solomon numbered all the foreign men in the land of Israel following the census his father David had conducted, and there were found to be 153,600 in all.
18 ULB Nanendry fito alina tamin'ireo izy mba hitondra entana, valo alina mba ho mpanapaka hazo any an-tendrombohitra, ary mpanara-maso 3. 600 mba hampiasa ny vahoaka. BSB BSB: Solomon made 70,000 of them porters, 80,000 stonecutters in the mountains, and 3,600 supervisors.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.