1 ULB Solomona zanaka lahin'i Davida, dia nitombo hery tamin'ny fanjakany, ary Yaveh Andriamaniny dia nomba azy ary nahatonga azy ho tena mahery. BSB BSB: Now Solomon son of David established himself securely over his kingdom, and the LORD his God was with him and highly exalted him.
2 ULB Solomona niteny tamin'Israely rehetra, tamin'ireo mpifehy ny arivo lahy sy ny zato lahy, sy tamin'ireo mpitsara, ary tamin'ny andrian-dahy rehetra tao Israely rehetra, ireo mpitarika ny tranon-drazambe. BSB BSB: Then Solomon spoke to all Israel, to the commanders of thousands and of hundreds, to the judges, and to every leader in all Israel—the heads of the families.
3 ULB Koa dia nandeha teny amin'ny fitoerana avo izay tany Gibeona i Solomona sy ny mpiangona rehetra niaraka taminy, satria tany no nisy ny tranolay fihaonana amin'Andriamanitra, izay namboarin'i Mosesy mpanonpon'i Yaveh, tany an'efitra. BSB BSB: And Solomon and the whole assembly went to the high place at Gibeon because it was the location of God’s Tent of Meeting, which Moses the servant of the LORD had made in the wilderness.
4 ULB Fa nentin'i Davida avy tany Kiriata Jearima ho any amin'ilay toerana izay nomaniny ho amin'izany ny fiaran'Andriamanitra, satria efa nanorina lay ho an'izany tao Jerosalema izy. BSB BSB: Now David had brought the ark of God from Kiriath-jearim to the place he had prepared for it, because he had pitched a tent for it in Jerusalem.
5 ULB Fanampin'izany, ilay alitara varahina nataon'i Bezalila zanaka lahin'i Ori zanaka lahin'i Hora dia efa tany nanoloana ny tabernakelin'i Yaveh; nandeha tany i Solomona sy ny fiangonana. BSB BSB: But the bronze altar made by Bezalel son of Uri, the son of Hur, was in Gibeon before the tabernacle of the LORD. So Solomon and the assembly inquired of Him there.
6 ULB Niakatra tany amin'ilay alitara varahina anoloan'i Yaveh i Solomona, izay tao amin'ny tranolay fihaonana, ary nanolotra fanatitra dorana arivo teo amin'izany. BSB BSB: Solomon offered sacrifices there before the LORD on the bronze altar at the Tent of Meeting, where he offered a thousand burnt offerings.
7 ULB Andriamanitra niseho tamin'i Solomona tamin'io alina io ary niteny taminy hoe: "Angataho! Inona no tokony omeko anao?" BSB BSB: That night God appeared to Solomon and said, “Ask, and I will give it to you!”
8 ULB Hoy Solomona tamin'Andriamanitra hoe: "Ianao dia efa nampiseho famindra-po lehibe tamin'i Davida raiko, ary nanao ahy ho mpanjaka teo amin'ny toerany. BSB BSB: Solomon replied to God: “You have shown much loving devotion to my father David, and You have made me king in his place.
9 ULB Ankehitriny, ry Yaveh Andriamanitra, aoka mba ho tanterahina ny fampanantenana nataonao tamin'i Davida raiko, satria nataonao mpanjakan'ny olona maro an'isa toy ny vovoky ny tany aho. BSB BSB: Now, O LORD God, let Your promise to my father David be fulfilled. For You have made me king over a people as numerous as the dust of the earth.
10 ULB Koa omeo fahendrena sy fahalalana aho, mba hahafahako mitarika ity vahoaka ity, satria iza no afaka hitsara ny vahoakanao, izay tena maro an'isa?" BSB BSB: Now grant me wisdom and knowledge, so that I may lead this people. For who is able to govern this great people of Yours?”
11 ULB Hoy Andriamanitra tamin'i Solomona hoe: "Satria tao am-ponao izany, ary satria tsy nangataka vola aman-karena ianao, na voninahitra, na ny ain'ireo izay mankahala anao, na mba ho ela velona ianao, fa fahendrena sy fahalalana ho an'ny tenanao no nangatahanao, mba hahafahanao manjaka amin'ny vahoakako, eo amin'ireo izay nanaovako anao ho mpanjaka, ary izao no ho ataoko. BSB BSB: God said to Solomon, “Since this was in your heart instead of requesting riches or wealth or honor for yourself or death for your enemies—and since you have not even requested long life but have asked for wisdom and knowledge to govern My people over whom I have made you king—
12 ULB Homeko fahendrena sy fahalalana ianao anio. Homeko vola aman-karena, sy voninahitra ihany koa ianao, izay tsy nananan'ireo mpanjaka teo alohanao, ary tsy hisy aorianao hanana." BSB BSB: therefore wisdom and knowledge have been granted to you. And I will also give you riches and wealth and honor unlike anything given to the kings before you or after you.”
13 ULB Koa tonga tao Jerosalema avy tany amin'ny fitoerana avo izay tao Gibeona i Solomona, avy teo anoloan'ny tranolay fihaonana; nanjaka nanerana an'Israely izy. BSB BSB: So Solomon went to Jerusalem from the high place in Gibeon, from before the Tent of Meeting, and he reigned over Israel.
14 ULB Nampivory ireo kalesy sy mpitaingin-tsovaly i Solomona, ary nanana kalesy 1. 400 sy mpitaingin-tsoavaly roa arivo sy iray alina izy izay napetrany tao amin'ny tanàna fitoeran'ireo kalesy, ary niaraka taminy, ny mpanjaka tao Jerosalema. BSB BSB: Solomon accumulated 1,400 chariots and 12,000 horses, which he stationed in the chariot cities and also with him in Jerusalem.
15 ULB Nataon'ny mpanjaka nitobaka tao Jerosalema toy ny vatokely ny volafotsy sy volamena, ary nataony nitobaka toy ny aviavy izay eny amin'ireo tany iva ny hazo sedera. BSB BSB: The king made silver and gold as common in Jerusalem as stones, and cedar as abundant as sycamore in the foothills.
16 ULB Toy ny fanafarana ireo soavaly avy any Egypta sy Kiho ho an'i Solomona, dia novidian'ireo mpandrantony avy any Kiho tamin'ny vidiny tokana ireo. BSB BSB: Solomon’s horses were imported from Egypt and Kue; the royal merchants purchased them from Kue.
17 ULB Nanafatra kalesy avy tany Egypta tamin'ny sekely volafotsy enin-jato izy ireo, ary soavaly tamin'ny sarany sekely 150. Izy ireo ihany koa dia nanondrana ireo tany amin'ireo mpanjakan'i Hetita sy ireo Syriana. BSB BSB: A chariot could be imported from Egypt for six hundred shekels of silver, and a horse for a hundred and fifty. Likewise, they exported them to all the kings of the Hittites and to the kings of Aram.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.