1 ULB Rehefa ren'Isboseta, zanaka lahin'i Saoly, fa maty tany Hebrona i Abnera, dia lasa nalemy ny tanany, ary nikorontana Israely rehetra. BSB BSB: Now when Ish-bosheth son of Saul heard that Abner had died in Hebron, he lost courage, and all Israel was dismayed.
2 ULB Ary ny zanaka lahin'i Saoly dia nanana roa lahy izay kapitenin'ireo vondron'ireo miaramila. Ny anaran'ny iray dia Bana ary ilay iray hafa kosa dia i Rekaba, zanaka lahin'i Rimona ilay Berotita avy amin'ny vahoakan'i Benjamina (satria Berota ihany koa dia noraisina ho isan'i Benjamina, BSB BSB: Saul’s son had two men who were leaders of raiding parties. One was named Baanah and the other Rechab; they were sons of Rimmon the Beerothite of the tribe of Benjamin—Beeroth is considered part of Benjamin,
3 ULB ary ireo Berotita nitsoaka tany Gitaima ka nipetraka tany hatramin'izao fotoana izao). BSB BSB: because the Beerothites fled to Gittaim and have lived there as foreigners to this day.
4 ULB Ary Jonatana, zanaka lahin'i Saoly, dia nanana zanaka lahy izay malemy ny tongony. Dimy taona izy rehefa tonga tao Jezirela ny vaovao momban'i Saoly sy Jonatana. Nentin'ilay mpitaiza azy mba handositra izy. Kanefa raha nihazakazaka iny izy, dia nianjera ny zanak'i Jonatana ary lasa malemy. Mefiboseta no anarany. BSB BSB: And Jonathan son of Saul had a son who was lame in his feet. He was five years old when the report about Saul and Jonathan came from Jezreel. His nurse picked him up and fled, but as she was hurrying to escape, he fell and became lame. His name was Mephibosheth.
5 ULB Noho izany ireo zanaka lahin'i Rimona ilay Berotita, i Rekaba sy Bana, dia lasa nandeha nandritra ny hafanan'ny andro nankany amin'ny tranon'i Isboseta, tamin'izy niala sasatra tamin'ny mitatao vovonana. BSB BSB: Now Rechab and Baanah, the sons of Rimmon the Beerothite, set out and arrived at the house of Ish-bosheth in the heat of the day, while the king was taking his midday nap.
6 ULB Resi-tory ilay vehivavy mpiandry varavarana raha nanivana vary, ary Rekaba sy Bana nandeha am-pahanginana sy nandalo azy. BSB BSB: They entered the interior of the house as if to get some wheat, and they stabbed him in the stomach. Then Rechab and his brother Baanah slipped away.
7 ULB Koa rehefa niditra tao amin'ilay trano izy ireo, dia nanafika azy ka namono azy raha nandry teo am-pandriany tao amin'ny efitranony izy. Avy eo notapahan'izy ireo ny lohany ary nentiny izany, ary nandeha teny amin'ny lalana nandritra ny alina tontolo nankany amin'ilay Araba. BSB BSB: They had entered the house while Ish-bosheth was lying on his bed, and having stabbed and killed him, they beheaded him, took his head, and traveled all night by way of the Arabah.
8 ULB Nentin'izy ireo tany amin'i Davida tao Hebrona ny lohan'Isboseta, ary hoy izy ireo tamin'ny mpanjaka hoe: "Indro, ity ny lohan'Isboseta zanaka lahin'i Saoly, fahavalonao, izay nifofo ny ainao. Ankehitriny Yaveh dia namaly faty ny mpanjaka tamin'i Saoly sy ireo taranany." BSB BSB: They brought the head of Ish-bosheth to David at Hebron and said to the king, “Here is the head of Ish-bosheth son of Saul, your enemy who sought your life. Today the LORD has granted vengeance to my lord the king against Saul and his offspring.”
9 ULB Ary Davida namaly an'i Rekaba sy Bana rahalahiny, ireo zanaka lahin'i Rimona ilay Berotita; hoy izy tamin'izy ireo hoe: "Raha mbola velona koa Yaveh, izay nanafaka ny aiko tamin'ny korontana rehetra, BSB BSB: But David answered Rechab and his brother Baanah, the sons of Rimmon the Beerothite, “As surely as the LORD lives, who has redeemed my life from all distress,
10 ULB rehefa nisy olona niteny tamiko hoe: 'Indro, maty Saoly,' mieritreritra fa mitondra vaovao tsara izy, dia nosamboriko izy ary novonoiko tany Ziklaga. Izany no valisoa nomeko azy nohon'ny vaovaony. BSB BSB: when someone told me, ‘Look, Saul is dead,’ and thought he was a bearer of good news, I seized him and put him to death at Ziklag. That was his reward for his news!
11 ULB Maika fa, rehefa nisy lehilahy namono olona tsy manan-tsiny tao amin'ny tranony manokana teo amin'ny fandriany, dia tsy tokony hangataka ny ràny eo an-tananareo ve aho, ary manala anareo eto an-tany?" BSB BSB: How much more, when wicked men kill a righteous man in his own house and on his own bed, shall I not now require his blood from your hands and remove you from the earth!”
12 ULB Avy eo Davida nanome baiko an'ireo tovolahy, ary namono azy ireo izy ireo ka nanapaka ny loha sy ny tongotr'izy ireo ary nanantona azy ireo teo akaikin'ny kamory tao Hebrona. Fa nalain'izy ireo ny lohan'Isboseta ary naleviny tao amin'ny fasan'i Abnera tao Hebrona izany. BSB BSB: So David commanded his young men, and they killed Rechab and Baanah. They cut off their hands and feet and hung their bodies by the pool in Hebron, but they took the head of Ish-bosheth and buried it in Abner’s tomb in Hebron.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.