1 ULB Avy eo ny fokon'Israely rehetra nankany amin'i Davida tany Hebrona ary nilaza hoe: "Indro, nofo sy taolanao izahay. BSB BSB: Then all the tribes of Israel came to David at Hebron and said, “Here we are, your own flesh and blood.
2 ULB Vao tsy ela akory, fony nanjaka teo amintsika i Saoly, dia ianao no nitarika ny tafika Israelita. Yaveh nilaza taminao hoe: 'Hiandry an'Israely vahoakako ianao, ary ho lasa mpanapaka eo amin'Israely.'" BSB BSB: Even in times past, while Saul was king over us, you were the one who led Israel out and brought them back. And to you the LORD said, ‘You will shepherd My people Israel, and you will be ruler over them.’”
3 ULB Koa tonga tany amin'ilay mpanjaka tany Hebrona ireo loholon'Israely rehetra, ary Davida Mpanjaka nanao fanekena tamin'izy ireo teo anatrehan'i Yaveh. BSB BSB: So all the elders of Israel came to the king at Hebron, where King David made with them a covenant before the LORD. And they anointed him king over Israel.
4 ULB Nanosotra an'i Davida ho mpanjaka teo amin'Israely izy ireo. Telopolo taona i Davida no nanomboka nanjaka, ary nanjaka nandritra ny efapolo taona izy. BSB BSB: David was thirty years old when he became king, and he reigned forty years.
5 ULB Tany Hebrona dia nanjaka teo amin'i Joda nandritra ny fito taona sy enim-bolana izy, ary tany Jerosalema dia nanjaka nandritra ny telo amby telopolo taona teo amin'Israely sy Joda rehetra izy. BSB BSB: In Hebron he reigned over Judah seven years and six months, and in Jerusalem he reigned thirty-three years over all Israel and Judah.
7 ULB Na dia izany aza, dia nambabo ny fiarovana mafin'i Ziona, izay tanànan'i Davida ankehitriny i Davida. BSB BSB: Nevertheless, David captured the fortress of Zion (that is, the City of David).
8 ULB Tamin'izany fotoana izany i Davida nilaza hoe: "Ireo izay manafika ny Jebosita dia tsy maintsy handalo amin'ny lalan-drano mba hihazo ny 'mandringa sy ny jamba' izay fahavalon'i Davida." Izany no ilazan'ny olona hoe: "Ny 'jamba sy ny mandringa' dia tsy mahazo miditra ny lapa." BSB BSB: On that day he said, “Whoever attacks the Jebusites must use the water shaft to reach the lame and blind who are despised by David.” That is why it is said, “The blind and the lame will never enter the palace.”
10 ULB Lasa natanjaka be Davida satria Yaveh, ilay Andriamanitry ny maro, no niaraka taminy. BSB BSB: And David became greater and greater, for the LORD God of Hosts was with him.
12 ULB Fantatr'i Davida fa efa nametraka azy ho mpanjakan'Israely i Yaveh, ary efa nanandratra ny fanjakany nohon'ny amin'Israely vahoakany Izy. BSB BSB: And David realized that the LORD had established him as king over Israel and had exalted his kingdom for the sake of His people Israel.
13 ULB Avy eo Davida niala tao Hebrona ary nandeha tany Jerosalema, naka vaditsindrano sy vady maromaro tany Jerosalema izy, ary nisy zanaka lahy maro sy zanaka vavy maro naterany. BSB BSB: After he had arrived from Hebron, David took more concubines and wives from Jerusalem, and more sons and daughters were born to him.
14 ULB Ireto avy ny anaran'ireo zanaka naterany tany Jerosalema: Samoa, Sobaba, Natana, Solomona, BSB BSB: These are the names of the children born to him in Jerusalem: Shammua, Shobab, Nathan, Solomon,
15 ULB Jibara, Elisoa, Nafega, Jafia, BSB BSB: Ibhar, Elishua, Nepheg, Japhia,
16 ULB Elisama, Eliada, ary Elifeleta. BSB BSB: Elishama, Eliada, and Eliphelet.
17 ULB Ary rehefa ren'ireo Filistina fa efa voahosotra ho mpanjakan'Israely i Davida, dia nivoaka izy rehetra mba hitady azy. Nefa nandre momba izany Davida dia nandeha nidina tany amin'ny fiarovana mafy. BSB BSB: When the Philistines heard that David had been anointed king over Israel, they all went in search of him; but David learned of this and went down to the stronghold.
18 ULB Ary dia tonga ireo Filistina ka niparitaka tany an-Dohasahan'i Refaima. BSB BSB: Now the Philistines had come and spread out in the Valley of Rephaim.
19 ULB Dia nitady vonjy tamin'i Yaveh i Davida. Hoy izy hoe: "Tokony hanafika ireo Filistina ve aho? Hanome fandresena amin'izy ireo ve Ianao?" Hoy Yaveh tamin'i Davida hoe: "Manafiha, fa hanome fandresena ho anareo eo amin'ireo Filistina tokoa Aho." BSB BSB: So David inquired of the LORD, “Should I go up against the Philistines? Will You deliver them into my hand?” “Go up,” replied the LORD, “for I will surely deliver the Philistines into your hand.”
20 ULB Koa nanafika tao Bala-Perazima i Davida, ary tao no nandreseny azy ireo. Naneho hevitra izy hoe: "Nisafoaka tamin'ireo fahavaloko teo anatrehako tahaka ny fisafoakan'ny safo-drano i Yaveh." Koa lasa Bala-Perazima ny anaran'izany toerana izany. BSB BSB: So David went to Baal-perazim, where he defeated the Philistines and said, “Like a bursting flood, the LORD has burst out against my enemies before me.” So he called that place Baal-perazim.
21 ULB Navelan'ireo Filistina teo ny sampin'izy ireo, ary nentin'i Davida sy ireo lehilahiny lavitra ireo. BSB BSB: There the Philistines abandoned their idols, and David and his men carried them away.
22 ULB Avy eo dia niakatra indray ireo Filistina ary niparitaka fanindroany teny an-Dohasahan'i Refaima. BSB BSB: Once again the Philistines came up and spread out in the Valley of Rephaim.
23 ULB Koa dia nitady vonjy tamin'i Yaveh indray Davida, ary hoy Yaveh taminy hoe: "Aza manafika ny manoloana azy ireo ianao, fa hiodidino avy ao aoriany izy ireo ary manatona azy ireo avy eo amin'ireo hazo balsama. BSB BSB: So David inquired of the LORD, who answered, “Do not march straight up, but circle around behind them and attack them in front of the balsam trees.
24 ULB Rehefa mandre ny feon-diabe eny amin'ny rivotra mitsoka avy eo an-tampon'ny hazo balsama ianao, dia aoka hanafika amin-kery. Ataovy izany satria hivoaka mialoha anareo mba hanafika ny tafik'ireo Filistina i Yaveh." BSB BSB: As soon as you hear the sound of marching in the tops of the balsam trees, move quickly, because this will mean that the LORD has gone out before you to strike the camp of the Philistines.”
25 ULB Koa dia nanao araka izay nandidian'i Yaveh azy i Davida. Novonoiny nanomboka tany Geba ka hatrany amin'ny lalana rehetra mankany Gezera ireo Filistina. BSB BSB: So David did as the LORD had commanded him, and he struck down the Philistines all the way from Gibeon to Gezer.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.