1 ULB Paoly, sy Silasy, ary Timoty, ho any amin'ny fiangonan'ireo Tesaloniana ao amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo. BSB BSB: Paul, Silvanus, and Timothy, To the church of the Thessalonians in God our Father and the Lord Jesus Christ:
2 ULB Ho aminareo anie ny fahasoavana sy fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo. BSB BSB: Grace and peace to you from God our Father and the Lord Jesus Christ.
3 ULB Izahay dia tokony hanome fisaorana an'Andriamanitra ho anareo foana, ry rahalahy. Fa izany no tsara atao, satria tena mitombo fatratra ny finoanareo, ary ny fitiavanareo tsirairay dia mitombo ho an'ny hafa. BSB BSB: We are obligated to thank God for you all the time, brothers, as is fitting, because your faith is growing more and more, and your love for one another is increasing.
4 ULB Noho izany dia izahay tenanay dia miteny am-pireharehana momba anareo eo amin'ireo fiangonan'Andriamanitra. Izahay dia miresaka ny momban'ny faharetanareo ary ny finoanareo tamin'ny izay rehetra nanenjehana anareo. Miresaka momban'ireo fahoriana izay niaretanareo. BSB BSB: That is why we boast among God’s churches about your perseverance and faith in the face of all the persecution and affliction you are enduring.
5 ULB Izany dia famantarana ny fitsarana marin'Andriamanitra. Ny vokany dia horaisina ho mendrika ny fanjakan'Andriamanitra izay nijalianareo ianareo. BSB BSB: All this is clear evidence of God’s righteous judgment. And so you will be counted worthy of the kingdom of God, for which you are suffering.
6 ULB Marina amin'Andriamanitra ny hamaly fahoriana ireo izay nampahory anareo, BSB BSB: After all, it is only right for God to repay with affliction those who afflict you,
7 ULB ary hanome fitsaharana ho anareo izay nampahoriana niaraka taminay. Ho ataony izany amin'ny fisehoan'i Jesosy Tompo avy any an-danitra miaraka amin'ireo anjelin'ny heriny. BSB BSB: and to grant relief to you who are oppressed and to us as well. This will take place when the Lord Jesus is revealed from heaven with His mighty angels
8 ULB Ao amin'ny afo miredareda no hanaovany ny valifaty amin'ireo izay tsy mahalala an'Andriamanitra sy amin'ireo izay tsy mamaly ny filazantsaran'i Jesosy Tompontsika. BSB BSB: in blazing fire, inflicting vengeance on those who do not know God and do not obey the gospel of our Lord Jesus.
10 ULB Hanao izany izy rehefa tonga amin'izany andro izany mba hanomezan'ny olony voninahitra azy sy higagan'ireo rehetra izay nino. Fa ny fijoroanay vavolombelona aminareo dia ninoana. BSB BSB: on the day He comes to be glorified in His saints and regarded with wonder by all who have believed, including you who have believed our testimony.
11 ULB Noho izany dia mivavaka mandrakariva ho anareo ihany koa izahay. Mivavaka izahay mba ho mendrika ny ho raisin'ny Andriamanitsika amin'ny fiantsoana ianareo. Mivavaka izahay mba ho tanterahiny amin'ny hery ny fanirianareo ny fahatsarana sy ny asan'ny finoana rehetra. BSB BSB: To this end, we always pray for you, that our God will count you worthy of His calling, and that He will powerfully fulfill your every good desire and work of faith,
12 ULB Mivavaka ho an'ireo zavatra ireo izahay mba omenareo voninahitra ny anaran'i Jesosy Tompontsika. Mivavaka izahay mba hanomezany voninahitra anareo, nohon'ny fahasoavan'Andriamanitsika sy Jesosy Kristy Tompo. BSB BSB: so that the name of our Lord Jesus will be glorified in you, and you in Him, according to the grace of our God and of the Lord Jesus Christ.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.