1 ULB Izao no tso-drano nataon'i Mosesy lehilahin'Andriamanitra tamin'ny vahoakan'Israely talohan'ny nahafatesany. BSB BSB: This is the blessing that Moses the man of God pronounced upon the Israelites before his death.
3 ULB Eny, tia an'ireo vahoaka Izy, ireo anjeliny masina rehetra dia eo an-tananao avokoa, ary miankohoka eo an-tongotrao izy ireo; nandray ny teninao izy ireo. BSB BSB: Surely You love the people; all the holy ones are in Your hand, and they sit down at Your feet; each receives Your words—
4 ULB Nandidy lalàna iray ho antsika i Mosesy, dia lova iray ho an'ny fiangonan'i Jakoba BSB BSB: the law that Moses gave us, the possession of the assembly of Jacob.
5 ULB Dia nisy mpanjaka tao Jesorona, rehefa nivory ireo loholon'ny vahoaka, ireo fokon'i Israely rehetra miaraka. BSB BSB: So the LORD became King in Jeshurun when the leaders of the people gathered, when the tribes of Israel came together.
6 ULB Aoka ho velona Robena ka tsy ho faty, nefa ho vitsy anie ireo olony. BSB BSB: Let Reuben live and not die, nor his men be few.”
7 ULB Izao no tso-drano ho an'i Joda. Hoy Mosesy hoe: Henoy, ry Yaveh, ny feon'i Joda, ka ento eo amin'ny olony indray izy. Miadià ho azy; meteza ho fanampiana manohitra an'ireo fahavalony. BSB BSB: And concerning Judah he said: “O LORD, hear the cry of Judah and bring him to his people. With his own hands he defends his cause, but may You be a help against his foes.”
8 ULB Momba an'i Levy kosa, dia hoy Mosesy hoe: Ny Tomimanao sy ny Orimanao dia an'ny olonao tsy mivadika, dia izay nizahanao toetra tao Masa, izay nifamalianao tao amin'ny ranon'i Meriba. BSB BSB: Concerning Levi he said: “Give Your Thummim to Levi and Your Urim to Your godly one, whom You tested at Massah and contested at the waters of Meribah.
9 ULB Ilay lehilahy izay nilaza momba ny rainy sy ny reniny hoe: "Tsy nahita azy ireo aho." Tsy nekeny na dia ireo rahalahiny aza, ary tsy noheveriny ireo zanany. Fa nitandrina ny teninao izy, ka nitàna ny fanekenao. BSB BSB: He said of his father and mother, ‘I do not consider them.’ He disregarded his brothers and did not know his own sons, for he kept Your word and maintained Your covenant.
10 ULB Nampianatra an'i Jakoba ny didinao Izy ary Israely ny lalànao. Hametraka dinti-kazo manitra eo anoloanao izy sy ny fanatitra dorana rehetra eo ambonin'ny alitaranao. BSB BSB: He will teach Your ordinances to Jacob and Your law to Israel; he will set incense before You and whole burnt offerings on Your altar.
11 ULB Tahio, ry Yaveh, ireo fananany, ary ekeo ny asan'ny tanany. Torotoroy ny valahan'izay mitsangana hanohitra azy, sy ny an'ireo olona izay mankahala azy, mba tsy ho tafatsangana indray izy ireo. BSB BSB: Bless his substance, O LORD, and accept the work of his hands. Smash the loins of those who rise against him, and of his foes so they can rise no more.”
12 ULB Ny amin'i Benjamina, dia hoy Mosesy hoe: Ilay malalan'i Yaveh dia mandry fahizay eo anilany; Yaveh no miaro azy mandrakariva, ary monina eo anelanelan'ny sandrin'i Yaveh izy. BSB BSB: Concerning Benjamin he said: “May the beloved of the LORD rest secure in Him; God shields him all day long, and upon His shoulders he rests.”
13 ULB Ny amin'i Josefa, dia hoy Mosesy hoe: Ho tahin'i Yaveh anie amin'ireo zava-tsoan'ny lanitra anie ny taniny, dia amin'ny ando, ary amin'ny rano lalina izay mamitsaka ambany. BSB BSB: Concerning Joseph he said: “May his land be blessed by the LORD with the precious dew from heaven above and the deep waters that lie beneath,
14 ULB Ho tahiana amin'ireo zava-tsoa izay vokatry ny masoandro anie ny taniny, amin'ireo zava-tsoa vokatr'ireo volana, BSB BSB: with the bountiful harvest from the sun and the abundant yield of the seasons,
15 ULB amin'ireo zavatra tsara indrindran'ireo tendrombohitra fahagola, ary amin'ireo zava-tsoan'ireo havoana maharitra mandrakizay. BSB BSB: with the best of the ancient mountains and the bounty of the everlasting hills,
16 ULB Ho tahiana amin'ireo zava-tsoan'ny tany sy izay hareny anie ny taniny, ary amin'ny sitrapo tsaran'Izy izay tao amin'ilay voaroy. Aoka ny fitahiana ho eo an-dohan'i Josefa, ary ho eo an-tampon-dohan'ilay andriana teo amin'ireo rahalahiny. BSB BSB: with the choice gifts of the land and everything in it, and with the favor of Him who dwelt in the burning bush. May these rest on the head of Joseph and crown the brow of the prince of his brothers.
17 ULB Ny voalohan-teraky ny omby, dia be voninahitra izy, ary ireo tandrony dia tandrok'ombimanga. Amin'izany no hanotoany ny olona, izy rehetra, hatrany am-paran'ny tany. Ireo no an'alinalin'i Efraima; ireo no an'arivorivon'i Manase. BSB BSB: His majesty is like a firstborn bull, and his horns are like those of a wild ox. With them he will gore the nations, even to the ends of the earth. Such are the myriads of Ephraim, and such are the thousands of Manasseh.”
18 ULB Ny amin'i Zebolona, dia hoy Mosesy hoe: Mifalia, ry zebolona, amin'izay halehanao, ary ianao, ry Isakara, ao an-dainao. BSB BSB: Concerning Zebulun he said: “Rejoice, Zebulun, in your journeys, and Issachar, in your tents.
19 ULB Hiantso ireo vahoaka ho any an-tendrombohitra izy ireo. Any no hanateran'izy ireo fanati-pahamarinana. Fa izy ireo no hitroka ireo haren-dranomasina, sy avy amin'ny fasika eo amoron-dranomasina. BSB BSB: They will call the peoples to a mountain; there they will offer sacrifices of righteousness. For they will feast on the abundance of the seas and the hidden treasures of the sand.”
20 ULB Ny amin'i Gada dia hoy Mosesy hoe: Ho tahiana izay manitatra an'i Gada, honina any tahaka ny liona vavy izy, dia hamiravira sandry na loha eny izy. BSB BSB: Concerning Gad he said: “Blessed is he who enlarges the domain of Gad! He lies down like a lion and tears off an arm or a head.
21 ULB Naka ny tsara indrindra ho an'ny tenany izy, fa tany no nanokanana ny zara-tanin'ny mpitarika. Tonga niaraka tamin'ireo lehiben'ny vahoaka izy. Notanterahiny niaraka tamin'Israely ny fahamarinan'i Yaveh mbamin'ireo didiny. BSB BSB: He chose the best land for himself, because a ruler’s portion was reserved for him there. He came with the leaders of the people; he administered the LORD’s justice and His ordinances for Israel.”
22 ULB Ny amin'i Dana, dia hoy Mosesy hoe: i Dana dia zana-diona izay miantsampy avy any Basana. BSB BSB: Concerning Dan he said: “Dan is a lion’s cub, leaping out of Bashan.”
23 ULB Ny amin'i Naftaly, dia hoy Mosesy hoe: i Naftaly, voky fankasitrahana, sady feno ny fitahian'i Yaveh, mandovà ny tany hatrany andrefana sy atsimo. BSB BSB: Concerning Naphtali he said: “Naphtali is abounding with favor, full of the blessing of the LORD; he shall take possession of the sea and the south.”
24 ULB Ny amin'i Asera, dia hoy Yaveh hoe: Ho tahiana mihoatra noho ny zanaka lahy hafa rehetra anie Asera; aoka ho hankasitrahan'ireo rahalahiny izy, ary aoka izy hanatsoboka ny tongony anaty menaka oliva. BSB BSB: And concerning Asher he said: “May Asher be the most blessed of sons; may he be the most favored among his brothers and dip his foot in oil.
25 ULB Ho vy sy varahina anie ireo hidin'ny tanànanao; araka ny fahalavan'ireo andronao, no ho fahamaroan'ny filaminanao. BSB BSB: May the bolts of your gate be iron and bronze, and may your strength match your days.”
26 ULB Ry Jesorona—ilay mahitsy, tsy misy tahaka an'Andriamanitra, izay mitaingina ny lanitra mba hamonjy anao, ary eny amin'ny rahona amin'ny fiandrianany. BSB BSB: “There is none like the God of Jeshurun, who rides the heavens to your aid, and the clouds in His majesty.
27 ULB Ilay Andriamanitra mandrakizay dia fialofana, ary ireo sandry mandrakizay no eo ambany. Mandroaka ny fahavalo tsy ho eo anoloanao Izy, ka manao hoe: "Aringano!" BSB BSB: The eternal God is your dwelling place, and underneath are the everlasting arms. He drives out the enemy before you, giving the command, ‘Destroy him!’
28 ULB Mandry fahizay Israely. Azo antoka ny loharanon'i Jakoba ao amin'ny tany misy vary sy divay vaovao; eny, aoka ny lanitrany handatsaka ando eo aminy. BSB BSB: So Israel dwells securely; the fountain of Jacob lives untroubled in a land of grain and new wine, where even the heavens drip with dew.
29 ULB Maro ireo fitahianao, ry Israely! Iza no tahaka anao, dia firenena voavonjin'i Yaveh, ilay ampingan'ny famonjenao, ary sabatry ny voninahitrao? Ho tonga hangovitra eo anoloanao ireo fahavalonao; dia hitsahinao ireo fitoerany avo. BSB BSB: Blessed are you, O Israel! Who is like you, a people saved by the LORD? He is the shield that protects you, the sword in which you boast. Your enemies will cower before you, and you shall trample their high places.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.