1 ULB Mihainoa, ry lanitra, ary avelao aho hiteny. Aoka ny tany hihaino ny tenin'ny vavako. BSB BSB: Give ear, O heavens, and I will speak; hear, O earth, the words of my mouth.
2 ULB Aoka ny fampianarako hilatsaka toy ny ranon'orana, aoka ny teny halahatro hiraraka toy ny ando, ho toy orana manify amin'ny ahi-maitso, sy ho toy ny oram-be amin'ny zava-maniry. BSB BSB: Let my teaching fall like rain and my speech settle like dew, like gentle rain on new grass, like showers on tender plants.
3 ULB Fa hitory ny anaran'i Yaveh aho, ary hanaiky ny fahalehibiazan'ny Andriamanitsika. BSB BSB: For I will proclaim the name of the LORD. Ascribe greatness to our God!
4 ULB Ilay Vatolampy, tanteraka ny asany; fa marina avokoa ny lalany rehetra. Izy ilay Andriamanitra mahatoky, izay tsy misy heloka. Marina sy mahitsy Izy. BSB BSB: He is the Rock, His work is perfect; all His ways are just. A God of faithfulness without injustice, righteous and upright is He.
5 ULB Nanao ratsy nanohitra azy izy ireo. Tsy mba zanany izy ireo. Fahafaham-baraka ho azy ireo izany. Taranaka simba toetra sy meloka izy ireo. BSB BSB: His people have acted corruptly toward Him; the blemish on them is not that of His children, but of a perverse and crooked generation.
6 ULB Izany ve no fomba hamalianao fitia an'i Yaveh, ry vahoaka adala sy tsy misy saina? Tsy rainao ve izy, ilay iray izay nahary anao? Nanao sy nanorina anao Izy. BSB BSB: Is this how you repay the LORD, O foolish and senseless people? Is He not your Father and Creator? Has He not made you and established you?
7 ULB Avereno ao an-tsainao ireo andron'ny fotoana fahiny, saino ny taona maro efa lasa. Anontanio ny rainao ary dia hasehony anao, ireo loholonao ary dia ho lazain'izy ireo aminao. BSB BSB: Remember the days of old; consider the years long past. Ask your father, and he will tell you, your elders, and they will inform you.
8 ULB Tamin'ny nanomezan'Ilay Avo Indrindra an'ireo firenena ny lovan'izy ireo—tamin'ny nizarany ny olombelona rehetra, ary ny nametrahany ny faritanin'ny vahoaka, ary ny namerany ny isan'ireo andriamaniny ihany koa. BSB BSB: When the Most High gave the nations their inheritance, when He divided the sons of man, He set the boundaries of the peoples according to the number of the sons of God.
9 ULB Fa ny anjaran'i Yaveh dia ireo vahoakany; Jakoba no zara lovany. BSB BSB: But the LORD’s portion is His people, Jacob His allotted inheritance.
10 ULB Hitany tany amin'ny tany efitra izy, sy tany amin'ny tany efitra lao sy tsy mamokatra; niaro sy nikarakara azy Izy, niambina azy toy ny anakandriamasony Izy. BSB BSB: He found him in a desert land, in a barren, howling wilderness; He surrounded him, He instructed him, He guarded him as the apple of His eye.
11 ULB Toy ny voromahery izay miambina ny ankaniny sy manidintsidina eo ambonin'ireo zanany, namelatra ny elany Yaveh ary naka azy ireo, ary nentiny teny ambonin'ny elany izy ireo. BSB BSB: As an eagle stirs up its nest and hovers over its young, He spread His wings to catch them and carried them on His pinions.
12 ULB Yaveh irery no nitarika azy; tsy nisy andriamani-kafa niaraka taminy. BSB BSB: The LORD alone led him, and no foreign god was with him.
13 ULB Nampandeha azy teny amin'ireo toerana avon'ny tany Izy, ary namahana azy ny vokatry ny saha; namelona azy tamin'ny tantely avy amin'ny vatolampy izy, ary menaka tamin'ny harambato afovato. BSB BSB: He made him ride on the heights of the land and fed him the produce of the field. He nourished him with honey from the rock and oil from the flinty crag,
14 ULB Nihinana hero-dronono avy amin'ny omby sy nisotro ronono avy amin'ireo ondry aman'osy izy, niaraka tamin'ny tavin'ny zanak'ondry, ondry lahin'ny Basana sy ireo osy lahy, niaraka tamin'ny varim-bazaha tsara indrindra— ary nisotro divay mandroatra avy tamin'ny ranom-boaloboka ianao. BSB BSB: with curds from the herd and milk from the flock, with the fat of lambs, with rams from Bashan, and goats, with the choicest grains of wheat. From the juice of the finest grapes you drank the wine.
15 ULB Fa nihanatavy Jesorona ka nitsipaka— nihanatavy ianao, tena natavy loatra ianao, ary nihinana izay nahavoky anao—nahafoy an'Andriamanitra izay nanao azy izy, ary nolaviny ny Vatolampin'ny famonjeny. BSB BSB: But Jeshurun grew fat and kicked—becoming fat, bloated, and gorged. He abandoned the God who made him and scorned the Rock of his salvation.
16 ULB Nanai izay nahasaro-piaro an'i Yaveh tamin'ireo andriamanin-kafa izy ireo; tamin'ireo zava-betavetany no nampahatezerany azy. BSB BSB: They provoked His jealousy with foreign gods; they enraged Him with abominations.
17 ULB Nanao sorona tamin'ny demonia izy ireo, izay tsy Andriamanitra— andriamanitra izay tsy fantatr'izy ireo, andriamanitra izay vao niseho, andriamanitra izay tsy natahoran'ireo razambenareo. BSB BSB: They sacrificed to demons, not to God, to gods they had not known, to newly arrived gods, which your fathers did not fear.
18 ULB Nataonao foana ny Vatolampy, izay efa tonga rainao, ary nohadinoinao ilay Andriamanitra izay niteraka anao. BSB BSB: You ignored the Rock who brought you forth; you forgot the God who gave you birth.
19 ULB Hitan'i Yaveh izany ka nafoiny izy ireo, satria nihantsy Azy ny zanany lahy sy vavy. BSB BSB: When the LORD saw this, He rejected them, provoked to anger by His sons and daughters.
20 ULB Hoy Izy hoe: "hanafina ny tavako amin'izy ireo Aho," "ary ho hitako eo izay hiafaran'izy ireo; fa taranaka mpivadika izy ireo, zanaka izay tsy mahatoky. BSB BSB: He said: “I will hide My face from them; I will see what will be their end. For they are a perverse generation—children of unfaithfulness.
21 ULB Nanao izay nahasaro-piaro Ahy tamin'izay tsy andriamanitra izy ireo ary nampahatezitra ahy tamin'ireo zava-poany. Izaho hampialona azy ireo amin'izay tsy vahoaka; hampahatezitra azy ireo amin'ny firenena adala Aho. BSB BSB: They have provoked My jealousy by that which is not God; they have enraged Me with their worthless idols. So I will make them jealous by those who are not a people; I will make them angry by a nation without understanding.
22 ULB Fa nirehitra ny afo nohon'ny fahatezerako ary mandoro hatrany amin'ny fiainan-tsy-hita ambany indrindra; mandevona ny tany sy ny vokatra ao aminy izany; mampirehitra ireo fototry ny tendrombohitra izany. BSB BSB: For a fire has been kindled by My anger, and it burns to the depths of Sheol; it consumes the earth and its produce, and scorches the foundations of the mountains.
23 ULB Hampivangongo loza eo amin'izy ireo Aho; hitifitra azy ireo amin'ny zana-tsipìkako rehetra Aho; BSB BSB: I will heap disasters upon them; I will spend My arrows against them.
24 ULB Ho fatin'ny hanoanana izy ireo ary ho levonin'ny hafanana mahamay sy fandravana mafaitra; Halefako ho eo amin'izy ireo koa ny nifin'ireo bibidia, miaraka amin'ny poizin'ny biby mandady amin'ny vovoka. BSB BSB: They will be wasted from hunger and ravaged by pestilence and bitter plague; I will send the fangs of wild beasts against them, with the venom of vipers that slither in the dust.
25 ULB Hampahory any ivelany ny sabatra, ary hanao tahaka izany koa ny fampihorohoroana ao amin'ny efitra fatoriana. Handringana ny tovolahy sy ny virijiny izany, ny zaza minono, ary ny lehilahy fotsy volo. BSB BSB: Outside, the sword will take their children, and inside, terror will strike the young man and the young woman, the infant and the gray-haired man.
26 ULB Fa efa nolazaiko fa hampiely azy ireo lavitra Aho, ary hatsahatro tsy ho eo amin'ny olombelona ny fahatsiarovana azy ireo. BSB BSB: I would have said that I would cut them to pieces and blot out their memory from mankind,
27 ULB Raha tsy nohon'ny fahatahorako ny fiantsian'ny fahavalo, sy ny tsy hitsaran'ireo fahavalony azy ireo diso, ka hitenenan'izy ireo hoe: 'Misandratra ny tananay,' dia nataoko avokoa ireo rehetra ireo. BSB BSB: if I had not dreaded the taunt of the enemy, lest their adversaries misunderstand and say: ‘Our own hand has prevailed; it was not the LORD who did all this.’”
28 ULB Fa firenena tsy hahitam-pahendrena Israely, ary tsy misy fahazavan-tsaina ao aminy. BSB BSB: Israel is a nation devoid of counsel, with no understanding among them.
29 ULB Indrisy, raha mba hendry izy ireo, ka afaka nahatakatra izany, ka afaka nandinika izay hiafarany! BSB BSB: If only they were wise, they would understand it; they would comprehend their fate.
30 ULB Ataon'ny iray ahoana ny hanenjika arivo, na ny roa hampandositra iray alina, raha tsy ny Vatolampiny no efa nivarotra azy, ary Yaveh no efa nahafoy azy ireo? BSB BSB: How could one man pursue a thousand, or two put ten thousand to flight, unless their Rock had sold them, unless the LORD had given them up?
31 ULB Fa ny vatolampin'ireo fahavalontsika dia tsy mitovy amin'ny Vatolampintsika, araka izay efa eken'ny fahavalontsika. BSB BSB: For their rock is not like our Rock, even our enemies concede.
32 ULB Fa ny voalobony dia avy amin'ny voalobok'i Sodoma, ary avy amin'ireo sahan'i Gomora; voaloboka misy poizina ny voalobony; ary mangidy ireo sampany. BSB BSB: But their vine is from the vine of Sodom and from the fields of Gomorrah. Their grapes are poisonous; their clusters are bitter.
33 ULB Poizin'ny menarana ny divain'izy ireo ary poizi-mandozaben'ny menarana. BSB BSB: Their wine is the venom of serpents, the deadly poison of cobras.
34 ULB Tsy fikasana miafina notehiriziko ve izany, voaisy tombo-kase tao an-trano fitoeran-drakitro? BSB BSB: “Have I not stored up these things, sealed up within My vaults?
35 ULB Ahy ny famaliana, sy ny fampanodiavana, amin'ny fotoana hahasolafaka ny tongotr'izy ireo; fa antomotra ny andro hahitan'izy ireo loza, ary hitranga faingana ireo zavatra voatendry ho azy ireo" BSB BSB: Vengeance is Mine; I will repay. In due time their foot will slip; for their day of disaster is near, and their doom is coming quickly.”
36 ULB Satria Yaveh dia hanome rariny ny olony, ary hamindra fo amin'ireo mpanompony Izy. Ho hitany fa tsy manan-kery izy ireo, ary tsy nisy tafajanona, na ireo andevo na ny olon'afaka. BSB BSB: For the LORD will vindicate His people and have compassion on His servants when He sees that their strength is gone and no one remains, slave or free.
37 ULB Dia hiteny Izy hoe: "aiza ireo andriamaniny, ny vatolampy izay nialofan'izy ireo?— BSB BSB: He will say: “Where are their gods, the rock in which they took refuge,
38 ULB Ireo andriamanitra izay nihinana ny tavin'ireo sorona nataony sy nisotro ny divaim-panatitra ahidin'izy ireo? Aoka izy ireo hitsangana ka hanampy anareo; aoka izy ireo ho fiarovanareo. BSB BSB: which ate the fat of their sacrifices and drank the wine of their drink offerings? Let them rise up and help you; let them give you shelter!
39 ULB Jereo ankehitriny fa Izaho, dia Izaho, ihany no Andriamanitra, ary tsy misy andriamanitra afa-tsy Izaho; Izaho no mahafaty, ary Izaho no mahavelona; Izaho no mandratra, ary Izaho no manasitrana, ary tsy misy hafa afaka hamonjy anao amin'ny heriko. BSB BSB: See now that I am He; there is no God besides Me. I bring death and I give life; I wound and I heal, and there is no one who can deliver from My hand.
40 ULB Eny manandratra ny tanako ho amin'ny lanitra Aho ary miteny hoe: 'Satria velona mandrakizay Aho, dia hiasa. BSB BSB: For I lift up My hand to heaven and declare: As surely as I live forever,
41 ULB Rehefa mandranitra ny sabatro manjelatra Aho, ary rehefa manomboka mitondra ny rariny ny tanako, dia hamaly ireo fahavaloko Aho, ary hovaliako ireo izay nankahala Ahy. BSB BSB: when I sharpen My flashing sword, and My hand grasps it in judgment, I will take vengeance on My adversaries and repay those who hate Me.
42 ULB Hataoko mamon-drà ny zana-tsipìkako, ary ny sabatro hihinana nofo miaraka amin'ny ràn'ireo voavono sy ireo babo, ary hatramin'ny lohan'ireo mpitarika ny fahavalo."' BSB BSB: I will make My arrows drunk with blood, while My sword devours flesh—the blood of the slain and captives, the heads of the enemy leaders.”
43 ULB Miravoravoa, ianareo ry firenena, miaraka amin'ny vahoakan'Andriamanitra, fa hamaly ny ràn'ny mpanompony Izy; hamaly faty ireo fahavalony Izy, fa hanao fanavotana ho an'ny taniny Izy, dia ho an'ny olony. BSB BSB: Rejoice, O heavens, with Him, and let all God’s angels worship Him. Rejoice, O nations, with His people; for He will avenge the blood of His children. He will take vengeance on His adversaries and repay those who hate Him; He will cleanse His land and His people.
44 ULB Ary tonga Mosesy ka nitanisa ny teny rehetran'izany fihirana izany teo an-tsofin'ireo vahoaka, izy, sy Hosea zanaka lahin'i Nona. BSB BSB: Then Moses came with Joshua son of Nun and recited all the words of this song in the hearing of the people.
45 ULB Ary tapitra voatanisan'i Mosesy tamin'Israely manontolo izany teny rehetra izany. BSB BSB: When Moses had finished reciting all these words to all Israel,
46 ULB Ary hoy Izy tamin'izy ireo: 'Hafantohy ao an-tsainareo ireo teny rehetra izay nijoroako vavolombelona taminareo androany, mba handidianareo ny zanakareo hitandrina an'izany, ny teny rehetra an'ity lalana ity. BSB BSB: he said to them, “Take to heart all the words I have solemnly declared to you this day, so that you may command your children to carefully follow all the words of this law.
47 ULB Fa tsy zava-poana ho anareo izany, satria fiainanareo, fa amin'izany zavatra izany no hahalava ny andronao amin'ilay tany izay hiampitanao an'i Jordana ho fanananao." BSB BSB: For they are not idle words to you, because they are your life, and by them you will live long in the land that you are crossing the Jordan to possess.”
48 ULB Niresaka tamin'i Mosesy Yaveh tamin'io andro io ihany ka niteny hoe: BSB BSB: On that same day the LORD said to Moses,
49 ULB "Mandehana miakatra amin'ireo tendrombohotr'i Abarima, miakatra hatrany an-tendrombohitra Nebo, izay any amin'ny tanin'i Moaba, tandrifin'i Jeriko. Hitazana ny tany Kanana, izay homeko ireo zanak'Israely ho fananany ianao. BSB BSB: “Go up into the Abarim Range to Mount Nebo, in the land of Moab across from Jericho, and view the land of Canaan, which I am giving to the Israelites as their own possession.
50 ULB Ho faty eo amin'ny tendrombohitra izay hiakaranao ianao, ary ho voahangona eo amin'ireo vahoakanao, tahaka ny nahafatesan'i Arona Israelita namanao tany an-tendrombohitra Hora ka nahangona teo amin'ireo vahoakany. BSB BSB: And there on the mountain that you climb, you will die and be gathered to your people, just as your brother Aaron died on Mount Hor and was gathered to his people.
51 ULB Izany no hiseho satria ianao dia tsy nahatoky Ahy teo anatrehan'ireo vahoakan'Israely tany amin'ny ranon'i Meriba tany Kadesy, tany an'efitr'i Zina; satria ianao tsy nitondra Ahy tamim-boninahitra sy tamim-panajana teo anatrehan'ireo vahoakan'Israely. BSB BSB: For at the waters of Meribah-kadesh in the Wilderness of Zin, both of you broke faith with Me among the Israelites by failing to treat Me as holy in their presence.
52 ULB Fa ho hitanao eo anoloanao ny tany, kanefa tsy handeha any ianao, any amin'ny tany izay homeko ny vahoakan'Israely." BSB BSB: Although you shall see from a distance the land that I am giving the Israelites, you shall not enter it.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.