1 ULB Alefaso eny ambonin'ny rano ny mofonao, fa ho hitanao indray izany afaka andro maromaro. BSB BSB: Cast your bread upon the waters, for after many days you will find it again.
2 ULB Zarao amin'ny olona fito izany, na dia olona valo aza, fa tsy fantatrareo izay hahatongavan'ireo loza amin'ny tany. BSB BSB: Divide your portion among seven, or even eight, for you do not know what disaster may befall the land.
3 ULB Raha feno ranon'orana ireo rahona, dia manafoana izany eny amin'ny tany ireny, ary raha mianjera mankany atsimo ny hazo iray na mankany avaratra, na aiza na aiza hianjeran'izany, dia eo no hitoeran'izany. BSB BSB: If the clouds are full, they will pour out rain upon the earth; whether a tree falls to the south or to the north, in the place where it falls, there it will lie.
4 ULB Mety tsy hamboly ny olona izay mijery ny rivotra, ary mety tsy hijinja ny olona izay mijery ireo rahona. BSB BSB: He who watches the wind will fail to sow, and he who observes the clouds will fail to reap.
5 ULB Toa anao izay tsy mahalala akory ny lalan'ny rivotra, na ny nitomboan'ny taolan'ny zaza tao an-kibon'ny bevohoka, toy izany koa ianao tsy afaka mahatakatra ny asan'Andriamanitra, izay namorona ny zava-drehetra. BSB BSB: As you do not know the path of the wind, or how the bones are formed in a mother’s womb, so you cannot understand the work of God, the Maker of all things.
6 ULB Amboleo amin'ny maraina ireo voanao; hatramin'ny hariva, miasà amin'ireo tananao araka izay ilaina, fa tsy fantatrao izay mety hanambina, na maraina na hariva, na ity na iry, na samy ho tsara avokoa ny roa tonta. BSB BSB: Sow your seed in the morning, and do not rest your hands in the evening, for you do not know which will succeed, whether this or that, or if both will equally prosper.
7 ULB Mamy tokoa ny mazava, ary zavatra mahafinaritra ny maso ny mahita ny masoandro. BSB BSB: Light is sweet, and it pleases the eyes to see the sun.
8 ULB Raha misy olona miaina an-taonany maro, aoka izy ho faly amin'ireny rehetra ireny, nefa aoka izy hisaina ny momban'ireo andron'ny aizina ho avy, fa ho maro ireny. Ny zava-drehetra hitranga dia entona manjavona. BSB BSB: So if a man lives many years, let him rejoice in them all. But let him remember the days of darkness, for they will be many. Everything to come is futile.
9 ULB Mifalia, ry zatovo, amin'ny fahatanoranao, ary aoka ny fonao ho faly amin'ny andron'ny fahatanoranao. Manaraha ny faniriana tsaran'ny fonao, sy izay rehetra eo amin'ny hitan'ny masonao. Kanefa, fantaro fa Andriamanitra hitondra anao eo amin'ny fitsarana ny amin'ireo zavatra rehetra ireo. BSB BSB: Rejoice, O young man, while you are young, and let your heart be glad in the days of your youth. Walk in the ways of your heart and in the sight of your eyes, but know that for all these things God will bring you to judgment.
10 ULB Alaviro amin'ny fonao ny hatezerana, ary aza miraharaha akory ny fanaintainana eo amin'ny vatanao, satria ny hatanorana sy ny heriny dia zava-poana. BSB BSB: So banish sorrow from your heart, and cast off pain from your body, for youth and vigor are fleeting.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.