1 ULB Taorian'ireo zavatra ireo, dia nasandratr'i Ahasoerosy mpanjaka i Hamana zanak'i Hamedota ao Agagita, ary napetrany ambonin'ireo manam-pahefana rehetra izay niaraka taminy ny toeram-pahefany. BSB BSB: After these events, King Xerxes honored Haman son of Hammedatha, the Agagite, elevating him to a position above all the princes who were with him.
2 ULB Ireo mpanompon'ny mpanjaka rehetra izay tao am-bavahadin'ny mpanjaka dia nandohalika sy niankohoka tamin'i Hamana, arak'izay nibakoin'ny mpanjaka hataon'izy ireo. Saingy tsy nandohalika na niankohoka taminy i Mordekay. BSB BSB: All the royal servants at the king’s gate bowed down and paid homage to Haman, because the king had commanded that this be done for him. But Mordecai would not bow down or pay homage.
3 ULB Dia hoy ireo mpanompon'ny mpanjaka izay teo am-bavahadin'ny mpanjaka tamin'i Mordekay hoe: "Nahoana ianao no tsy mankatoa ny didin'ny mpanjaka?" BSB BSB: Then the royal servants at the king’s gate asked Mordecai, “Why do you disobey the command of the king?”
4 ULB Niresaka taminy isan'andro izy ireo, saingy nandà ny hanatanterahana ny fangatahan'izy ireo izy. Koa dia niresaka tamin'i Hamana izy ireo mba hizaha raha nijanona toy izany ilay zavatra momban'i Mordekay, fa izy dia efa nilaza tamin'izy ireo fa Jiosy izy. BSB BSB: Day after day they warned him, but he would not comply. So they reported it to Haman to see whether Mordecai’s behavior would be tolerated, since he had told them he was a Jew.
5 ULB Rehefa hitan'i Hamana fa tsy nandohalika sy niankohoka taminy i Mordekay, dia feno fahatezerana izy. BSB BSB: When Haman saw that Mordecai would not bow down or pay him homage, he was filled with rage.
6 ULB Nandà ny hevitra hamono an'i Mordekay irery ihany izy, fa ireo mpanompon'ny mpanjaka nilaza taminy hoe iza moa ny vahoakan'i Mordekay. Naniry ny handringana ny Jiosy rehetra i Hamana, ny vahoakan'i Mordekay, izay tao amin'ny fanjakan'i Ahasoerosy manontolo. BSB BSB: And when he learned the identity of Mordecai’s people, he scorned the notion of laying hands on Mordecai alone. Instead, he sought to destroy all of Mordecai’s people, the Jews, throughout the kingdom of Xerxes.
7 ULB Tamin'ny volana voalohany (izay volan'i Nisana), tamin'ny faharoa ambin'ny folo taona nanjakan'i Ahasoerosy, dia ny Pora—izany no loka—natsipy teo anoloan'i Hamana, mba hifidianana andro sy volana. Dia natsipin'izy ireo ombieny ombieny ny loka mandra-pilatsahan'izany teo amin'ny volana faha roambin'ny folo (izay volan'ny Adara). BSB BSB: In the twelfth year of King Xerxes, in the first month, the month of Nisan, the Pur (that is, the lot) was cast before Haman to determine a day and month. And the lot fell on the twelfth month, the month of Adar.
8 ULB Dia hoy Hamana tamin'i Ahasoerosy Mpanjaka hoe: "Misy vahoaka sasany miely sy miparitaka manerana ny faritanin'ny fanjakanao rehetra. Ny lalàn'izy ireo dia hafa noho ny an'ny vahoaka sasany, ary izy ireo dia tsy mba mitandrina ny lalàn'ny mpanjaka, ka tsy mahasoa ny mpanjaka ny famelana azy ireo hijanona. BSB BSB: Then Haman informed King Xerxes, “There is a certain people scattered and dispersed among the peoples of every province of your kingdom. Their laws are different from everyone else’s, and they do not obey the king’s laws. So it is not in the king’s best interest to tolerate them.
9 ULB Fa raha sitraky ny mpanjaka, dia manomeza baiko mba hamonoana azy ireo, ary handoa talenta volafotsy iray alina eo an-tanan'ny mpanao raharahan'ny mpanjaka aho, mba ho entina ao amin'ny rakitry ny mpanjaka." BSB BSB: If it pleases the king, let a decree be issued to destroy them, and I will deposit ten thousand talents of silver into the royal treasury to pay those who carry it out.”
10 ULB Dia nandray peratra fitombokase tamin'ny tanany ny mpanjaka ary nomeny an'i Hamana zanaka lahin'i Hamedata Agatita, fahavalon'ireo Jiosy. BSB BSB: So the king removed the signet ring from his finger and gave it to Haman son of Hammedatha, the Agagite, the enemy of the Jews.
11 ULB Hoy ny mpanjaka tamin'i Hamana hoe: "Hitako fa naverina taminareo sy ny vahoakareo ny vola. Ho ataonareo amin'izay rehetra hirinareo izany." BSB BSB: “Keep your money,” said the king to Haman. “These people are given to you to do with them as you please.”
12 ULB Dia voaantso tamin'ny andro fahatelo ambin'ny folo tamin'ny volana voalohany ireo mpanora-dalàn'ny mpanjaka, ary ny lalàna rehetra izay nandidian'i Hamana dia nosoratana ho an'ireo governoram-paritanin'ny mpanjaka, ireo izay teo amin'ny faritany rehetra, ho an'ireo governoran'ny olona samihafa rehetra, ary ho an'ny manam-pahefan'ny vahoaka rehetra, isakin'ny faritany ny sora-tanan'izy ireo, ary ho an'ny vahoaka rehetra isakin'ny fiteniny avy. Dia nosoratana tamin'ny anaran'i Ahasoerosy mpanjaka izany ary voatombokase tamin'ny peratrany. BSB BSB: On the thirteenth day of the first month, the royal scribes were summoned and the order was written exactly as Haman commanded the royal satraps, the governors of each province, and the officials of each people, in the script of each province and the language of every people. It was written in the name of King Xerxes and sealed with the royal signet ring.
13 ULB Natolo-tanana tamin'ny alalan'ireo iraka tany amin'ny faritanin'ny mpanjaka rehetra ireo antontan-taratasy, mba handringanana, hamonoana, ary hamotehana ny Jiosy rehetra, manomboka amin'ny tanora ka hatramin'ny antitra, ary ny ankizy sy ny vehivavy, anatin'ny andro iray—amin'ny andro faha-telo ambin'ny folo amin'ny volana faharoa ambin'ny folo (izay volan'i Adara) —ary mba handrobana ny haren'izy ireo. BSB BSB: And the letters were sent by couriers to each of the royal provinces with the order to destroy, kill, and annihilate all the Jews—young and old, women and children—and to plunder their possessions on a single day, the thirteenth day of Adar, the twelfth month.
14 ULB Natao lalàna isaky ny faritany ny dika amin'ilay taratasy. Dia nampahafantarina ny vahoaka rehetra isaky ny faritany rehetra fa tokony hiomanan'izy ireo ho amin'izany andro izany. BSB BSB: A copy of the text of the edict was to be issued in every province and published to all the people, so that they would be ready on that day.
15 ULB Dia nivoaka ireo iraka ary nizara faingana ny didin'ny mpanjaka. Efa voazara tao amin'ny fiarovana mafin'ny Sosana ihany koa ny lalàna. Nipetraka mba hisotro i Hamana sy ny mpanjaka, saingy tao anaty korontana ny tanànan'ny Sosana. BSB BSB: The couriers left, spurred on by the king’s command, and the edict was issued in the citadel of Susa. Then the king and Haman sat down to drink, but the city of Susa was in confusion.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.