1 ULB Ireto ny anaran'ireo zanaka lahin'Israely izay nankany Egypta niaraka tamin'i Jakoba, izay niaraka tamin'ireo ankohonany avy: BSB BSB: These are the names of the sons of Israel who went to Egypt with Jacob, each with his family:
2 ULB Robena, Simeona, Levy ary Joda; BSB BSB: Reuben, Simeon, Levi, and Judah;
3 ULB Isakara, Zebolona, ary Benjamina, BSB BSB: Issachar, Zebulun, and Benjamin;
4 ULB Dana, Naftaly, Gada ary Asera. BSB BSB: Dan and Naphtali; Gad and Asher.
5 ULB Ireo taranak'i Jakoba rehetra dia miisa fitopolo. Josefa kosa dia efa tany Egypta. BSB BSB: The descendants of Jacob numbered seventy in all, including Joseph, who was already in Egypt.
6 ULB Ary maty i Josefa, sy ny rahalahiny rehetra, ary ireo taranaka rehetra ireo. BSB BSB: Now Joseph and all his brothers and all that generation died,
7 ULB Namokatra ireo Israelita, nitombo hatrany ny isan'izy ireo, ary lasa tena natanjaka; feno azy ireo ny tany. BSB BSB: but the Israelites were fruitful and increased rapidly; they multiplied and became exceedingly numerous, so that the land was filled with them.
8 ULB Ary dia nisy mpanjaka vaovao nanjaka nanerana an'i Egypta, izay tsy nahafantatra ny momban'i Josefa. BSB BSB: Then a new king, who did not know Joseph, came to power in Egypt.
9 ULB Hoy izy tamin'ireo vahoakany hoe: "Indro, ireo Israelita dia maro an'isa sy matanjaka kokoa noho isika. BSB BSB: “Look,” he said to his people, “the Israelites have become too numerous and too powerful for us.
10 ULB Manatona, aoka isika ifampiraharaha am-pahendrena amin'izy ireo, raha tsy izany dia hitombo isa hatrany izy ireo, ary raha vaky ny ady, dia hamonjy ireo fahavalontsika izy ireo, hiady amintsika, ary handao ny tany." BSB BSB: Come, let us deal shrewdly with them, or they will increase even more; and if a war breaks out, they may join our enemies, fight against us, and leave the country.”
12 ULB Saingy voamaika ireo Egyptiana mampahory azy ireo, dia voamaika nitombo an'isa sy niparitaka ireo Israelita. Koa dia nanomboka natahotra ireo Israelita ireo Egyptiana. BSB BSB: But the more they were oppressed, the more they multiplied and flourished; so the Egyptians came to dread the Israelites.
13 ULB Nampiasain'ireo Egyptiana fatratra ireo Israelita. BSB BSB: They worked the Israelites ruthlessly
15 ULB Ary niresaka tamin'ireo mpampivelona Hebreo ny mpanjakan'i Egypta; ny anaran'ny iray dia Sifra, ary ny anankiray Poa. BSB BSB: Then the king of Egypt said to the Hebrew midwives, whose names were Shiphrah and Puah,
16 ULB Hoy izy hoe: "Rehefa manatrika ireo vehivavy Hebreo eo amin'ny seza fiterahana ianareo, dia araho maso izy ireo rehefa miteraka. Raha zaza lahy izany, dia tsy maintsy hovonoinareo izy; fa raha zaza vavy kosa, dia afaka avela ho velona." BSB BSB: “When you help the Hebrew women give birth, observe them on the birthstools. If the child is a son, kill him; but if it is a daughter, let her live.”
17 ULB Fa natahotra an'Andriamanitra ireo mpampivelona ka tsy nanao izay nandidian'i mpanjakan'i Egypta azy ireo; navelan'izy ireo ho velona ireo zaza lahy. BSB BSB: The midwives, however, feared God and did not do as the king of Egypt had instructed; they let the boys live.
18 ULB Nampiantso ireo mpampivelona ny mpanjakan'i Egypta ka niteny tamin'izy ireo hoe: "Nahoana no nanao izao ianareo, ary namela ireo zazalahy kely ho velona?" BSB BSB: So the king of Egypt summoned the midwives and asked them, “Why have you done this? Why have you let the boys live?”
19 ULB Dia namaly an'i Farao ireo mpampivelona hoe: "tsy mitovy amin'ireo vehivavy Egyptiana ireo vehivavy Hebreo. Matanjaka izy ireo ka efa nahavita namoaka zaza mialohan'ny hatongavan'ny mpampivelona any amin'izy ireo." BSB BSB: The midwives answered Pharaoh, “The Hebrew women are not like the Egyptian women, for they are vigorous and give birth before a midwife arrives.”
20 ULB Narovan'Andriamanitra ireo mpampivelona ireo. Nitombo an'isa ireo mponina ary tena niha-natanjaka. BSB BSB: So God was good to the midwives, and the people multiplied and became even more numerous.
21 ULB Satria natahotra an'Andriamanitra ireo mpampivelona, dia nomeny ankohonana izy ireo. BSB BSB: And because the midwives feared God, He gave them families of their own.
22 ULB Nandidy ireo vahoakany rehetra Farao hoe: "Tsy maintsy harianareo any amin'ny renirano ny zazalahy rehetra izay vao teraka, fa ny zazavavy havelanareo ho velona." BSB BSB: Then Pharaoh commanded all his people: “Every son born to the Hebrews you must throw into the Nile, but every daughter you may allow to live.”