1 ULB Dia hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe: "Manamboara vato fisaka roa tahaka ireo voalohany. Hosoratako ao ireo teny izay tao anatin'ny vato fisaka voalohany, dia ireo vato izay novakianao. BSB BSB: Then the LORD said to Moses, “Chisel out two stone tablets like the originals, and I will write on them the words that were on the first tablets, which you broke.
2 ULB Mivonona mandra-maraina ary miakara any an-tendrombohitr'i Sinay, dia asehoy amiko eo an-tampon-tendrombohitra ny tenanao. BSB BSB: Be ready in the morning, and come up on Mount Sinai to present yourself before Me on the mountaintop.
3 ULB Tsy hisy olona hiara-hiakatra aminao. Koa aza avela hisy olon-kafa ho hita eny an-tendrombohitra. Aoka tsy hisy na biby fiompy na omby aza hiraoka eo anoloan'ny tendrombohitra." BSB BSB: No one may go up with you; in fact, no one may be seen anywhere on the mountain—not even the flocks or herds may graze in front of the mountain.”
4 ULB Dia namboarin'i Mosesy ireo vato fisaka roa tahaka ireo voalohany, ary nifoha maraina izy ka lasa niakatra tany an-tendrombohitra Sinay, araka ny nandidian'i Yaveh azy. Ary nentin'i Mosesy teny an-tanany ireo vato fisaka. BSB BSB: So Moses chiseled out two stone tablets like the originals. He rose early in the morning, and taking the two stone tablets in his hands, he went up Mount Sinai as the LORD had commanded him.
5 ULB Dia nidina tao amin'ny rahona Yaveh ka nitsangana niaraka tamin'i Mosesy teo, ary nanonona ny anarana hoe "Yaveh" izy. BSB BSB: And the LORD descended in a cloud, stood with him there, and proclaimed His name, the LORD.
6 ULB Dia nandalo teo anoloany Yaveh ka nanambara hoe: "Yaveh, Yaveh, Andriamanitra dia mamindra fo sy miantra, mahari-po, sy feno fahatokiam-panekena sy fahamendreham-pitokisana, BSB BSB: Then the LORD passed in front of Moses and called out: “The LORD, the LORD God, is compassionate and gracious, slow to anger, abounding in loving devotion and faithfulness,
7 ULB mitazona ny tsy fivadiham-panekena hatramin'ny taranaka arivo mifandimby, mamela heloka, fahadisoana, ary fahotana Izy. Kanefa hanadio izay meloka Izy. Hamaly ny helok'ireo ray amin'ireo zanaka Izy sy amin'ireo zanak'ireo zanaka, hatramin'ny taranaka fahatelo sy fahefatra." BSB BSB: maintaining loving devotion to a thousand generations, forgiving iniquity, transgression, and sin. Yet He will by no means leave the guilty unpunished; He will visit the iniquity of the fathers on their children and grandchildren to the third and fourth generations.”
8 ULB Dia nanondrika haingana ny lohany tamin'ny tany i Mosesy ka nivavaka. BSB BSB: Moses immediately bowed down to the ground and worshiped.
9 ULB Ka hoy izy hoe: "Ankehitriny raha nahita fitia teo imasonao aho, Tompoko, mba mandehana eo afovoanay, fa mafy hatoka ireo olona ireo. Mamelà ny helokay sy ny fahotanay, ary raiso ho lovanao izahay." BSB BSB: “O Lord,” he said, “if I have indeed found favor in Your sight, my Lord, please go with us. Although this is a stiff-necked people, forgive our iniquity and sin, and take us as Your inheritance.”
10 ULB Dia hoy Yaveh hoe: "Indro, hanao fanekena Aho. Ka eo anatrehan'ny olonao rehetra, dia hanao zava-mahagaga izay tsy mbola natao tamin'ny tany rehetra na firenena Aho. Hahita ireo asako ny olon-drehetra ao aminao, fa zavatra mampatahotra no hataoko miaraka aminao. BSB BSB: And the LORD said, “Behold, I am making a covenant. Before all your people I will perform wonders that have never been done in any nation in all the world. All the people among whom you live will see the LORD’s work, for it is an awesome thing that I am doing with you.
11 ULB Ankatoavy izay nandidiako anao androany. Horoahiko hiala tsy ho eo anatrehanareo ireo Amorita, Kanananita, Hetita, Perizita, Hivita, ary ireo Jebosita. BSB BSB: Observe what I command you this day. I will drive out before you the Amorites, Canaanites, Hittites, Perizzites, Hivites, and Jebusites.
12 ULB Koa mitandrema mba tsy hanao fifanekena amin'ny mponina any amin'ny tany izay alehanao ianao, fandrao lasa fandrika eo aminareo izany. BSB BSB: Be careful not to make a treaty with the inhabitants of the land you are entering, lest they become a snare in your midst.
13 ULB Nefa kosa, ravao ireo alitarany, torotoroy ireo tsangam-batony, ary poteho ireo bao Aserahan'izy ireo. BSB BSB: Rather, you must tear down their altars, smash their sacred stones, and chop down their Asherah poles.
14 ULB Ary ianao tsy hanompo Andriamanin-kafa, fa Yaveh, izay manana anarana hoe Saropiaro, dia Andriamanitra saro-piaro. BSB BSB: For you must not worship any other god, for the LORD, whose name is Jealous, is a jealous God.
15 ULB Koa mitandrema mba tsy hanao fifanekena amin'ny mponina ao amin'ny tany, satria izy ireo mivarotra ny tenany amin'ireo andriamaniny, ary manao sorona ho an'ireo andriamaniny izy ireo. Ka ny iray amin'izy ireo hanasa anao, dia hihinana ny sasany amin'ny sorony ianao, BSB BSB: Do not make a covenant with the inhabitants of the land, for when they prostitute themselves to their gods and sacrifice to them, they will invite you, and you will eat their sacrifices.
16 ULB ary na dia haka ny sasany amin'ireo zanany vavy ho an'ireo zanakao lahy aza ianao, dia mbola hivarotra ny tenany amin'ireo andriamaniny ihany ireo zanany vavy, ary hampijangajanga ireo zanakao lahy amin'ireo andriamaniny. BSB BSB: And when you take some of their daughters as brides for your sons, their daughters will prostitute themselves to their gods and cause your sons to do the same.
17 ULB Aza manao andriamanitra voavolavola amin'ny vy ho anao. BSB BSB: You shall make no molten gods for yourselves.
18 ULB Aoka ho tandremanao ny Firavoravoan'ny Mofo Tsy misy Masirasira. Araka ny nandidiako anao, hafitoana no hinananao ny mofo tsy misy lalivay amin'ny fotoana raikitra amin'ny volana Abiba, satria tamin' ny volana Abiba no nivoahanareo avy tany Egypta. BSB BSB: You are to keep the Feast of Unleavened Bread. For seven days at the appointed time in the month of Abib, you are to eat unleavened bread as I commanded you. For in the month of Abib you came out of Egypt.
19 ULB Ireo lahimatoa rehetra dia Ahy, eny na dia ny lahimatoa rehetra amin'ireo biby fiompinao aza, ny omby sy ireo ondry. BSB BSB: The first offspring of every womb belongs to Me, including all the firstborn males among your livestock, whether cattle or sheep.
20 ULB Koa tsy maintsy hiverina hividy ny apondra sy ny ondry ianao, ka rehefa tsy haverinao vidiana izany, dia hofolahinao ny vozony. Tsy maintsy haverinao vidiana ireo lahimatoan'ireo zanakao lahy. Ary aoka tsy hisy olona hiseho eo anoloako amin-tanam-polo BSB BSB: You must redeem the firstborn of a donkey with a lamb; but if you do not redeem it, you are to break its neck. You must redeem all the firstborn of your sons. No one shall appear before Me empty-handed.
21 ULB Mety hiasa mandritry ny enina andro ianao, fa amin'ny andro fahafito dia tsy maintsy mitsahatra ianao. Eny na dia amin'ny taom-pamafazana sy taom-pijinjana aza, dia tsy maintsy mitsahatra ianao. BSB BSB: Six days you shall labor, but on the seventh day you shall rest; even in the seasons of plowing and harvesting, you must rest.
22 ULB Tsy maintsy hitandrina ny Herinandron'ny Firavoravoana amin'ny fanaterana ny voaloham-bokatra amin'ny fijinjam-bary ianao, ary tsy maintsy hitandrina ny Andro firavoravoana amin'ny fanangonana amin'ny fiafaran'ny taona ianao. BSB BSB: And you are to celebrate the Feast of Weeks with the firstfruits of the wheat harvest, and the Feast of Ingathering at the turn of the year.
23 ULB Tsy maintsy hiseho intelo isan-taona eo anatrehan'ny Tompo Yaveh ny lehilahinao rehetra, dia ny Andriamanitry ny Israely. BSB BSB: Three times a year all your males are to appear before the Lord GOD, the God of Israel.
24 ULB Fa handroaka firenena eo alohanao Aho ary hanitatra ny sisin-taninao. Tsy hisy haniry ny hanana ny taninao ho azy rehefa miakatra miseho eo anoloan'i Yaveh Andriamanitrao intelo isan-taona ianao. BSB BSB: For I will drive out the nations before you and enlarge your borders, and no one will covet your land when you go up three times a year to appear before the LORD your God.
25 ULB Tsy hanolotra ràm-biby atao fanatitra miaraka amin'ny lalivay ianao, na hamela ny hena avy amin'ny fanatitra amin'ny andro Firavoravoan'ny Paska ho tra-maraina. BSB BSB: Do not offer the blood of a sacrifice to Me along with anything leavened, and do not let any of the sacrifice from the Passover Feast remain until morning.
26 ULB Tsy maintsy entinao ao an-tranoko ny tsara indrindra amin'ny voaloham-bokatra avy amin'ny sahanao. Ary ianao tsy hahandro zanak'osy amin'ny rononon-dreniny." BSB BSB: Bring the best of the firstfruits of your soil to the house of the LORD your God. You must not cook a young goat in its mother’s milk.”
27 ULB Dia hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe: "Soraty ao ireo teny ireo, fa Izaho hanao antoka ny tenako amin'ireo teny izay nolazaiko, ary efa nanao fanekena taminao sy Israely." BSB BSB: The LORD also said to Moses, “Write down these words, for in accordance with these words I have made a covenant with you and with Israel.”
28 ULB Niaraka tamin'i Yaveh efapolo andro sy efapolo alina tany Mosesy; tsy nisakafo na nisotro rano izy. Dia nosoratany tamin'ireo vato fisaka ireo teny fanekena, dia ny Didy folo. BSB BSB: So Moses was there with the LORD forty days and forty nights without eating bread or drinking water. He wrote on the tablets the words of the covenant—the Ten Commandments.
29 ULB Rehefa nidina avy any an-tendrombohitra Sinay niaraka tamin'ireo vato fisaka roa nisy ny didim-panekena teny an-tanany Mosesy, dia tsy fantany fa lasa namirapiratra ny hodi-tavany rehefa niresaka tamin'Andriamanitra. BSB BSB: And when Moses came down from Mount Sinai with the two tablets of the Testimony in his hands, he was unaware that his face had become radiant from speaking with the LORD.
30 ULB Rehefa nahita an'i Mosesy i Arona sy ireo Israelita, dia namirapiratra ny hodi-tavany, ka natahotra ny hanakaiky azy izy ireo. BSB BSB: Aaron and all the Israelites looked at Moses, and behold, his face was radiant. And they were afraid to approach him.
31 ULB Fa Mosesy niantso azy ireo, ary Arona sy ireo mpitarika rehetra eo amin'ny fivondronana kosa niakatra nankeo aminy. Ary dia niresaka tamin'izy ireo Mosesy. BSB BSB: But Moses called out to them; so Aaron and all the leaders of the congregation returned to him, and Moses spoke to them.
32 ULB Taorian'izany, nanatona an'i Mosesy ny vahoakan'Israely rehetra, ary izy nanambara ireo didy izay nomen'i Yaveh azy tany an-tendrombohitra Sinay. BSB BSB: And after this all the Israelites came near, and Moses commanded them to do everything that the LORD had told him on Mount Sinai.
33 ULB Rehefa vita ny resak'i Mosesy tamin'izy ireo, dia nasiany voaly ny tavany. BSB BSB: When Moses had finished speaking with them, he put a veil over his face.
34 ULB Na oviana na oviana no handehanan'i Mosesy eo anoloan'i Yaveh mba hiresaka aminy, dia nanala ny voaliny izy, mandra-pivoahany. Ary rehefa nivoaka izy, dia nilaza tamin'ireo Israelita izay nandidiana azy ho lazainy. BSB BSB: But whenever Moses went in before the LORD to speak with Him, he would remove the veil until he came out. And when he came out, he would tell the Israelites what he had been commanded,
35 ULB Rehefa hitan'ny Israelita ny famirapiratan'ny tavan'i Mosesy, dia nasarony ny tavany indray ny voaly madra-piveriny ao mba hiresaka amin'i Yaveh. BSB BSB: and the Israelites would see that the face of Moses was radiant. So Moses would put the veil back over his face until he went in to speak with the LORD.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.