1 ULB Nampivory ireo mponin'ny Israelita rehetra Mosesy ary niteny tamin'izy ireo hoe: "Ireto ny zavatra izay nandidian'i Yaveh ho ataonareo. BSB BSB: Then Moses assembled the whole congregation of Israel and said to them, “These are the things that the LORD has commanded you to do:
2 ULB Andro enina no afaka anaovana ny asa, fa ho anareo, ny andro fahafito dia ho andro masina, andro Sabatan'ny fitsaharana feno, sy masina ho an'i Yaveh. Na iza na iza miasa amin'izany andro izany dia hovonoina ho faty. BSB BSB: For six days work may be done, but the seventh day shall be your holy day, a Sabbath of complete rest to the LORD. Whoever does any work on that day must be put to death.
3 ULB Aoka tsy handrehitra afo any amin'ny tranonareo ianareo amin'ny andro Sabata." BSB BSB: Do not light a fire in any of your dwellings on the Sabbath day.”
4 ULB Niteny tamin'ireo fivondronan'ny Israelita rehetra Mosesy, nanao hoe: "Izao no zavatra nandidian'i Yaveh. BSB BSB: Moses also told the whole congregation of Israel, “This is what the LORD has commanded:
5 ULB Makà fanatitra ho an'i Yaveh, ianareo rehetra izay manana fahavononam-po. Mitondrà fanatitra ho an'i Yaveh—volamena, volafotsy, varahina, BSB BSB: Take from among you an offering to the LORD. Let everyone whose heart is willing bring an offering to the LORD: gold, silver, and bronze;
6 ULB manga, volomparasy, ary volon'ondry jaky sy rongony fotsy madinika; volon'osy; BSB BSB: blue, purple, and scarlet yarn; fine linen and goat hair;
7 ULB hoditr'ondry lahy miloko mena sy hodi-dogaona; hazo akasia; BSB BSB: ram skins dyed red and fine leather; acacia wood;
8 ULB menaka atao amin'ny fanaovan-jiro masina, hanitra ho an'ny menaka fanosorana ary ditin-kazo manitra, BSB BSB: olive oil for the light; spices for the anointing oil and for the fragrant incense;
9 ULB vato berila sy vato sarobidy hafa apetraka ho amin'ny efoda sy ny saron-tratra. BSB BSB: and onyx stones and gemstones to be mounted on the ephod and breastpiece.
10 ULB Ny lehilahy rehetra izay manana fahaizana eo aminareo dia ho avy ka hanao ny zavatra rehetra izay nandidian'i Yaveh— BSB BSB: Let every skilled craftsman among you come and make everything that the LORD has commanded:
11 ULB ny tabernakely mbamin'ny lainy, ny sarony, ny varangony, ny rafitrany, ny barany, ny tsangatsangany, ary ny faladiany; BSB BSB: the tabernacle with its tent and covering, its clasps and frames, its crossbars, posts, and bases;
12 ULB ary koa ny fiara mbamin'ny baony, ny sarom-panavoatana ary ny lamba hanafenana azy. BSB BSB: the ark with its poles and mercy seat, and the veil to shield it;
13 ULB Nentin'izy ireo ilay latabatra mbamin'ny baony, ny fanaka rehetra ao aminy, ary ny mofon'ny fanatrehana; BSB BSB: the table with its poles, all its utensils, and the Bread of the Presence;
14 ULB ny fanaovan-jiro ho an'ireo hazavana, mbamin'ny fitaovana amin'izany, ireo jirony, ary ny solika ho an'ireo jiro; BSB BSB: the lampstand for light with its accessories and lamps and oil for the light;
15 ULB ny alitara fandoroana miaraka amin'ireo baony, ny menaka fanosorana sy ny ditin-kazo manitra; ny fefy lamba ho an'ny fidiran'ny tabernakely; BSB BSB: the altar of incense with its poles; the anointing oil and fragrant incense; the curtain for the doorway at the entrance to the tabernacle;
16 ULB ny alitara ho an'ireo fanatitra dorana mbamin'ny makarakara varahin'izany sy ireo baony ary ireo fanaka; ary ny kovetabe sy ny faladiany. BSB BSB: the altar of burnt offering with its bronze grate, its poles, and all its utensils; the basin with its stand;
17 ULB Nentin'izy ireo ny fefy lamba ho an'ny kianja mbamin'ny tsangatsangany sy ny faladiany, sy ny lamba ho an'ny fidirana ao an-kianja; BSB BSB: the curtains of the courtyard with its posts and bases, and the curtain for the gate of the courtyard;
18 ULB ary ny fihantonan'ny lay ho an'ny tabernakely sy ny kianja, niaraka tamin'ireo tadiny. BSB BSB: the tent pegs for the tabernacle and for the courtyard, along with their ropes;
19 ULB Nitondra ireo akanjo voatenona madinika hanompoana teo amin'ny toerana masina izy ireo, ny akanjo masina ho an'i Arona mpisorona sy ireo zanany lahy, mba hanompoan'izy ireo ho mpisorona. BSB BSB: and the woven garments for ministering in the holy place—both the holy garments for Aaron the priest and the garments for his sons to serve as priests.”
20 ULB Avy eo dia nandao ary niala teo anatrehan'i Mosesy avokoa ireo fokon'ny Israely. BSB BSB: Then the whole congregation of Israel withdrew from the presence of Moses.
21 ULB Dia tonga ireo olona rehetra izay voatariky ny fony sy ireo izay notarihin'ny fanahiny hanam-piniavana ary nitondra fanatitra ho an'i Yaveh ho an'ny fanamboarana ny tabernakely, ho amin'izay zavatra rehetra mety ampiasaina amin'izany, sy ho an'ireo akanjo masina. BSB BSB: And everyone whose heart stirred him and whose spirit prompted him came and brought an offering to the LORD for the work on the Tent of Meeting, for all its services, and for the holy garments.
22 ULB Tonga izy ireo, na ny lehihahy na ny vehivavy, izay rehetra tsara sitrapo. Nitondra ireo fisisika, kavina, peratra, ireo firavaka, sy ireo karazana firavaka volamena rehetra izy ireo. Nanolotra fanatitra volamena ho fanatitra ahevaheva ho an'i Yaveh izy rehetra. BSB BSB: So all who had willing hearts, both men and women, came and brought brooches and earrings, rings and necklaces, and all kinds of gold jewelry. And they all presented their gold as a wave offering to the LORD.
23 ULB Ny olona rehetra izay nanana manga, volomparasy, na volon'ondry jaky, rongony fotsy madinika, volon'osy, hoditr'ondry lahy miloko mena, sy hodi-dogaona dia nitondra ireo. BSB BSB: Everyone who had blue, purple, or scarlet yarn, or fine linen, goat hair, ram skins dyed red, or articles of fine leather, brought them.
24 ULB Ny olona rehetra nanao fanatitra volafotsy na varahina dia nitondra izany ho fanatitra ho an'i Yaveh, ary ny olona rehetra izay nanana hazo akasia mety ampiasaina amin'ny asa dia nitondra izany. BSB BSB: And all who could present an offering of silver or bronze brought it as a contribution to the LORD. Also, everyone who had acacia wood for any part of the service brought it.
25 ULB Ireo vehivavy rehetra nanana fahaiza-manao dia namoly volon'ondry tamin'ny tanany ary nitondra izay voavoliny—manga, volomparasy, na volon'ondry jaky na rongony fotsy madinika. BSB BSB: Every skilled woman spun with her hands and brought what she had spun: blue, purple, or scarlet yarn, or fine linen.
26 ULB Ireo vehivavy rehetra nentanin'ny fony sy ireo izay nanana fahaizana dia namoly volon'osy. BSB BSB: And all the skilled women whose hearts were stirred spun the goat hair.
27 ULB Ireo mpitarika dia nitondra vato beryla sy vatosoa hafa koa mba hatao ao amin'ny efoda sy ireo saron-tratra; BSB BSB: The leaders brought onyx stones and gemstones to mount on the ephod and breastpiece,
28 ULB nitondra zava-manitra sy menaka ho amin'ny fanaovan-jiro, ho an'ny menaka fanosorana, ary ho an'ny ditin-kazo manitra izy ireo. BSB BSB: as well as spices and olive oil for the light, for the anointing oil, and for the fragrant incense.
29 ULB Dia nitondra fanati-tsitrapo ho an'i Yaveh ireo Israelita; ny lehilahy sy ny vehivavy rehetra izay notarihin'ny fony dia nitondra fitaovana ho amin'ny asa rehetra izay nandidian'i Yaveh tamin'ny alalan'i Mosesy mba hatao. BSB BSB: So all the men and women of the Israelites whose hearts prompted them brought a freewill offering to the LORD for all the work that the LORD through Moses had commanded them to do.
30 ULB Hoy Mosesy tamin'ireo Israelita hoe: "Indro, Yaveh niantso an'i Bezalila zanaka lahin'i Ory zanaka lahin'i Hora, avy amin'ny fokon'i Joda. BSB BSB: Then Moses said to the Israelites, “See, the LORD has called by name Bezalel son of Uri, the son of Hur, of the tribe of Judah.
31 ULB tamin'ny Fanahiny i Bezalila, mba hanome azy fahendrena, fahatakarana, ary fahalalana, amin'ireo karazana fanaovana tao-zavatra rehetra, BSB BSB: And He has filled him with the Spirit of God, with skill, ability, and knowledge in all kinds of craftsmanship,
32 ULB mba hanao asa kanto famoronana sy hiasa amin'ny volamena, volafotsy, ary varahina; BSB BSB: to design artistic works in gold, silver, and bronze,
33 ULB ary koa mba hanapaka sy hametraka ireo vato ary hisokitra ireo hazo—mba hanaovana ireo karazana asa famoronana rehetra sy fanaovana tao-zavatra. BSB BSB: to cut gemstones for settings, and to carve wood, so that he may be a master of every artistic craft.
34 ULB Nataony tao am-pony mba hampianarana izany, dia izy sy Oholiaba zanaka lahin'i Ahisamaka, avy amin'ny fokon'i Dana. BSB BSB: And the LORD has given both him and Oholiab son of Ahisamach, of the tribe of Dan, the ability to teach others.
35 ULB Nameno azy ireo tamin'ny fahaiza-manao zavatra mba hanaovana ireo karazana asa rehetra izy, ho mpanao asa-tanana, ho mpanao asa sokitra, ary ho mpanao peta-kofehy amin'ny manga, ny volomparasy, ny volon'ondry jaky ary ny rongony fotsy madinika, ary ho mpanenona. Mpanao asa tanana amin'ny karazan'asa rehetra izy ireo, ary mpamorona asa kanto. BSB BSB: He has filled them with skill to do all kinds of work as engravers, designers, embroiderers in blue, purple, and scarlet yarn and fine linen, and as weavers—as artistic designers of every kind of craft.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.