1 ULB I Bezalila sy Oholiaba ary ireo olona manan-talenta rehetra izay efa nomen'i Yaveh fahaiza-manao sy fahakingana mba ahafantatra ny fomba fiasa amin'ny fanamboarana ny toerana masina dia nanao ny asa arak'izay rehetra nadidin'i Yaveh. BSB BSB: “So Bezalel, Oholiab, and every skilled person are to carry out everything commanded by the LORD, who has given them skill and ability to know how to perform all the work of constructing the sanctuary.”
2 ULB Nampanantsoin'i Mosesy i Bezalila, Oholiaba, ary ireo olona manan-talenta izay nomen'i Yaveh fahaiza-manao, ary izay nentanin'ny fony ho avy ka hanao ny asa. BSB BSB: Then Moses summoned Bezalel, Oholiab, and every skilled person whom the LORD had gifted—everyone whose heart stirred him to come and do the work.
3 ULB Izy ireo dia nandray ireo fanatitra rehetra avy tamin'i Mosesy, izay nentin'ireo Isiraelita ho amin'ny fanamboarana ny toerana masina. Isa-maraina dia mbola nanome fanati-tsitrapo ho an'i Mosesy ireo olona. BSB BSB: They received from Moses all the contributions that the Israelites had brought to carry out the service of constructing the sanctuary. Meanwhile, the people continued to bring freewill offerings morning after morning,
4 ULB Koa ireo olona manan-talenta rehetra niasa teo amin'ilay toerana masina dia niala tamin'ny asany izay nataony. BSB BSB: so that all the skilled craftsmen who were doing all the work on the sanctuary left their work
5 ULB Ary nilaza tamin'i Mosesy ny mpanao asa tanana hoe: "Nitondra mihoatra noho izay ampy amin'ny fanaovana ny asa izay nandidian'i Yaveh ho ataonay ireo olona." BSB BSB: and said to Moses, “The people are bringing more than enough for doing the work the LORD has commanded us to do.”
6 ULB Koa Nanome baiko i Mosesy fa tsy tokony hisy hitondra fanatitra amin'ny fanamboarana ny toerana masina intsony ao amin'ny toby na iray aza. Ary nitsahatra nitondra fanomezana ireo olona. BSB BSB: After Moses had given an order, they sent a proclamation throughout the camp: “No man or woman should make anything else as an offering for the sanctuary.” So the people were restrained from bringing more,
7 ULB Nanana fitaovana mihoatra noho izay ilaina amin'ny asa rehetra izy ireo. BSB BSB: since what they already had was more than enough to perform all the work.
8 ULB Koa dia nanambotra tabernakely amin'ny lamba vita amin'ny rongony fotsy sy manga, volomparasy, sy volon'ondry jaky ary miendrika Kerobima ireo mpanao asa-tanana rehetra tao amin'izy ireo. Izany dia asan'i Bezalila, ilay mpanao asa-tanana tena mahay. BSB BSB: All the skilled craftsmen among the workmen made the ten curtains for the tabernacle. They were made of finely spun linen, as well as blue, purple, and scarlet yarn, with cherubim skillfully worked into them.
9 ULB Ny halavan'ny lamba tsirairay dia valo ambin'ny folo hakiho, ary ny sakany dia efatra hakiho. Mitovy habe ireo lamba rehetra. BSB BSB: Each curtain was twenty-eight cubits long and four cubits wide; all the curtains were the same size.
10 ULB Natambatr'i Bezalila ny lamba dimy, ary ireo dimy hafa dia natambany ihany koa. BSB BSB: And he joined five of the curtains together, and the other five he joined as well.
11 ULB Nanao tadivaravarana manga teo amin'ny faran'ny sisin-damba tamin'ny sisiny anakiray efa voavitrany izy, ary nataony toy izany koa sisin-damba tamin'ny vitrana faharoa. BSB BSB: He made loops of blue material on the edge of the end curtain in the first set, and also on the end curtain in the second set.
12 ULB Nanao tadivararavarana dimam-polo tamin'ireo lamba voalohany izy ary dimampolo ny tadivaravarana eny amin'ny sisiny tamin'ny lamba faharoa voavitrana. Koa ireo tadivaravarana dia mifanadrify avy. BSB BSB: He made fifty loops on one curtain and fifty loops on the end curtain of the second set, so that the loops lined up opposite one another.
13 ULB Nanao farango volamena dimam-polo izy ary nakambany niaraka tamin'izany ireo lamba mba hitambatra ho iray ny tabernakely. BSB BSB: He also made fifty gold clasps to join the curtains together, so that the tabernacle was a unit.
14 ULB Nanao lamba vita tamin'ny volon'osy i Bezalila ho lay handrakofana ny tabernakely; nahavita lamba iraika ambin'ny folo isa izy. BSB BSB: He then made curtains of goat hair for the tent over the tabernacle—eleven curtains in all.
15 ULB Ny halavan'ny lamba tsirairay dia telopolo hakiho, ary ny sakany lamba iray dia efatra hakiho. Mitovy habe ireo lamba iraika ambin'ny folo ireo. BSB BSB: Each of the eleven curtains was the same size—thirty cubits long and four cubits wide.
16 ULB Nakambany tsirairay ireo lamba dimy ary ny enina hafa dia nakambany manokana. BSB BSB: He joined five of the curtains into one set and the other six into another.
17 ULB Nasiany tadivaravarana dimampolo tamin'ireo ambin-damba voavitrana voalohany, ary dimampolo tamin'ireo ambin-damba izay nakambany tamin' ireo vitrana faharoa. BSB BSB: He made fifty loops along the edge of the end curtain in the first set, and fifty loops along the edge of the corresponding curtain in the second set.
18 ULB Nahavita farango varahina dimampolo i Bezalila mba hanakambanana ny lay ho iray. BSB BSB: He also made fifty bronze clasps to join the tent together as a unit.
19 ULB Nanamboatra fandrakofana vita amin'ny hoditr'ondry lahy miloko mena ho an'ny tabernakely, sy fandrakofana hafa vita amin'ny hoditra mba ho eo ambonin'izany izy. BSB BSB: Additionally, he made for the tent a covering of ram skins dyed red, and over that a covering of fine leather.
20 ULB Ary nanamboatra rafitra mitsangana vita amin'ny hazon'ny akasia i Bezalila ho amin'ny tabernakely. BSB BSB: Next, he constructed upright frames of acacia wood for the tabernacle.
21 ULB Ny halavan'ireo zana-kazo tsirairay dia folo hakiho, ary ny sakan'ireo zana-kazo dia iray sy sasany hakiho. BSB BSB: Each frame was ten cubits long and a cubit and a half wide.
22 ULB Ny rafitra tsirairay avy dia misy zana-kazo roa mba hampikambana azy ireo miaraka. Nataony toy izany avokoa ireo rafitry ny tabernakely. BSB BSB: Two tenons were connected to each other for each frame. He made all the frames of the tabernacle in this way.
23 ULB Dia nataony tahaka izao ireo rafitra rehetra ho an'ny tabernakely: rafitra roapolo ho an'ny ilany atsimo. BSB BSB: He constructed twenty frames for the south side of the tabernacle,
24 ULB Nanao tongony volafotsy efapolo i Bezalila mba atao eo ambanin'ireo rafitra roapolo. Nisy faladiany roa tao ambanin'ny rafitra iray mba hampitambatra an'ireo rafitra rehetra, ary faladiany roa ihany koa ambanin'ireo rafitra tsirairay hafa mba hikambanan'ireo. BSB BSB: with forty silver bases to put under the twenty frames—two bases for each frame, one under each tenon.
25 ULB Ary ny ilany faharoan'ny tabernakely, teo amin'ny ilany avaratra, dia nasiany rafitra roapolo BSB BSB: For the second side of the tabernacle, the north side, he made twenty frames
26 ULB sy faladiany volafotsy efapolo. Misy faladiany roa ambanin'ilay rafitra voalohany, faladiany roa no ambanin' ilay hazo fisaka manaraka, dia toy izay hatrany. BSB BSB: and forty silver bases—two bases under each frame.
27 ULB Nanamboatra rafitra enina i Bezalila ho an'ny lamosin'ny tabernakely andrefana. BSB BSB: He made six frames for the rear of the tabernacle, the west side,
28 ULB Nasiany rafitra roa eny amin'ireo zorony tabernakely. BSB BSB: and two frames for the two back corners of the tabernacle,
29 ULB Ireo hazo fisaka ireo dia nisaraka avy ny ambany, fa nitambatra tamin'ny mason-drojo iray eny an-tampony. Nataony tahaka izany ny roa tamin'ireo ho an'ny zorony roa. BSB BSB: coupled together from bottom to top and fitted into a single ring. He made both corners in this way.
30 ULB Ary nisy rafitra valo, niaraka tamin'ireo faladiany volafotsy. Enina ambin'ny folo ny isan'ireo faladiany, faladiany roa ambanin'ny rafitra voalohany, faladiany roa ambanin'ny rafitra manaraka, ary toy izany hatrany. BSB BSB: So there were eight frames and sixteen silver bases—two under each frame.
31 ULB Nanao bara vita amin'ny hazo akasia i Bezalila—dimy ho an'ny rafitry ny ilan'ny tabernakely, BSB BSB: He also made five crossbars of acacia wood for the frames on one side of the tabernacle,
32 ULB bara dimy ho an'ny rafitra amin'ny ilan'ny tabernakely hafa, ary bara dimy ho an'ny rafitra ao an-damosin'ny tabernakely miakandrefana. BSB BSB: five for those on the other side, and five for those on the rear side of the tabernacle, to the west.
33 ULB Nataony teo anivon'ireo rafitra ilay bara, izany hoe, antenantenany ambony, mba hahatrarana ny farany roa. BSB BSB: He made the central crossbar to run through the center of the frames, from one end to the other.
34 ULB Norakofany volamena ireo rafitra. Nanamboatra ny mason-drojon'ireo tamin'ny volamena izy, mba hampiasaina hihazonana an'ireo bara, ary norakofany tamin'ny volamena ireo bara. BSB BSB: And he overlaid the frames with gold and made gold rings to hold the crossbars. He also overlaid the crossbars with gold.
35 ULB Koa dia nanambotra lamba vita amin'ny rongony fotsy sy manga, volomparasy, sy volon'ondry jaky ary miendrika Kerobima, izay asan'ny mpanao asa-tanana za-draharaha i Bezalila. BSB BSB: Next, he made the veil of blue, purple, and scarlet yarn, and finely spun linen, with cherubim skillfully worked into it.
36 ULB Nanambotra andry vita amin'ny hazo akasia izy, ary norakofany volamena ireo. Nanao farangom-bolamena ho an'ireo andry ihany koa izy, ary nanefy faladiany volafotsy efatra ho an'ireo. BSB BSB: He also made four posts of acacia wood for it and overlaid them with gold, along with gold hooks; and he cast four silver bases for the posts.
37 ULB Nanamboatra fefy lamba ho an'ny fidirana amin'ny lay izy. Natao tamin'ny manga, volomparasy, ary volon'ondry jaky, tamin'ny fampiasana rongony fotsy madinika izany, izay asan'ny mpanao peta-kofehy. BSB BSB: For the entrance to the tent, he made a curtain embroidered with blue, purple, and scarlet yarn, and finely spun linen,
38 ULB Nanamboatra fefy lamban'ireo andry dimy tamin'ny farango ihany koa izy. Norakofany volamena ny tampon'ireo sy ireo fihatonany. Ireo faladiany dimy dia natao tamin'ny varahina. BSB BSB: together with five posts and their hooks. He overlaid the tops of the posts and their bands with gold, and their five bases were bronze.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.