1 ULB Tonga tamiko ny tenin'i Yaveh, nanao hoe: BSB BSB: Now the word of the LORD came to me, saying,
2 ULB "Ry zanak'olona, manaova fampanonona ary milazà fanoharana amin'ny ankohonan'Israely. BSB BSB: “Son of man, pose a riddle; speak a parable to the house of Israel
3 ULB Lazao hoe: 'Izao no lazain'ny Tompo Yaveh: Nisy voromahery lehibe izay manana elatra lehibe sy volon'elatra lava, feno volom-borona, ary maro loko nankany Libanona ary nihazona ny teo an-tendron'ny hazo sedera. BSB BSB: and tell them that this is what the Lord GOD says: ‘A great eagle with great wings and long pinions, full of feathers of many colors, came to Lebanon and took away the top of the cedar.
4 ULB Nanapaka ny tendron'ny ravina eo amin'ireo sampana izany ary nitondra ireo tany amin'ny tany Kanana; namboly izany tao amin'ny tanànan'ireo mpivarotra izy. BSB BSB: He plucked off its topmost shoot, carried it to the land of merchants, and planted it in a city of traders.
5 ULB Naka voan'ny tany misimisy koa izy ary namboly izany tamin'ny tany mahavokatra. Napetrany teo amoron'ny vatan-drano lehibe tahaka ny hazo malahelo izany. BSB BSB: He took some of the seed of the land and planted it in fertile soil; he placed it by abundant waters and set it out like a willow.
6 ULB Dia nitsimoka ary lasa fielezan'ny voaloboka ambany amin'ny tany izany. Ireo sampany dia niodina teo aminy, ary ireo fakany nitombo teo ambanin'izany. Dia lasa voaloboka sy namokatra rantsana izany ary namoaka sampany. BSB BSB: It sprouted and became a spreading vine, low in height, with branches turned toward him; yet its roots remained where it stood. So it became a vine and yielded branches and sent out shoots.
7 ULB Fa nisy voromahery lehibe hafa koa izay manana elatra lehibe sy volom-borona maro. Indro! Ity voaloboka ity dia nampiodina ny fakany tamin'ny voromahery, ary mamelatra ireo sampany tamin'ilay voromahery avy eo amin'ny toerana izay efa nambolena izany mba ho voatondraka izany. BSB BSB: But there was another great eagle with great wings and many feathers. And behold, this vine bent its roots toward him. It stretched out its branches to him from its planting bed, so that he might water it.
8 ULB Voavoly teo amin'ny tany tsara amoron'ny vatan-drano lehibe izany ka afaka mamokatra sampana sy mampitsimoka vokatra, mba ho lasa voaloboka mahafinaritra.' BSB BSB: It had been planted in good soil by abundant waters in order to yield branches and bear fruit and become a splendid vine.’
9 ULB Lazao amin'ny vahoaka hoe: 'Izao no lazain'ny Tompo Yaveh: Ho ambinina ve izany? Tsy hongotana amin'ny fakany sy endahana amin'ny voany mba halazo ve izany, ary mba halazo ny solofony rehetra? Tsy hisy sandry mahery na vahoaka betsaka ilaina mba hanongotra izany amin'ireo fakany. BSB BSB: So you are to tell them that this is what the Lord GOD says: ‘Will it flourish? Will it not be uprooted and stripped of its fruit so that it shrivels? All its foliage will wither! It will not take a strong arm or many people to pull it up by its roots.
10 ULB Koa indro! Na dia voavoly aza izany, dia hitsimoka ve? Tsy halazo ve izany rehefa mikasika azy ny rivotra avy any atsinanana? Halazo tanteraka amin'ny teti-dratsiny izany.'" BSB BSB: Even if it is transplanted, will it flourish? Will it not completely wither when the east wind strikes? It will wither on the bed where it sprouted.’”
11 ULB Dia tonga tamiko ny tenin'i Yaveh, manao hoe: BSB BSB: Then the word of the LORD came to me, saying,
12 ULB "Lazao amin'ny taranaka mpikomy hoe: 'Hainareo ve ny dikan'ireo zavatra ireo? Indro! Tonga tao Jerosalema ny mpanjakan'i Babylona ary naka ny mpanjakany sy ireo andrian-dahiny ary nitondra azy ireo tany aminy tany Babylona. BSB BSB: “Now say to this rebellious house: ‘Do you not know what these things mean?’ Tell them, ‘Behold, the king of Babylon came to Jerusalem, carried off its king and officials, and brought them back with him to Babylon.
13 ULB Dia nitondra taranak'andriana izy, nanao fanekena taminy, ary nitondra azy tamin'ny fianianana. Namoaka ireo vahoaka mahery teo amin'ny tany izy, BSB BSB: He took a member of the royal family and made a covenant with him, putting him under oath. Then he carried away the leading men of the land,
14 ULB mba hietry ny fanjakana fa tsy hiarina. Amin'ny fitandremana ny fanekeny no hahavelona ny tany. BSB BSB: so that the kingdom would be brought low, unable to lift itself up, surviving only by keeping his covenant.
15 ULB Fa ny mpanjakan'i Jerosalema dia nikomy nanohitra azy tamin'ny fandefasana ireo masoivohony ho any Egypta mba hahazo soavaly sy tafika. Hahomby ve izy? Handositra ve izay manao ireo zavatra ireo? Raha mamadika ny fanekena izy, dia handositra ve? BSB BSB: But this king rebelled against Babylon by sending his envoys to Egypt to ask for horses and a large army. Will he flourish? Will the one who does such things escape? Can he break a covenant and yet escape?’
16 ULB Raha velona koa Aho! —izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh—dia ho faty eo amin'ny tanin'ny mpanjaka izay nanao azy ho mpanjaka tokoa izy, ilay mpanjaka izay nataony tsinontsinona ny fianianany, ary izay nivadihany ny fanekeny. Ho faty eo afovoan'i Babylona izy. BSB BSB: ‘As surely as I live,’ declares the Lord GOD, ‘he will die in Babylon, in the land of the king who enthroned him, whose oath he despised and whose covenant he broke.
17 ULB Farao sy ny tafiny mahery ary ireo fiangonan'ny olona maro ho amin'ny ady dia tsy hiaro azy any an'ady, rehefa manorina fahirano dongon-tany sy fahirano rindrina handringanana olona maro ny tafikin'ny Babyloniana. BSB BSB: Pharaoh with his mighty army and vast horde will not help him in battle, when ramps are built and siege walls constructed to destroy many lives.
18 ULB Fa efa nanao tsinotsinona ny fianianany tamin'ny famadihana ilay fanekena ny mpanjaka. Indro, efa naninjitra ny tanany hanao fampanantenana izy ary efa nanao ireo zavatra rehetra ireo. Tsy handositra izy. BSB BSB: He despised the oath by breaking the covenant. Seeing that he gave his hand in pledge yet did all these things, he will not escape!’
19 ULB Koa izao no lazain'ny Tompo Yaveh: Raha velona koa Aho, tsy ny fianianako ve no nataony tsinontsinona ary ny fanekeko no nivadihany? Koa hitondra ny famaizany ho eo amin'ny lohany Aho! BSB BSB: Therefore this is what the Lord GOD says: ‘As surely as I live, I will bring down upon his head My oath that he despised and My covenant that he broke.
20 ULB Hampiely ny haratoko eo aminy Aho, ary ho tratran'ny harato fihazako izy. Dia hitondra azy any Babylona sy hampihatra fitsarana aminy any Aho ho an'ny famadihana izay nataony raha namadika Ahy izy! BSB BSB: I will spread My net over him and catch him in My snare. I will bring him to Babylon and execute judgment upon him there for the treason he committed against Me.
21 ULB Ny fialofany rehetra ao amin'ny tafiny dia ho lavon'ny sabatra, ary ireo izay mitoetra dia haparitaka any amin'ny lalana rehetra. Dia ho fantatrao fa Izaho no Yaveh; Izaho no nanambara fa hitranga izany." BSB BSB: All his choice troops will fall by the sword, and those who survive will be scattered to every wind. Then you will know that I, the LORD, have spoken.’
22 ULB Izao no lazain'ny Tompo Yaveh: 'Koa ny tenako mihitsy no haka ny rantsana avo amin'ny hazo sedera, ary hamboly izany eo amin'ireo sampana malefaka. Hanapaka izany Aho, ary ny tenako no hamboly izany any amin'ny tendrombohitra avo. BSB BSB: This is what the Lord GOD says: ‘I will take a shoot from the lofty top of the cedar, and I will set it out. I will pluck a tender sprig from its topmost shoots, and I will plant it on a high and lofty mountain.
23 ULB Hamboly izany any amin'ny tendrombohitr'Israely Aho koa handrantsana sy hamokatra voa izany, dia ho tonga sedera malaza izay honenan'ny vorona manan'elatra rehetra izany. Hitoetra eo amin'ny alokalok'ireo sampany ireo. BSB BSB: I will plant it on the mountain heights of Israel so that it will bear branches; it will yield fruit and become a majestic cedar. Birds of every kind will nest under it, taking shelter in the shade of its branches.
24 ULB Dia ho fantatry ny hazo rehetra any an-tsaha fa Izaho no Yaveh. Mampietry ny hazo avo ary manandratra ireo hazo iva Aho. Mampalazo ny hazo voatondraka Aho ary mampitsiry ny hazo maina. Izaho no Yaveh, efa nambarako fa hitranga izany; ary efa nanao izany Aho.'" BSB BSB: Then all the trees of the field will know that I am the LORD. I bring the tall tree down and make the low tree tall. I dry up the green tree and make the withered tree flourish. I, the LORD, have spoken, and I have done it.’”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.