1 ULB Dia tonga tamiko ny tenin'i Yaveh, manao hoe: BSB BSB: Again the word of the LORD came to me, saying,
2 ULB "Ry zanak'olona, ampahafantaro momba ireo fahavetavetany i Jerosalema, BSB BSB: “Son of man, confront Jerusalem with her abominations
3 ULB ary ambarao hoe: 'Izao no lazain'ny Tompo Yaveh amin'i Jerosalema: Ny fiandohanao sy ny nahaterahanao dia tao amin'ny tany Kanana; Amorita ny rainao, ary Hetita ny reninao. BSB BSB: and tell her that this is what the Lord GOD says to Jerusalem: Your origin and your birth were in the land of the Canaanites. Your father was an Amorite and your mother a Hittite.
4 ULB Amin'ny andron'ny fahaterahanao, dia tsy nanapaka ny tadi-poitranao, na nanadio anao tamin'ny rano na nanasa anao tamin'ny ranon-tsira, na nandrakotra lamba nanodidina anao ny reninao. BSB BSB: On the day of your birth your cord was not cut, nor were you washed with water for cleansing. You were not rubbed with salt or wrapped in cloths.
5 ULB Tsy nisy maso nangoraka anao ka hanao ireo zavatra ireo aminao, mba hangoraka anao. Tamin'ny andro izay nahaterahanao, niaraka tamin'ny fankahalana ho an'ny fiainanao, dia natsipy teo amin'ny saha malalaka ianao. BSB BSB: No one cared enough for you to do even one of these things out of compassion for you. Instead, you were thrown out into the open field, because you were despised on the day of your birth.
6 ULB Kanefa nandalo teo aminao Aho, ary nahita anao nihosinkosina tamin'ny rànao; ka hoy Aho taminao tamin'ny rànao hoe: "Miveloma!" hoy Aho taminao tamin'ny rànao hoe: "Miveloma!" BSB BSB: Then I passed by and saw you wallowing in your blood, and as you lay there in your blood I said to you, ‘Live!’ There I said to you, ‘Live!’
7 ULB Nampitomboiko tahaka ny voly eny amin'ny saha ianao. Niha-maro ianao ary niha-lehibe, ka tonga ravaky ny firavaka. Naniry nono ianao, ary niha-natevina ny volonao, na dia nitanjaka sy niboridana aza ianao. BSB BSB: I made you thrive like a plant of the field. You grew up and matured and became very beautiful. Your breasts were formed and your hair grew, but you were naked and bare.
8 ULB Nandalo teo aminao indray Aho, ary hitako ianao. Indro! tonga taminao ny fotoan'ny fitiavana, ka namelatra ny akanjoko taminao Aho ary nanarona ny fitanjahanao. Avy eo dia nianiana taminao Aho ary nitondra anao tamin'ny fanekena—izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh—ka lasa Ahy ianao. BSB BSB: Then I passed by and saw you, and you were indeed old enough for love. So I spread My cloak over you and covered your nakedness. I pledged Myself to you, entered into a covenant with you, and you became Mine, declares the Lord GOD.
9 ULB Koa nanasa anao tamin'ny rano sy nanasa ny rà taminao Aho, ary nanosotra diloilo anao. BSB BSB: Then I bathed you with water, rinsed off your blood, and anointed you with oil.
10 ULB Nampiakanjoko tamin'ireo akanjo misy peta-kofehy ianao ary nasiko kapa hoditra ny tongotrao. Norakofako tamin'ny rongony fotsy madinika ianao ary nosaronako tamin'ny landy. BSB BSB: I clothed you in embroidered cloth and gave you sandals of fine leather. I wrapped you in fine linen and covered you with silk.
11 ULB Avy eo dia noravahako tamin'ny firavaka ianao, ary nasiako haingon-tanana ny tananao, ary rojo manodidina ny vozonao. BSB BSB: I adorned you with jewelry, and I put bracelets on your wrists and a chain around your neck.
12 ULB Nasiako kavin'orona ny vavoronao ary kavin-tsofina ny sofinao, ary satro-boninahitra tsara tarehy teo ambony lohanao. BSB BSB: I put a ring in your nose, earrings on your ears, and a beautiful crown upon your head.
13 ULB Koa voaravaka tamin'ny volamena sy volafotsy ianao, ary niakanjo rongony fotsy madinika, landy, ary akanjo misy peta-kofehy; nihinana koba manify ianao, tantely, ary diloilo, ka tena tsara tarehy tokoa ianao, ary lasa mpanjaka vavy. BSB BSB: So you were adorned with gold and silver, and your clothing was made of fine linen, silk, and embroidered cloth. You ate fine flour, honey, and oil. You became very beautiful and rose to be queen.
14 ULB Niely teo amin'ireo firenena nohon'ny hatsaranao ny lazanao, satria tonga lafatra tamin'ny fiandrianana izay nomeko anao ianao—izany no fanambaran'i Yaveh. BSB BSB: Your fame spread among the nations on account of your beauty, for it was perfect in the splendor I bestowed on you, declares the Lord GOD.
15 ULB Fa natoky ny hatsaranao ianao, ka nanao tahaka ny mpivarotena nohon'ny lazanao; nandraraka ny fivarotan-tenanao tamin'izay rehetra nandalo ianao, ka lasany koa ny hatsaranao. BSB BSB: But because of your fame, you trusted in your beauty and played the harlot. You lavished your favors on everyone who passed by, and your beauty was theirs for the asking.
16 ULB Avy eo dia naka ireo akanjonao ianao ary nanao toerana avo voahaingo karazan-doko tamin'ireo ho anao, ary tao ianao no nanao ny fivarotan-tenanao. Tsy tokony niseho izany. Na hoe tokony tsy nisy ny zavatra tahaka izany. BSB BSB: You took some of your garments and made colorful high places for yourself, and on them you prostituted yourself. Such things should not have happened; never should they have occurred!
17 ULB Nalainao ireo firavaka manify vita tamin'ny volamena sy volafotsy izay nomeko anao, ary nanao sarin-dehilahy ho anao ianao, ka nanao tahaka izay ataon'ny mpivarotena tamin'ireo. BSB BSB: You also took the fine jewelry of gold and silver I had given you, and you made male idols with which to prostitute yourself.
18 ULB Nalainao ireo akanjo misy peta-kofehy ary nasaronao ireo, ary napetrakao teo alohan'ireo ny diloiloko sy ireo zava-manitro. BSB BSB: You took your embroidered garments to cover them, and you set My oil and incense before them.
19 ULB Ny mofo izay nomeko anao—vita tamin'ny koba manify, diloilo, ary tantely—dia napetrakao teo alohan'ireo mba ho hanitra ankasitrahana, fa izany no niseho—izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh. BSB BSB: And you set before them as a pleasing aroma the food I had given you—the fine flour, oil, and honey that I had fed you. That is what happened, declares the Lord GOD.
20 ULB Avy eo dia nalainao ireo zanakao lahy sy ireo zanakao vavy izay naterakao ho Ahy, ary nataonao sorona ho an'ireo sary izy ireo mba ho voarapaka tahaka ny sakafo. Moa ve olana kely ireo asa fivarotan-tenanao? BSB BSB: You even took the sons and daughters you bore to Me and sacrificed them as food to idols. Was your prostitution not enough?
21 ULB Novonoinao ireo zanako ary nataonao tao amin'ny afo. BSB BSB: You slaughtered My children and delivered them up through the fire to idols.
22 ULB Tsy nihevitra momba ireo andron'ny fahatanoranao ianao tamin'ireo fahavetavetanao sy ireo asa fivarotan-tenanao, fony nitanjaka sy niboridana ary mbola nihosona tamin'ny rànao. BSB BSB: And in all your abominations and acts of prostitution, you did not remember the days of your youth when you were naked and bare, wallowing in your own blood.
23 ULB Loza! Loza ho anao! —izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh—noho izany, fanampin'ireo haratsim-panahy rehetra ireo, BSB BSB: Woe! Woe to you, declares the Lord GOD. And in addition to all your other wickedness,
24 ULB dia nanorina efitrano avo ho anao eraky ny kalamanjana rehetra ianao. BSB BSB: you built yourself a mound and made yourself a lofty shrine in every public square.
25 ULB Nanorina ny toerana avonao tany amin'ny lohan'ny lalana rehetra ianao ary nanimbazimba ny hatsaranao, fa nanome ny vatanao an'izay rehetra nandalo ianao ary nampitombo asa fivarotan-tena maro. BSB BSB: At the head of every street you built your lofty shrines and degraded your beauty. With increasing promiscuity, you spread your legs to all who passed by.
26 ULB Nanao tahaka ny mpivaro-tena niaraka tamin'ireo Egyptiana, ireo mpiara-moninao be filàna, ary nanao asa fivarotan-tena maro, nahatezitra Ahy ianao. BSB BSB: You prostituted yourself with your lustful neighbors, the Egyptians, and increased your promiscuity to provoke Me to anger.
27 ULB Indro! hamely anao amin'ny tanako Aho ary hanajanona ny sakafonao. Hatolotro an'ireo fahavalonao, dia ireo zanaka vavin'ireo Filistina, izay menatra tamin'ny toetra mamoafadinao ny ainao. BSB BSB: Therefore I stretched out My hand against you and reduced your portion. I gave you over to the desire of those who hate you, the daughters of the Philistines, who were ashamed of your lewd conduct.
28 ULB Nanao tahaka ny mpivarotena niaraka tamin'ireo Asyriana ianao satria tsy nety afa-po. Nanao tahaka ny mpivarotena ianao ary mbola tsy nety afa-po ihany. BSB BSB: Then you prostituted yourself with the Assyrians, because you were not yet satisfied. Even after that, you were still not satisfied.
29 ULB Nampitombo asa fivarotan-tena maro tao amin'ny tanin'ireo mpivarotr'i Kaldea ianao, ary na izany aza dia tsy nahafa-po anao. BSB BSB: So you extended your promiscuity to Chaldea, the land of merchants—but even with this you were not satisfied!
30 ULB Tahaka ny ahoana ny fahararian'ny fonao—izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh—no anaovanao ireo zavatra rehetra ireo, dia ireo asan'ireo mpivaro-tena tsy menatra? BSB BSB: How weak-willed is your heart, declares the Lord GOD, while you do all these things, the acts of a shameless prostitute!
31 ULB Nanorina ireo toerana avonao teo amin'ny lohan'ny lalana rehetra ianao ary nanorina trano avo eraky ny kalamanjana rehetra. Fa kosa tsy tahaka ny mpijangajanga ianao satria nandà handray vola. BSB BSB: But when you built your mounds at the head of every street and made your lofty shrines in every public square, you were not even like a prostitute, because you scorned payment.
32 ULB Ianao ry vehivavy mpijangajanga, nanaiky ireo hafa ianao raha tokony ho ny vadinao ihany. BSB BSB: You adulterous wife! You receive strangers instead of your own husband!
33 ULB Ny olona dia manome vola ireo mpivaro-tena rehetra, fa ianao kosa nanome ny karamanao ho an'ireo olon-tianao rehetra sy namitaka azy ireo mba ho tonga ao aminao avy amin'ny manodidina rehetra ho an'ny asa fivarotan-tenanao. BSB BSB: Men give gifts to all their prostitutes, but you gave gifts to all your lovers. You bribed them to come to you from everywhere for your illicit favors.
34 ULB Koa misy fahasamihafana aminao sy ireo vehivavy hafa ireo, satria tsy misy olona manatona anao mba hangataka anao hiara-mandry amin'izy ireo. Fa kosa, mandoa vola amin'izy ireo ianao. Tsy misy olona mandoa vola aminao. BSB BSB: So your prostitution is the opposite of that of other women: No one solicited your favors, and you paid a fee instead of receiving one; so you are the very opposite!
35 ULB Noho izany, ry mpivaro-tena, henoy ny tenin'i Yaveh. BSB BSB: Therefore, O prostitute, hear the word of the LORD!
36 ULB Yaveh Tompo milaza izao: Satria ianao nandraraka ny filànao sy nampiseho ny faritra mamoafadinao tamin'ireo asa fivarotan-tena niaraka tamin'ireo olon-tianao rehetra ary niaraka tamin'ireo sampy vetavetanao rehetra, ary nohon'ny ràn'ny zanakao izay nomenao an'ireo sampinao, BSB BSB: This is what the Lord GOD says: Because you poured out your wealth and exposed your nakedness in your promiscuity with your lovers and with all your detestable idols, and because of the blood of your children which you gave to them,
37 ULB noho izany, indro! hanangona ireo olon-tinao rehetra izay nihaonanao, ireo rehetra tianao sy ireo rehetra halanao, ary hanangona azy ireo hanohitra anao amin'ny lafiny rehetra Aho. Hampiseho ny faritra mamoafadinao amin'izy ireo Aho mba hahitan'izy ireo ny fitanjahanao rehetra. BSB BSB: therefore I will surely gather all the lovers with whom you found pleasure, all those you loved and all those you hated. I will gather them against you from all around and expose you before them, and they will see you completely naked.
38 ULB Fa hanasazy anao amin'ny fijangajanganao sy ny fandatsahan-drà Aho, ary hitondra ireo ràn'ny fahatezerako sy ny fahasarotam-piaroko eo aminao. BSB BSB: And I will sentence you to the punishment of women who commit adultery and those who shed blood; so I will bring upon you the wrath of your bloodshed and jealousy.
39 ULB Hatolotro eo an-tanan'izy ireo ianao mba hanjeran'izy ireo ny efitrano avonao sy handrodanan'izy ireo ny toerana avonao ary hanala ny akanjonao sy haka ireo firavakao rehetra izy ireo. Ho avelan'izy ireo mitanjaka sy miboridana ianao. BSB BSB: Then I will deliver you into the hands of your lovers, and they will level your mounds and tear down your lofty shrines. They will strip off your clothes, take your fine jewelry, and leave you naked and bare.
40 ULB Avy eo dia hitondra vahoaka hanohitra anao sy hitoraka anao amin'ny vato Aho, ka ho tetitetehin'izy ireo amin'ny sabatr'izy ireo ianao. BSB BSB: They will bring a mob against you, who will stone you and cut you to pieces with their swords.
41 ULB Handoro ny tranonao izy ireo ary hampitombo ireo sazinao eo imason'ireo vehivavy maro, fa hamarana ny fivarotan-tenanao Aho, ka tsy handoa vola amin'ireo olon-tianao intsony ianao. BSB BSB: Then they will burn down your houses and execute judgment against you in the sight of many women. I will put an end to your prostitution, and you will never again pay your lovers.
42 ULB Avy eo dia hampitony ny hatezerako aminao Aho; hiala aminao ny hatezerako, satria ho afa-po Aho, ary tsy ho tezitra intsony. BSB BSB: So I will lay to rest My wrath against you, and My jealousy will turn away from you. Then I will be calm and no longer angry.
43 ULB Satria tsy nahatsiaro ireo andron'ny fahatanoranao ianao ary nampiozongozona Ahy tamin'ny hatezerana noho ireo zavatra rehetra ireo, noho izany, indro! Izaho mihitsy no hampidina ny sazy noho izay vitanao ho eo amin'ny lohanao—izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh. Moa tsy nampianao fivarotan-tena ve ireo fampiharana maharikoriko hafa rehetra? BSB BSB: Because you did not remember the days of your youth, but enraged Me with all these things, I will surely bring your deeds down upon your own head, declares the Lord GOD. Have you not committed this lewdness on top of all your other abominations?
44 ULB Indro! Izay rehetra miteny ohabolana mahasika anao dia hiteny hoe: "Tahaka ny reniny ihany, dia tahaka izany koa ny zanany vavy." BSB BSB: Behold, all who speak in proverbs will quote this proverb about you: ‘Like mother, like daughter.’
45 ULB Zanaka vavin'ny reninao, izay nankahala ny vadiny sy ny zanany ianao, ary rahavavin'ireo rahavavinao izay nankahala ireo vadiny sy ireo zanak'izy ireo. Hetita ny reninao, ary Amorita ny rainao. BSB BSB: You are the daughter of your mother, who despised her husband and children. You are the sister of your sisters, who despised their husbands and children. Your mother was a Hittite and your father an Amorite.
46 ULB Ny zokinao vavimatoa dia Samaria ary ireo zanany vavy dia ireo izay monina any avaratra, raha toa ka monina any atsimonao ny rahavavy faravavinao, izany hoe, Sodoma sy ireo zanany vavy. BSB BSB: Your older sister was Samaria, who lived with her daughters to your north; and your younger sister was Sodom, who lived with her daughters to your south.
47 ULB Ianao dia tsy nandeha tamin'ny lalan'izy ireo sy naka tahaka ny fitondran-tenan'izy ireo sy ny fanaon'izy ireo fotsiny ihany, fa ratsy tamin'ny fombanao rehetra noho izy ireo ianao. BSB BSB: And you not only walked in their ways and practiced their abominations, but soon you were more depraved than they were.
48 ULB Raha mbola velona koa Aho—izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh—Sodoma rahavavinao sy ireo zanany vavy, dia tsy nanao ratsy maro tahaka anao sy izay vitan'ireo zanakao vavy. BSB BSB: As surely as I live, declares the Lord GOD, your sister Sodom and her daughters never did as you and your daughters have done.
49 ULB Indro! Izao no fahotan'i Sodoma rahavavinao: niavonavona tamin'ny fahabetsahan-kaniny, tamin'ny tsy fitandremana sy tsy firaharahiana momban'ny zava-drehetra izy. Tsy nanampy ireo mahantra sy ireo olona mila fanampiana izy. BSB BSB: Now this was the iniquity of your sister Sodom: She and her daughters were arrogant, overfed, and complacent; they did not help the poor and needy.
50 ULB Niavonavona sy nanao asa vetaveta teo anatrehako izy, ka nalako araka ny hitanareo izy ireo. BSB BSB: Thus they were haughty and committed abominations before Me. Therefore I removed them, as you have seen.
51 ULB Samaria dia tsy nanao ny antsasaky ny fahotanao akory; ianao kosa nanao zavatra vetaveta maro be noho izay nataon'izy ireo, ary nampiseho ianao fa ireo rahavavinao dia mendrika kokoa noho ianao noho ireo zavatra vetaveta rehetra ataonao! BSB BSB: Furthermore, Samaria did not commit half the sins you did. You have multiplied your abominations beyond theirs, and all the abominations you have committed have made your sisters appear righteous.
52 ULB Ianao manokana, no mampiseho ny henatrao; tamin'izany fomba izany no nanehoanao fa ireo rahavavinao dia mendrika kokoa noho ianao, noho ireo fahotana izay nataonao tamin'ireo fomba vetaveta rehetra ireo. Ireo rahavavinao ankehitriny dia toa mendrika noho ianao. Ianao manokana, no nampiseho ny henatrao, ka tamin'izany fomba izany no nanehoanao fa ireo rahavavinao dia mendrika noho ianao. BSB BSB: So now you must bear your disgrace, since you have brought justification for your sisters. For they appear more righteous than you, because your sins were more vile than theirs. So you too must bear your shame and disgrace, since you have made your sisters appear righteous.
53 ULB Fa hamerina amin'ny laoniny ireo haren'izy ireo Aho—ireo haren'i Sodoma sy ireo zanany vavy, ary ireo haren'i Samaria sy ireo zanany vavy; fa ireo harenanao kosa dia ho eo amin'izy ireo. BSB BSB: But I will restore Sodom and her daughters from captivity, as well as Samaria and her daughters. And I will restore you along with them.
54 ULB Amin'ireo zavatra ireo no hanehoanao ny henatrao; ho afa-baraka nohon'ny zavatra rehetra vitanao ianao, ary amin'izany fomba izany dia ho fampiononana ho azy ireo ianao. BSB BSB: So you will bear your disgrace and be ashamed of all you did to comfort them.
55 ULB Koa i Sodoma rahavavinao sy ireo zanany vavy dia ho averina amin'ny toetran'izy ireo teo aloha, ary i Samaria sy ireo zanany vavy dia ho averina amin'ireo fananany teo aloha. Avy eo ianao sy ireo zanakao vavy ho averina amin'ny fari-piainanao teo aloha. BSB BSB: And your sisters, Sodom with her daughters and Samaria with her daughters, will return to their former state. You and your daughters will also return to your former state.
56 ULB Sodoma rahavavinao dia tsy voatonon'ny vavanao akory tamin'ireo andro nireharehanao, BSB BSB: Did you not treat your sister Sodom as an object of scorn in the day of your pride,
57 ULB talohan'ny nanambarana ireo haratsianao. Fa ankehitriny dia ambentina fahafaham-baraka amin'ireo zanaka vavin'i Edoma sy amin'ireo zanaka vavin'ireo Filistina rehetra manodidina azy ianao. Manao tsinontsinona anao avokoa ny vahoaka rehetra. BSB BSB: before your wickedness was uncovered? Even so, you are now scorned by the daughters of Edom and all those around her, and by the daughters of the Philistines—all those around you who despise you.
58 ULB Haneho ny henatrao sy ireo asa vetavetanao ianao! —izany no fanambaran'i Yaveh! BSB BSB: You will bear the consequences of your lewdness and your abominations, declares the LORD.
59 ULB Izao no lazain'ny Tompo Yaveh: Hifampiraharaha aminao araka izay mendrika anao Aho, ianao izay nanao tsinontsinona ny voadinao tamin'ny fandravana ilay fanekena. BSB BSB: For this is what the Lord GOD says: I will deal with you according to your deeds, since you have despised the oath by breaking the covenant.
60 ULB Fa Izaho mihitsy no hampatsiahy ny fifanekeko taminao izay natao tamin'ireo andron'ny fahatanoranao, ary hanao fanekena tsy manam-pahataperana miaraka aminao Aho. BSB BSB: But I will remember the covenant I made with you in the days of your youth, and I will establish an everlasting covenant with you.
61 ULB Ary hahatsiaro ireo fombanao ianao ka ho menatra rehefa handray ireo zokinao vavy sy ireo zandrinao vavy. Homeko anao tahaka ny zanaka vavy izy ireo, kanefa tsy nohon'ny fanekenao. BSB BSB: Then you will remember your ways and be ashamed when you receive your older and younger sisters. I will give them to you as daughters, but not because of My covenant with you.
62 ULB Izaho mihitsy no hanao ny fanekeko miaraka aminao, ka hahafantatra ianao fa Izaho no Yaveh. BSB BSB: So I will establish My covenant with you, and you will know that I am the LORD,
63 ULB Noho ireo zavatra ireo, dia hahatsiaro ny zavatra rehetra ianao ka ho menatra, ary tsy hanokatra ny vavanao mba hiteny intsony ianao nohon'ny henatrao, rehefa namela anao tamin'ireo izay nataonao rehetra Aho—izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh."' BSB BSB: so that when I make atonement for all you have done, you will remember and be ashamed and never again open your mouth because of your disgrace, declares the Lord GOD.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.