1 ULB Rehefa miloka mba hizarana ny tany ho lova ianareo, dia aoka hanao fanatitra ho an'i Yaveh; io fanatitra io dia ho zara masin'ilay tany, dimy arivo sy roa alina hakiho ny halavany, ary iray alina hakiho ny sakany. Ho masina izany, ny faritra rehetra manodidina izany. BSB BSB: “When you divide the land by lot as an inheritance, you are to set aside a portion for the LORD, a holy portion of the land 25,000 cubits long and 20,000 cubits wide. This entire tract of land will be holy.
2 ULB Avy eo amin'zany dia hisy efa-joro izay mirefy dimanjato hakiho tora-droa manodidina ny toerana masina, miaraka amin'ny rafitra manodidina izay mirefy dimapolo hakiho ny sakany. BSB BSB: Within this area there is to be a section for the sanctuary 500 cubits square, with 50 cubits around it for open land.
3 ULB Avy eo amin'io faritra io no handrefesanao ampahany iray izay dimy arivo sy roa alina hakiho ny halavany ary iray alina ny sakany; BSB BSB: From this holy portion, you are to measure off a length of 25,000 cubits and a width of 10,000 cubits, and in it will be the sanctuary, the Most Holy Place.
4 ULB ho fitoerana masina izany, ilay toerana masina indrindra. Ho toerana masina ao amin'ny tanin'ireo mpisorona izay manompo an'i Yaveh izany, izay nanatona akaiky an'i Yaveh mba hanompo Azy. Ho toeran'ny tranon'izy ireo izany ary faritra masina ho an'ny toerana masina. BSB BSB: It will be a holy portion of the land to be used by the priests who minister in the sanctuary, who draw near to minister before the LORD. It will be a place for their houses, as well as a holy area for the sanctuary.
5 ULB Koa ho dimy arivo sy roa alina hakiho ny halavany ary iray alina ny sakany, ary ho tanàn-dehibe ho an'ireo Levita izay manompo ao amin'ny trano izany. BSB BSB: An adjacent area 25,000 cubits long and 10,000 cubits wide shall belong to the Levites who minister in the temple; it will be their possession for towns in which to live.
6 ULB Hanondro faritra ho an'ilay tanàna ianao, dimy arivo hakiho ny sakany ary dimy arivo sy roa alina ny halavany, izany dia ho eo akaikin'ilay faritra voatokana ho an'ny toerana masina; izany tanàna izany dia ho an'ny ankohonan'Israely. BSB BSB: As the property of the city, you are to set aside an area 5,000 cubits wide and 25,000 cubits long, adjacent to the holy district. It will belong to the whole house of Israel.
7 ULB Ny tanin'ny andriandahy dia ho eo amin'ny andaniny roa an'ilay faritra voatokana ho an'ny toerana masina sy ny tanàna. Ho eo amin'ny andrefany sy eo amin'ny atsinanany izany. Ny halavany dia hitovy amin'ny halavan'ny iray amin'ireo ampahany ireo, avy any andrefana mankany atsinanana. BSB BSB: Now the prince will have the area bordering each side of the area formed by the holy district and the property of the city, extending westward from the western side and eastward from the eastern side, running lengthwise from the western boundary to the eastern boundary and parallel to one of the tribal portions.
8 ULB Izany tany izany dia ho fananan'ny andriandahy any Israely. Ireo andriandahiko dia tsy hampaory ny vahoakako intsony; fa kosa, hanome ny tany ho an'ny ankohonan'Israely, ho an'ny fokon'izy ireo. BSB BSB: This land will be his possession in Israel. And My princes will no longer oppress My people, but will give the rest of the land to the house of Israel according to their tribes.
9 ULB Ny Tompo Yaveh dia milaza izao: Ampy izay, ry andriandahin'Israely! Esory ny herisetra sy ny fifandirana; manaova ny rariny sy ny fahamarinana! Hialao ny fandroahanao ny vahoakako! —izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh. BSB BSB: For this is what the Lord GOD says: ‘Enough, O princes of Israel! Cease your violence and oppression, and do what is just and right. Stop dispossessing My people, declares the Lord GOD.’
10 ULB Aoka ianareo hanana mizana marina, efaha marina, ary bata marina! BSB BSB: You must use honest scales, a just ephah, and a just bath.
11 ULB Ny efaha sy ny bata dia hitovy fatra, mba ho ampahafolon'ny homera iray ny bata iray; ny efaha dia ho ampahafolon'ny homera iray. Ny fandrefesana azy ireo dia hitovy amin'ny homera. BSB BSB: The ephah and the bath shall be the same quantity so that the bath will contain a tenth of a homer, and the ephah a tenth of a homer; the homer will be the standard measure for both.
12 ULB Ny sekely iray dia ho roapolo gera; ny sekely enimpolo dia ho mina iray ho anareo. BSB BSB: The shekel will consist of twenty gerahs. Twenty shekels plus twenty-five shekels plus fifteen shekels will equal one mina.
13 ULB Izao no fandraisana anjara tsy maintsy asehonareo: ny ampaha-enin'ny efaha iray isaky ny homeram-bary tritika rehetra, ary hanome ampaha-enin'ny efaha iray isaky ny homeram-bary hordea ianareo. BSB BSB: This is the contribution you are to offer: a sixth of an ephah from each homer of wheat, and a sixth of an ephah from each homer of barley.
14 ULB Ny lalàn'ny fanatitra diloilo dia ampaha-folon'ny bata iray isaky ny kora (izay bata folo), na isaky ny homera iray, satria ny homera iray dia bata folo ihany koa. BSB BSB: The prescribed portion of oil, measured by the bath, is a tenth of a bath from each cor (a cor consists of ten baths or one homer, since ten baths are equivalent to a homer).
15 ULB Ondry na osy iray avy amin'ny ondry aman'osy isaky ny biby roanjato rehetra avy amin'ny faritra lonak'Israely no hampiasaina amin'ny fanaovana fanatitra dorana na fanati-pihavanana hanaovana fanavotana ny vahoaka—izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh. BSB BSB: And one sheep shall be given from each flock of two hundred from the well-watered pastures of Israel. These are for the grain offerings, burnt offerings, and peace offerings, to make atonement for the people, declares the Lord GOD.
16 ULB Ny vahoaka rehetra eo amin'ilay tany dia hanao izao fandraisana anjara izao ho an'ny andriandahy any Israely. BSB BSB: All the people of the land must participate in this contribution for the prince in Israel.
17 ULB Ho andraikitry ny andriandahy ny mamatsy ireo biby ho amin'ireo fanatitra dorana, ireo fanatitra hohanina, ary ireo fanatitra sotroina amin'ny firavoravoana sy ny fankalazana ny volana vaovao, ary amin'ny andro sabata—ny firavoravoana efa voatondron'ny taranak'Israely rehetra. Hamatsy amin'ireo fanatitra nohon'ny ota izy, ireo fanatitra voa, ireo fanatitra dorana, ary ireo fanati-pihavanana ho amin'ny fanavotana ho an'ny ankohonan'Israely. BSB BSB: And it shall be the prince’s part to provide the burnt offerings, grain offerings, and drink offerings for the feasts, New Moons, and Sabbaths—for all the appointed feasts of the house of Israel. He will provide the sin offerings, grain offerings, burnt offerings, and peace offerings to make atonement for the house of Israel.
18 ULB Ny Tompo Yaveh dia milaza izao: Amin'ny volana voalohany, amin'ny andro voalohan'ny volana, dia haka omby lahy tsy misy kilema avy amin'ny omby ianao ary hanao fanatitry ny ota ho an'ny fitoerana masina. BSB BSB: This is what the Lord GOD says: ‘On the first day of the first month you are to take a young bull without blemish and purify the sanctuary.
19 ULB Ny mpisorona dia haka ny sasany amin'ny ràn'ny fanatitra nohon'ny ota ary hametraka izany eo amin'ny tolam-baravaran'ny trano sy eny amin'ny sisin'ireo zorony efatry ny sisin'ny alitara, ary eny amin'ny tolam-bavahadin'ny kianja anatiny. BSB BSB: And the priest is to take some of the blood from the sin offering and put it on the doorposts of the temple, on the four corners of the ledge of the altar, and on the gateposts of the inner court.
20 ULB Ho ataonao isaky ny fahotana tsy nahy na tamin'ny tsy fahalalalan'ny olona iray izany amin'ny andro fahafiton'ny volana; hanavotra ny tempoly ianao amin'izany. BSB BSB: You must do the same thing on the seventh day of the month for anyone who strays unintentionally or in ignorance. In this way you will make atonement for the temple.
21 ULB Amin'ny volana voalohany amin'ny andro fahefatra ambin'ny folon'ny volana, dia hisy firavoravoana ho anareo, firavoravoana hafitoana. Hihinana mofo tsy misy lalivay ianao. BSB BSB: On the fourteenth day of the first month you are to observe the Passover, a feast of seven days, during which unleavened bread shall be eaten.
22 ULB Amin'io andro io, ny andriandahy dia hanomana omby lahy iray ho fanatitra nohon'ny ota ho an'ny tenany sy ho an'ny vahoaka rehera amin'ny tany. BSB BSB: On that day the prince shall provide a bull as a sin offering for himself and for all the people of the land.
23 ULB Mandritry ny firavoravoana hafitoana, ny andriandahy dia hanomana fanatitra dorana ho an'i Yaveh: omby lahy fito sy ondry lahy tsy misy kilema fito isan'andro mandritry ny hafitoana, ary osy lahy iray isan'andro ho fanatitra nohon'ny ota. BSB BSB: Each day during the seven days of the feast, he shall provide seven bulls and seven rams without blemish as a burnt offering to the LORD, along with a male goat for a sin offering.
24 ULB Avy eo ny andriandahy dia hanao fanatitra hohanina iray efaha isaky ny omby lahy ary iray efaha isaky ny ondry lahy miaraka amin'ny diloilo hina iray isaky ny efaha. BSB BSB: He shall also provide as a grain offering an ephah for each bull and an ephah for each ram, along with a hin of olive oil for each ephah of grain.
25 ULB Amin'ny volana fahafito amin'ny andro fahadimy ambin'ny folon'ny volana, any amin'ny firavoravona, dia hanao fanatitra mandritr'ireo fito andro ireo ny andriandahy: fanatitra nohon'ny ota, fanatitra dorana, fanatitra hohanina, ary fanatitry ny diloilo. BSB BSB: During the seven days of the feast that begins on the fifteenth day of the seventh month, he is to make the same provision for sin offerings, burnt offerings, grain offerings, and oil.’
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.