2 ULB "Kyrosy, mpanjakan'i Persia, dia milaza hoe: Yaveh, Andriamanitry ny Lanitra, no nanome ahy ny fanjakana rehetra amin'ny tany, ary nanendry ahy hanorina trano any Jerosalema any Joda ho Azy. BSB BSB: “This is what Cyrus king of Persia says: ‘The LORD, the God of heaven, who has given me all the kingdoms of the earth, has appointed me to build a house for Him at Jerusalem in Judah.
3 ULB Na iza na iza avy amin'ny vahoakany (homba azy anie ny Andriamaniny) dia afaka miakatra any Jerosalema ary hanorina trano ho an'i Yaveh, Andriamanitr'Israely, ilay Andriamanitra izay any Jerosalema. BSB BSB: Whoever among you belongs to His people, may his God be with him, and may he go to Jerusalem in Judah and build the house of the LORD, the God of Israel; He is the God who is in Jerusalem.
4 ULB Ny olona izay anatin'ny fanjakana izay honenan'ireo sisa velona ao amin'izany tany izany dia tokony hanome azy ireo volafotsy sy volamena, fananana sy biby, ary koa fanati-tsitrapo ho an'ny tranon'Andriamanitra any Jerosalema." BSB BSB: And let every survivor, wherever he lives, be assisted by the men of that region with silver, gold, goods, and livestock, along with a freewill offering for the house of God in Jerusalem.’”
5 ULB Avy eo nitsangana ireo lohan'ireo razamben'ireo fianakaviam-ben'i Joda sy Benjamina, ireo mpisorona sy Levita, ary ny rehetra izay nentanin'Andriamanitra ny fanahiny mba handeha sy hanorina ny tranony. BSB BSB: So the family heads of Judah and Benjamin, along with the priests and Levites—everyone whose spirit God had stirred—prepared to go up and rebuild the house of the LORD in Jerusalem.
6 ULB Ireo nanodidina azy ireo dia nanohana ny asan'izy ireo tamin'ny zavatra volafotsy sy volamena, fananana, biby, zava-tsoa, ary fanati-tsitrapo. BSB BSB: And all their neighbors supported them with articles of silver and gold, with goods and livestock, and with valuables, in addition to all their freewill offerings.
7 ULB Navoakan'i Kyrosy mpanjaka ihany koa ireo zavatra tao an-tranon'i Yaveh izay nentin'i Nebokadnezara avy any Jerosalema ary napetrany tao amin'ny tranon'ireo andriamaniny manokana. BSB BSB: King Cyrus also brought out the articles belonging to the house of the LORD that Nebuchadnezzar had carried away from Jerusalem and placed in the temple of his gods.
8 ULB Napetrak'i Kyrosy teo an-tanan'i Mitredata mpitahiry vola, izay nanisa ireo ho an'i Sesbazara, mpitarika an'i Joda izany. BSB BSB: Cyrus king of Persia had them brought out by the hand of Mithredath the treasurer, who counted them out to Sheshbazzar the prince of Judah.
9 ULB Ireto no isan'ireo: koveta volamena telopolo, koveta volafotsy arivo, koveta sivy amby roapolo hafa, BSB BSB: This was the inventory: 30 gold dishes, 1,000 silver dishes, 29 silver utensils,
10 ULB lovia jobo volamena telopolo, lovia jobo volafotsy 410, ary zavatra hafa arivo fanampiny. BSB BSB: 30 gold bowls, 410 matching silver bowls, and 1,000 other articles.
11 ULB Nisy fanaka 5. 400 volamena sy volafotsy raha atambatra. Nentin'i Sesbazara ireo rehetra ireo rehefa niainga avy any Babylona nankany Jerosalema ireo sesitany. BSB BSB: In all, there were 5,400 gold and silver articles. Sheshbazzar brought all these along when the exiles went up from Babylon to Jerusalem.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.