1 ULB Dia niakatra avy tany Egypta i Abrama ary nandeha tao Negeva, izy, ny vadiny, ary izay rehetra nananany. Niaraka tamin'izy ireo ihany koa i Lota. BSB BSB: So Abram went up out of Egypt into the Negev—he and his wife and all his possessions—and Lot was with him.
2 ULB Ary Abrama dia tena nanan-karena biby, volafotsy, ary volamena. BSB BSB: And Abram had become extremely wealthy in livestock and silver and gold.
3 ULB Nanohy ny diany avy ao Negeva ho any Betela izy, ho any amin'ny toerana izay nisy ny lainy taloha, anelanelan'i Betela sy Ay. BSB BSB: From the Negev he journeyed from place to place toward Bethel, until he came to the place between Bethel and Ai where his tent had formerly been pitched,
4 ULB Nandeha tany amin'ilay toerana izay nisy ny alitara izay namboariny teo aloha izy. Teo no niantsoany ny anaran'i Yaveh. BSB BSB: to the site where he had built the altar. And there Abram called on the name of the LORD.
5 ULB Ary Lota, izay nandeha niaraka tamin'i Abrama, dia nanana ondry aman'osy, omby, ary lay ihany koa. BSB BSB: Now Lot, who was traveling with Abram, also had flocks and herds and tents.
6 ULB Tsy nahazaka ny hiarahan'izy ireo mitoetra ny tany, satria maro be ireo fananany, noho izany dia tsy afaka niara-nipetraka izy ireo. BSB BSB: But the land was unable to support both of them while they stayed together, for they had so many possessions that they were unable to coexist.
7 ULB Ary koa, nisy fifandirana teo amin'ireo mpiandry ondrin'i Abrama sy ireo mpiandry ondrin'i Lota. Nipetraka tao amin'ilay tany ireo Kananita sy Perizita tamin'izany fotoana izany. BSB BSB: And there was discord between the herdsmen of Abram and the herdsmen of Lot. At that time the Canaanites and the Perizzites were also living in the land.
8 ULB Ka hoy Abrama tamin'i Lota hoe: "Aoka tsy hisy fifandirana amiko sy eo aminao, ary eo amin'ireo mpiandry ondrinao sy ireo mpiandry ondriko; sady mpianakavy rahateo isika. BSB BSB: So Abram said to Lot, “Please let there be no contention between you and me, or between your herdsmen and my herdsmen. After all, we are kinsmen.
9 ULB Tsy eo anoloanao ve ny tany iray manontolo? Mandehana tsy am-pihambahambana ary misaraha amiko. Raha mandeha miankavia ianao, dia handeha miankavanana aho. Na raha mandeha miankavanana ianao, dia handeha miankavia aho." BSB BSB: Is not the whole land before you? Now separate yourself from me. If you go to the left, I will go to the right; if you go to the right, I will go to the left.”
11 ULB Noho izany Lota dia nifidy ny lemak'i Jordana rehetra ho azy ary nandeha niatsinanana, ka nisaraka ireo mpihavana. BSB BSB: So Lot chose the whole plain of the Jordan for himself and set out toward the east. And Abram and Lot parted company.
12 ULB Nipetraka tany amin'ny tany Kanàna i Abrama, ary Lota nipetraka teo amin'ireo tanànan'ny lemaka. Nanorina ny lainy ho lavitra manakaiky an'i Sodoma izy. BSB BSB: Abram lived in the land of Canaan, but Lot settled in the cities of the plain and pitched his tent toward Sodom.
13 ULB Ary ireo olon'i Sodoma dia tena mpanota ratsy fanahy manohitra an'i Yaveh. BSB BSB: But the men of Sodom were wicked, sinning greatly against the LORD.
14 ULB Niteny tamin'i Abrama i Yaveh tao aorian'ny nialàn'i Lota teo aminy hoe: "Mijere avy eo amin'ny toerana izay hijoroanao mianavaratra, mianatsimo, miatsinanana, ary miakandrefana. BSB BSB: After Lot had departed, the LORD said to Abram, “Now lift up your eyes from the place where you are, and look to the north and south and east and west,
15 ULB Ireo tany rehetra izay hitanao, dia homeko anao sy ireo taranakao mandrakizay. BSB BSB: for all the land that you see, I will give to you and your offspring forever.
16 ULB Hataoko maro toy ny vovoky ny tany ireo taranakao, ka amin'izay raha misy lehilahy iray afaka manisa ny vovoky ny tany, dia afaka isaina ihany koa ireo taranakao. BSB BSB: I will make your offspring like the dust of the earth, so that if one could count the dust of the earth, then your offspring could be counted.
17 ULB Mitsangàna, ary mandehana mamakivaky ny halava sy ny sakan'ny tany, fa homeko anao izany." BSB BSB: Get up and walk around the land, through its length and breadth, for I will give it to you.”
18 ULB Dia nangorona ny lainy Abrama, ary nandeha ka nipetraka teo akaikin'ny hazo terebintan'i Mamre, izay any Hebrona, ary nanamboatra alitara ho an'i Yaveh tany. BSB BSB: So Abram moved his tent and went to live near the Oaks of Mamre at Hebron, where he built an altar to the LORD.