2 ULB Hataoko firenena lehibe ianao, ary ho tahiako ianao, ary hataoko lehibe ny anaranao, ary ho fitahiana ianao. BSB BSB: I will make you into a great nation, and I will bless you; I will make your name great, so that you will be a blessing.
4 ULB Dia nandeha Abrama, araka izay nolazain'i Yaveh hataony, ary nanaraka azy koa i Lota. Dimy amby fitopolo taona i Abrama raha nandao an'i Harana. BSB BSB: So Abram departed, as the LORD had directed him, and Lot went with him. Abram was seventy-five years old when he left Haran.
5 ULB Abrama nitondra an'i Saray, vadiny, Lota, zana-drahalahiny, ireo fananana rehetra izay voatahirin'izy ireo, sy ireo vahoaka izay azon'izy ireo tao Harana. Niainga ho any amin'ny tany Kanàna izy ireo, ka tonga tao amin'ny tany Kanàna. BSB BSB: And Abram took his wife Sarai, his nephew Lot, and all the possessions and people they had acquired in Haran, and set out for the land of Canaan. When they came to the land of Canaan,
6 ULB Nandalo ny tany lavitr'i Sekema i Abrama, hatrany amin'ny hazo terebintan'i More. Ireo kananita no nipetraka tao amin'ilay tany tamin'izany andro izany. BSB BSB: Abram traveled through the land as far as the site of the Oak of Moreh at Shechem. And at that time the Canaanites were in the land.
7 ULB Niseho tamin'i Abrama i Yaveh, ka niteny hoe: "Ho an'ireo taranakao no hanomezako ity tany ity." Ary Abrama nanorina alitara tany ho an'i Yaveh, izay niseho taminy. BSB BSB: Then the LORD appeared to Abram and said, “I will give this land to your offspring.” So Abram built an altar there to the LORD, who had appeared to him.
8 ULB Nifindra nankany amin'ny havoana atsinanan'i Betela izy, izay nanorenany ny lainy, Betela tany andrefana sy Ay tany atsinanany. Teo no nanorenany alitara ho an'i Yaveh sy niantso ny anaran'i Yaveh. BSB BSB: From there Abram moved on to the hill country east of Bethel and pitched his tent, with Bethel to the west and Ai to the east. There he built an altar to the LORD, and he called on the name of the LORD.
9 ULB Avy eo nanohy ny diany Abrama, nandeha nankany Negeva. BSB BSB: And Abram journeyed on toward the Negev.
11 ULB Rehefa nadiva hiditra an'i Egypta izy, dia niteny tamin'i Saray vadiny hoe: "Indro, fantatro fa tena vehivavy tsara tarehy ianao. BSB BSB: As he was about to enter Egypt, he said to his wife Sarai, “Look, I know that you are a beautiful woman,
12 ULB Rehefa hitan'ireo Egyptiana ianao dia hiteny izy ireo hoe: 'Ity ny vadiny,' ary dia ho vonoin'izy ireo aho, kanefa ianao ho hazonin'izy ireo ho velona. BSB BSB: and when the Egyptians see you, they will say, ‘This is his wife.’ Then they will kill me but will let you live.
13 ULB Teneno hoe anabaviko ianao, mba tsy hampaninona ahy noho ianao, ary mba ho voatsitsy ny aiko noho ianao." BSB BSB: Please say you are my sister, so that I will be treated well for your sake, and on account of you my life will be spared.”
14 ULB Ary tamin'ny fotoana nidiran'i Abrama tao Egypta, dia hitan'ireo egyptiana fa vehivavy tena tsara tarehy tokoa Saray. BSB BSB: So when Abram entered Egypt, the Egyptians saw that the woman was very beautiful.
15 ULB Hitan'ireo tandapan'i Farao izy, dia nidera azy tany amin'i Farao, ary dia nalaina ho any an-tokantranon'i Farao ravehivavy. BSB BSB: When Pharaoh’s officials saw Sarai, they commended her to him, and she was taken into the palace of Pharaoh.
16 ULB Ary nampiadanin'i Farao i Abrama noho ny amin-dravehivavy, ka nanome azy ondry, omby, ampondra lahy, mpanompo lahy, mpanompo vavy, ampondra vavy, ary rameva. BSB BSB: He treated Abram well on her account, and Abram acquired sheep and cattle, male and female donkeys, menservants and maidservants, and camels.
17 ULB Avy eo Yaveh nikapoka an'i Farao sy ny ankohonany tamin'ny loza lehibe noho i Saray, vadin'i Abrama. Nampiantso an'i Abrama i Farao, ka niteny hoe: BSB BSB: The LORD, however, afflicted Pharaoh and his household with severe plagues because of Abram’s wife Sarai.
18 ULB "Inona ity zavatra izay vitanao tamiko? Nahoana no tsy nolazainao tamiko fa vadinao izy? BSB BSB: So Pharaoh summoned Abram and asked, “What have you done to me? Why didn’t you tell me she was your wife?
19 ULB Nahoana ianao no nilaza hoe: 'Anabaviko izy,' mba hangalako azy ho vadiko? Noho izany, indro ny vadinao. Ento izy, ary andeha zory ny lalanao." BSB BSB: Why did you say, ‘She is my sister,’ so that I took her as my wife? Now then, here is your wife. Take her and go!”
20 ULB Ary Farao nanome baiko ireo lehilahiny nahakasika azy, ary nandefa azy lavitra izy ireo, niaraka tamin'ny vadiny sy izay rehetra nananany. BSB BSB: Then Pharaoh gave his men orders concerning Abram, and they sent him away with his wife and all his possessions.