1 ULB Nandidy ny mpikarakara ny tranony Josefa, nanao hoe: "Fenoy sakafo ny lasakan'ireo lehilahy ireo, araka izay zakan'izy ireo, ary apetraho ao anatin'ny lasakany ny volan'ireo lehilahy rehetra. BSB BSB: Then Joseph instructed his steward: “Fill the men’s sacks with as much food as they can carry, and put each one’s silver in the mouth of his sack.
2 ULB Apetraho ao amin'ny vava lasakan'ny zandriny indrindra, ny kapoakako, ilay kapoaka volafotsy, sy ny volany tamin'ny vary." Ary nataon'ilay mpikarakara izay nolazain'i Josefa. BSB BSB: Put my cup, the silver one, in the mouth of the youngest one’s sack, along with the silver for his grain.” So the steward did as Joseph had instructed.
3 ULB Niposaka ny maraina, ary nalefa ireo lehilahy ireo, izy ireo sy ny borikiny. BSB BSB: At daybreak, the men were sent on their way with their donkeys.
4 ULB Rehefa nivoaka ny tanàna izy ireo nefa mbola tsy lasa lavitra akory, dia nilaza tamin'ny mpikarakarany i Josefa hoe: "Mifohaza, manaraha ireo lehilahy ireo, ary rehefa tratranao izy ireo, dia lazao izy ireo hoe: "Nahoana ianareo no mamaly ratsy ny soa? BSB BSB: They had not gone far from the city when Joseph told his steward, “Pursue the men at once, and when you overtake them, ask, ‘Why have you repaid good with evil?
5 ULB Moa ve tsy ilay kapoaka isotroan'ny tompoko ity, sy ilay kapoaka izay hampiasainy amin'ny faminaniany? Nanao ratsy ianareo, izany zavatra izay nataonareo izany.'" BSB BSB: Is this not the cup my master drinks from and uses for divination? What you have done is wicked!’”
6 ULB Nahatratra azy ireo ilay mpiandraikitra ny fampandrosoana ary niteny ireo teny ireo. BSB BSB: When the steward overtook them, he relayed these words to them.
7 ULB Izy ireo nilaza taminy hoe: "Nahoana no miteny toy ireo ny tompoko? Sanatria amin'ireo mpanomponao no hanaovan'izy ireo zavatra toy izany. BSB BSB: “Why does my lord say these things?” they asked. “Your servants could not possibly do such a thing.
8 ULB Indro, ilay vola izay hitanay tao amin'ny vavan'ny lasakanay, nentinay niverina aty aminao indray avy amin'ny tany Kanana. Ahoana no afahanay mangalatra volafotsy na volamena ao amin'ny tranon'ny tomponao? BSB BSB: We even brought back to you from the land of Canaan the silver we found in the mouths of our sacks. Why would we steal silver or gold from your master’s house?
9 ULB Izay ahitana an'izany amin'ireo mpanomponao, aoka izy ho faty, ary izahay ihany koa dia ho andevon'ny tompoko." BSB BSB: If any of your servants is found to have it, he must die, and the rest will become slaves of my lord.”
10 ULB Ilay mpikarakara niteny hoe: "Aoka ary ho araka ny teninareo izany. Ilay iray izay hahitana ilay kaopy dia ho andevoko, ary ianareo hafa kosa dia ho afaka." BSB BSB: “As you say,” replied the steward. “But only the one who is found with the cup will be my slave, and the rest of you shall be free of blame.”
11 ULB Avy eo dia nandeha haingana ny lehilahy tsirairay ka nametraka ny lasakany tamin'ny tany, ary samy nanokatra ny lasakany avy. BSB BSB: So each one quickly lowered his sack to the ground and opened it.
12 ULB Nitady ilay tompon'andraikitra amin'ny fampandrosoana. Natombony tamin'ny lehibe indrindra ary nofaranany tamin'ny tanora indrindra, ka hita tao amin'ny lasakan'i Benjamina ilay kapoaka. BSB BSB: The steward searched, beginning with the oldest and ending with the youngest—and the cup was found in Benjamin’s sack.
13 ULB Ary nandriatra ny akanjony izy ireo. Samy nitaingina ny ampondrany ny lehilahy tsirairay ary niverina tany amin'ilay tanàna. BSB BSB: Then they all tore their clothes, loaded their donkeys, and returned to the city.
14 ULB Nandeha tany amin'ny tranon'i Josefa i Joda sy ireo rahalahiny. Mbola tany izy, ka niankohoka teo anatrehany tamin'ny tany izy ireo. BSB BSB: When Judah and his brothers arrived at Joseph’s house, he was still there, and they fell to the ground before him.
15 ULB Hoy Josefa tamin'izy ireo hoe: "Inona izao nataonareo izao? Moa ve tsy fantatrareo fa ny lehilahy tahaka ahy dia manao faminaniana?" BSB BSB: “What is this deed you have done?” Joseph declared. “Do you not know that a man like me can surely divine the truth?”
16 ULB Nilaza Joda hoe: "Inona no afaka lazainay amin'ny tompoko? Inona no azonay lazaina? Ahoana no afahanay manamarina ny tenanay? Hitan'Andriamanitra ny helok'ireo mpanomponao. Indro, andevon'ny tompoko izahay, izahay sy izy dia nahitana ny kapoaka teny an-tanany." BSB BSB: “What can we say to my lord?” Judah replied. “How can we plead? How can we justify ourselves? God has exposed the iniquity of your servants. We are now my lord’s slaves—both we and the one who was found with the cup.”
17 ULB Hoy Josefa hoe: "Sanatria amiko ny tsy maintsy hanao izany. Ilay lehilahy izay nahitana ny kapoaka teny an-tanany, dia ho andevoko, fa ianareo hafa kosa, hiakatra am-piadanana ho any amin'ny rainareo." BSB BSB: But Joseph replied, “Far be it from me to do this. The man who was found with the cup will be my slave. The rest of you may return to your father in peace.”
18 ULB Avy eo dia nanatona akaiky azy i Joda ka nilaza hoe: "Ry tompoko, avelao re hiresaka teny iray eo an-tsofin'ny tompoko ny mpanomponao, ary aoka ny fahatezeranao hirehitra amin'ny mpanomponao, fa ianao dia tahaka an'i Farao. BSB BSB: Then Judah approached Joseph and said, “Sir, please let your servant speak personally to my lord. Do not be angry with your servant, for you are equal to Pharaoh himself.
19 ULB Nanontany ireo mpanompony ny tompoko, niteny hoe: 'Moa ve ianao manana ray na rahalahy iray?' BSB BSB: My lord asked his servants, ‘Do you have a father or a brother?’
20 ULB Hoy izahay tamin'ny tomponay hoe: 'Manana ray izahay, lehilahy antitra, ary zanaka iray tamin'ny fahanterany. Fa ny rahalahiny dia efa maty, ary izy irery no tavela tamin'ny reniny, ary ny rainy tia azy.' BSB BSB: And we answered, ‘We have an elderly father and a younger brother, the child of his old age. The boy’s brother is dead. He is the only one of his mother’s sons left, and his father loves him.’
21 ULB Avy eo nilaza tamin'ireo mpanomponao ianao hoe: 'Ento midina eto amiko izy mba hafahako mahita azy.' BSB BSB: Then you told your servants, ‘Bring him down to me so that I can see him for myself.’
22 ULB Tao aorian'izany, dia nilaza tamin'ny tompoko izahay hoe: "Tsy afaka hamela ny rainy ilay zazalahy. Fa raha mamela ny rainy izy dia ho faty ny rainy.' BSB BSB: So we said to my lord, ‘The boy cannot leave his father. If he were to leave, his father would die.’
23 ULB Ary ianao nilaza tamin'ireo mpanomponao hoe: 'Raha tsy midina miaraka aminao ny rahalahinao zandriny indrindra, dia tsy hahita ny tavako intsony ianao.' BSB BSB: But you said to your servants, ‘Unless your younger brother comes down with you, you will not see my face again.’
24 ULB Ary indro tonga izany rehefa niakatra nankany amin'ny raiko mpanomponao izahay, nolazainay taminy ireo tenin'ny tompoko. BSB BSB: Now when we returned to your servant my father, we relayed your words to him.
25 ULB Hoy ny rainay hoe: "Mandehana indray, mividiana sakafo ho antsika.' BSB BSB: Then our father said, ‘Go back and buy us some food.’
26 ULB Avy eo dia nilaza izahay hoe: 'Tsy afaka midina izahay. Raha miaraka aminay ny rahalahinay zandriny indrindra, dia hidina izahay, satria tsy afaka ny hahita ny tavan'ilay lehilahy izahay raha tsy miaraka amin'ny rahalahinay zandriny indrindra.' BSB BSB: But we answered, ‘We cannot go down there unless our younger brother goes with us. So if our younger brother is not with us, we cannot see the man.’
27 ULB Ny mpanomponao ry tompoko no niteny taminay hoe: 'Fantatrareo fa niteraka roa lahy tamiko ny vadiko. BSB BSB: And your servant my father said to us, ‘You know that my wife bore me two sons.
28 ULB Ny iray tamin'izy ireo dia niala tamiko ary hoy aho hoe: "Azo antoka fa voaviravira izy, ary tsy nahita azy aho hatramin'izao." BSB BSB: When one of them was gone, I said: “Surely he has been torn to pieces.” And I have not seen him since.
29 ULB Izao raha maka ilay iray aty amiko koa ianareo, ka loza no tonga eo aminy, dia hampihintsana ny volon-dohako amin'ny alahelo mankany amin'ny Fiainan-tsy hita ianareo.' BSB BSB: Now if you also take this one from me and harm comes to him, you will bring my gray hair down to Sheol in sorrow.’
30 ULB Ary, noho izany, rehefa tonga any amin'ilay mpanomponao aho, ary tsy miaraka aminay ilay zazalahy, satria mifamatotra amin'ny ain'ilay zazalahy ny ainy, BSB BSB: So if the boy is not with us when I return to your servant, and if my father, whose life is wrapped up in the boy’s life,
31 ULB fa ho tonga izany, rehefa hitany fa tsy miaraka aminay ilay zazalahy, dia ho faty izy. Ireo mpanomponao dia hampihintsana ny volo fotsin'ny raiko mpanomponao miaraka amin'ny alahelo mankany amin'ny Fiainan-tsy hita. BSB BSB: sees that the boy is not with us, he will die. Then your servants will have brought the gray hair of your servant our father down to Sheol in sorrow.
32 ULB Satria ny mpanomponao dia efa lasa antoka ho an'ilay zazalahy amin'ny raiko ary nilaza hoe: "Raha tsy mitondra azy eo anatrehanao aho, dia hitondra heloka eo amin'ny raiko mandrakizay aho.' BSB BSB: Indeed, your servant guaranteed the boy’s safety to my father, saying, ‘If I do not return him to you, I will bear the guilt before you, my father, all my life.’
33 ULB Ary noho izany, avelao re ny mpanomponao hijanona ho solon'ilay zazalahy tahaka ny andevon'ny tompoko, ary avelao ilay zazalahy hiakatra hiaraka amin'ireo rahalahiny. BSB BSB: Now please let your servant stay here as my lord’s slave in place of the boy. Let him return with his brothers.
34 ULB Fa amin'ny fomba ahoana no hiakarako any amin'ny raiko raha tsy miaraka amiko ilay zazalahy? Matahotra ny hahita ilay ratsy izay ho tonga eo amin'ny raiko aho." BSB BSB: For how can I go back to my father without the boy? I could not bear to see the misery that would overwhelm him.”