1 ULB Lazao amin'ireo rahalahinao hoe: 'Ry vahoakako!' ary amin'ireo anabavinao hoe: 'Efa nanehoana fangorahana ianareo.'" BSB BSB: “Say of your brothers, ‘My people,’ and of your sisters, ‘My loved one.’
2 ULB Manaova fitoriana hanohitra ny reninao, Manaova fitoriana, satria tsy vadiko izy, ary Izaho tsy vadiny. Aoka izy hanala ny fivarotan-tenany tsy ho eo anoloany, sy ireo fihetsika fijangajangany tsy ho eo anelanelan'ny nonony. BSB BSB: Rebuke your mother, rebuke her, for she is not My wife, and I am not her husband. Let her remove the adultery from her face and the unfaithfulness from between her breasts.
3 ULB Raha tsy izany, haboridako izy ka hasehoko ny fitanjahany tahaka ny tamin'ny andro nahaterahany. Hataoko tahaka ny efitra izy, tahaka ny tany karakaina, ary hataoko matin'ny hetaheta izy. BSB BSB: Otherwise, I will strip her naked and expose her like the day of her birth. I will make her like a desert and turn her into a parched land, and I will let her die of thirst.
4 ULB Tsy hanana indra-fo amin'ireo zanany Aho, satria zanaky ny fivarotan-tena izy ireo. BSB BSB: I will have no compassion on her children, because they are the children of adultery.
5 ULB Satria ny renin'izy ireo dia efa mpivaro-tena, ary izy izay nitondra vohoka azy ireo dia efa nanao fihetsika mahamenatra. Hoy izy hoe: "Hanaraka ireo olon-tiako aho, satria izy ireo no nanome mofo sy rano ho ahy, ny volon'ondry sy rongoniko, ny diloiloko sy rano." BSB BSB: For their mother has played the harlot and has conceived them in disgrace. For she thought, ‘I will go after my lovers, who give me bread and water, wool and linen, oil and drink.’
6 ULB Noho izany dia hanangana fefy misy tsilo hanakana ny lalany Aho. Hanangana manda hanohitra azy Aho ka tsy hahita ny lalany izy. BSB BSB: Therefore, behold, I will hedge up her path with thorns; I will enclose her with a wall, so she cannot find her way.
7 ULB Hanenjika ireo olon-tiany izy, kanefa tsy hahatratra azy ireo. Hitady azy ireo izy, kanefa tsy hahita azy ireo. Ary hilaza izy avy eo hoe: "Hiverina amin'ny vadiko voalohany aho, satria izany no mety amiko kokoa noho izao." BSB BSB: She will pursue her lovers but not catch them; she will seek them but not find them. Then she will say, ‘I will return to my first husband, for then I was better off than now.’
9 ULB Koa halaiko indray ny variny amin'ny fotoam-pijinjana, ary ny divaiko vaovao amin'ny fotoanany. Halaiko indray ny volon'ondriko sy ny rongoniko izay nampiasaina mba hanafenana ny fitanjahany. BSB BSB: Therefore I will take back My grain in its time and My new wine in its season; I will take away My wool and linen, which were given to cover her nakedness.
10 ULB Ary havelako hitanjaka eo imason'ireo olon-tiany izy, ary tsy hisy na iza na iza hahavonjy azy eo an-tanako. BSB BSB: And then I will expose her lewdness in the sight of her lovers, and no one will deliver her out of My hands.
11 ULB Hampitsahatra ny fankalazany rehetra ihany koa Aho— ireo fanasany, ireo fankalazany ny volana vaovao, ireo Sabatany, ary ireo andro firavoravoany voatondro rehetra. BSB BSB: I will put an end to all her exultation: her feasts, New Moons, and Sabbaths—all her appointed feasts.
12 ULB "Hamotika ireo voalobony sy ireo hazon'aviaviny Aho, izay efa nilazany hoe: 'Ireto no tamby izay nomen'ireo olon-tiako ahy.' Hataoko ho ala ireo, ary ireo bibin'ny saha hihinana izany. BSB BSB: I will destroy her vines and fig trees, which she thinks are the wages paid by her lovers. So I will make them into a thicket, and the beasts of the field will devour them.
13 ULB Hanasazy azy nohon'ny andro firavoravoan'ireo Bala Aho, rehefa nandoro ditin-kazo manitra ho azy ireo izy, rehefa nanaingo ny tenany tamin'ny perany sy ny firavany izy, ary nanaraka ireo olon-tiany izy ka nanadino Ahy—izany no fanambaran'i Yaveh." BSB BSB: I will punish her for the days of the Baals when she burned incense to them, when she adorned herself with rings and jewelry, and went after her lovers. But Me she forgot,” declares the LORD.
15 ULB Hamerina ireo tanim-boalobony Aho, ary ny Lohasahan'ny Akora ho vavahadin'ny fanantenana. Hamaly Ahy ao izy tahaka ny nataony tamin'ireo androm-pahatanorany, tahaka ny tamin'ireo andro izay nivoahany ny tany Egypta. BSB BSB: There I will give back her vineyards and make the Valley of Achor into a gateway of hope. There she will respond as she did in the days of her youth, as in the day she came up out of Egypt.
17 ULB Fa ho esoriko eo am-bavany ireo anaran'ireo Bala; tsy ho tsaroana intsony ny anaran'izy ireo." BSB BSB: For I will remove from her lips the names of the Baals; no longer will their names be invoked.
18 ULB "Amin'izany andro izany dia hanao fanekena amin'izy ireo miaraka amin'ireo biby any an-tsaha, miaraka amin'ireo vorona eny amin'ny habakabaka, ary miaraka amin'ireo zava-mandady amin'ny tany rehetra Aho. Ho esoriko tsy ho amin'ny tany intsony ny tsipìka, ny sabatra, sy ny ady, ary hataoko mandry fahizay ianao. BSB BSB: On that day I will make a covenant for them with the beasts of the field and the birds of the air and the creatures that crawl on the ground. And I will abolish bow and sword and battle in the land, and will make them lie down in safety.
20 ULB Mianiana amin'ny tenako amim-pahatokiana ho anao Aho, ka ho fantatrao i Yaveh. BSB BSB: And I will betroth you in faithfulness, and you will know the LORD.”
21 ULB Amin'izany andro izany, dia hamaly Aho—izany no fanambaran'i Yaveh—hamaly ny lanitra Aho, ary ireo hamaly ny tany. BSB BSB: “On that day I will respond—” declares the LORD—“I will respond to the heavens, and they will respond to the earth.
22 ULB Ny tany hamaly ny vary, ny voaloboka vaovao sy ny diloilo, ary izy ireo hamaly an'i Jezirela. BSB BSB: And the earth will respond to the grain, to the new wine and oil, and they will respond to Jezreel.
23 ULB Hamboleko ho Ahy eo amin'ny tany izy, ary hanana famindram-po ao amin'ny Lò-rohama Aho. Hiteny amin'i Lò-amy Aho hoe: 'Ianao no oloko,' ary izy ireo hanao Amiko hoe: 'Ianao no Andriamanitro.'" BSB BSB: And I will sow her as My own in the land, and I will have compassion on ‘No Compassion.’ I will say to those called ‘Not My People,’ ‘You are My people,’ and they will say, ‘You are my God.’”