1 ULB Izao no tenin'i Yaveh izay tonga tamin'i Hosea zanaka lahin'i Bery tamin'ny andron'i Ozia, Jotama, Ahaza sy Hezekia, mpanjakan'ny Joda, ary tamin'ny andron'i Jeroboama zanaka lahin'i Joasy, mpanjakan'Israely. BSB BSB: This is the word of the LORD that came to Hosea son of Beeri in the days of Uzziah, Jotham, Ahaz, and Hezekiah, kings of Judah, and of Jeroboam son of Jehoash, king of Israel. 3 ULB Koa dia lasa i Hosea ka nanambady an'i Gomera zanaka vavin'i Diblaima, ary nitoe-jaza izy ka niteraka zazalahy taminy. BSB BSB: So Hosea went and married Gomer daughter of Diblaim, and she conceived and bore him a son.
5 ULB Amin'izany andro izany dia ho tapahiko ao amin'ny Lohasahan'i Jezirela ny tsipìkan'Israely." BSB BSB: And on that day I will break the bow of Israel in the Valley of Jezreel.”
6 ULB Nitoe-jaza indray i Gomera ary niteraka zazavavy. Ary hoy Yaveh tamin'i Hosea hoe: "Ataovy hoe Lò-rohama ny anarany, fa tsy hanana indra-fo amin'ny ankohonan'Israely intsony Aho, ka tsy avelako mihitsy ny helok'izy ireo. BSB BSB: Gomer again conceived and gave birth to a daughter, and the LORD said to Hosea, “Name her Lo-ruhamah, for I will no longer have compassion on the house of Israel, that I should ever forgive them.
7 ULB Fa kosa hanana famindram-po amin'ny ankohonan'i Joda Aho, ary hanavotra azy ireo ny tenako, Yaveh Andriamanitr'izy ireo. Tsy hamonjy azy ireo amin'ny tsipìka, sabatra, ady, soavaly, na mpitaingin-tsoavaly Aho." BSB BSB: Yet I will have compassion on the house of Judah, and I will save them—not by bow or sword or war, not by horses and cavalry, but by the LORD their God.”
8 ULB Ary rehefa avy nampisara-nono an'i Lò-rohama i Gomera, dia nitoe-jaza ary niteraka zazalahy hafa indray izy. BSB BSB: After she had weaned Lo-ruhamah, Gomer conceived and gave birth to a son.
9 ULB Dia hoy Yaveh hoe: "Ataovy hoe Lò-amy ny anarany, fa ianareo dia tsy vahoakako, ary Izaho tsy Andriamanitrareo. BSB BSB: And the LORD said, “Name him Lo-ammi, for you are not My people, and I am not your God.
10 ULB Fa ny isan'ny ankohonan'Israely kosa dia ho tahaka ny fasika eny amoron-dranomasina, izay tsy hay afatra na isaina. Ary amin'ny toerana izay nitenenana tamin'izy ireo hoe: 'Tsy oloko ianareo,' no hilazana amin'izy ireo hoe: 'Olon'ilay Andriamanitra velona ianareo.' BSB BSB: Yet the number of the Israelites will be like the sand of the sea, which cannot be measured or counted. And it will happen that in the very place where it was said to them, ‘You are not My people,’ they will be called ‘sons of the living God.’
11 ULB Hiangona ny mponin'i Joda sy ny mponin'Israely. Hanendry mpitarika iray ho azy izy ireo, ary hiakatra avy amin'ny tany izy ireo, fa ho lehibe ny andron'i Jezirela. BSB BSB: Then the people of Judah and of Israel will be gathered together, and they will appoint for themselves one leader, and will go up out of the land. For great will be the day of Jezreel.