2 ULB Dia mivoaha any amin'ny lohasahan'i Ben-Hinoma any amin'ny fidiran'ny Vavahadin'ny Vilany Vaky, ary ambarao ao ny teny izay ho lazaiko aminao. BSB BSB: and go out to the Valley of Ben-hinnom near the entrance of the Potsherd Gate. Proclaim there the words I speak to you,
3 ULB Lazao hoe: 'Henoy ny tenin'i Yaveh, ry mpanjakan'i Joda sy mponin'i Jerosalema! Yaveh Tompon'ny maro, Andriamanitrin'ny Israely, milaza izao: "Indro, ary izaho dia hitondra loza amin'ity toerana ity, ary ny sofin'ireo rehetra izay maheno izao dia hangotsokotsoka. BSB BSB: saying, ‘Hear the word of the LORD, O kings of Judah and residents of Jerusalem. This is what the LORD of Hosts, the God of Israel, says: I am going to bring such disaster on this place that the ears of all who hear of it will ring,
4 ULB Hanao izany aho satria nafoin'izy ireo Aho ary nozimbazimbainy ity toerana ity. Eto amin'ity toerana ity no anoloran'izy ireo sorona ho an'ireo andriamanin-kafa izay tsy fantany. Izy ireo, ireo razambeny, ary ny mpanjakan'ny Joda ihany koa dia efa nameno ràn'ny tsy manan-tsiny teo amin'ity toerana ity. BSB BSB: because they have abandoned Me and made this a foreign place. They have burned incense in this place to other gods that neither they nor their fathers nor the kings of Judah have ever known. They have filled this place with the blood of the innocent.
5 ULB Nanorina ireo toerana avon'i Bala izy ireo handorana amin'ny afo ny zanakalahin'izy ireo ho fanatitra dorana ho azy izy—zavatra izay tsy nodidiako na notononiko, na koa niditra tao an-tsaiko. BSB BSB: They have built high places to Baal on which to burn their children in the fire as offerings to Baal—something I never commanded or mentioned, nor did it even enter My mind.
6 ULB Koa, indro, ho avy ny andro—izao no fanambaran'i Yaveh—rehefa tsy ho antsoina intsony hoe Tofeta ity toerana ity, ilay Lohasahan'i Ben-Hinoma, fa ho lasa Lohasahan'ny Famonoana izany. BSB BSB: So behold, the days are coming, declares the LORD, when this place will no longer be called Topheth or the Valley of Ben-hinnom, but the Valley of Slaughter.
7 ULB Eto amin'ity toerana ity no hanaovako ireo fikasan'i Joda sy Jerosalema ho tsy misy ilàna azy. Ho ataoko ho lavon'ny sabatra eo anoloan'ireo fahavalony izy ireo ary ny tanan'ireo izay mifofo ny ainy izy ireo. Dia homeko ho sakafon'ny vorona eny amin'ny lanitra sy ny biby eny amin'ny tany ny fatin'izy ireo. BSB BSB: And in this place I will ruin the plans of Judah and Jerusalem. I will make them fall by the sword before their enemies, by the hands of those who seek their lives, and I will give their carcasses as food to the birds of the air and the beasts of the earth.
8 ULB Dia hataoko ho faharavana sy zavatra fihisitrisitr'ity tanàna ity, ka izay rehetra mandalo eo amin'izany dia hangovitra sy hisioka momban'ny areti-mandringana rehetra. BSB BSB: I will make this city a desolation and an object of scorn. All who pass by will be appalled and will scoff at all her wounds.
9 ULB Hampihinanako ny nofon'ireo zanany lahy sy ireo zanany vavy izy ireo; ny olona tsirairay dia hihinana ny nofon'ny mpiara-belona aminy eo amin'ny fahirano ary amin'ny fangirifiriana no hitondrana azy ireo amin'ny fahavalony sy ireo mitady ny ainy.'" BSB BSB: I will make them eat the flesh of their sons and daughters, and they will eat one another’s flesh in the siege and distress inflicted on them by their enemies who seek their lives.’
10 ULB Dia ho vakianao eo imason'ireo lehilahy izay niaraka taminao ny tavoara tanimanga. BSB BSB: Then you are to shatter the jar in the presence of the men who accompany you,
11 ULB Hilaza amin'izy ireo ianao hoe: 'Izao no lazain'i Yaveh Tompon'ny maro: "Hanao zavatra mitovy toy izany amin'ity vahoaka ity sy ity tanàna ity Aho—izany no fanambaran'i Yaveh—toy ny nanorotoron'i Jeremia ny tavoara tanimanga no tsy nahafahana nanamboarana izany indray. Handevina ny maty any Tofeta ny olona mandra-paha tsy misy toerana hafa handevenana ireo maty intsony. BSB BSB: and you are to proclaim to them that this is what the LORD of Hosts says: I will shatter this nation and this city, like one shatters a potter’s jar that can never again be repaired. They will bury the dead in Topheth until there is no more room to bury them.
12 ULB Toy izany no hanaovako ity toerana ity sy ireo mponiny raha hanao ity toerana ity tahaka an'i Tofeta Aho—izany no fanambaran'i Yaveh— BSB BSB: This is what I will do to this place and to its residents, declares the LORD. I will make this city like Topheth.
13 ULB ka ny tranon'i Jerosalema sy ireo mpanjakan'i Joda dia ho tonga tahaka an'i Tofeta—ireo trano rehetra izay misy tampon-trano hideran'ny olona maloto ny kintana rehetra eny amin'ny lanitra ary andrarahany fanatitra sotroina ho an'ireo andriamanin-kafa."' BSB BSB: The houses of Jerusalem and the houses of the kings of Judah will be defiled like that place, Topheth—all the houses on whose rooftops they burned incense to all the host of heaven and poured out drink offerings to other gods.”
14 ULB Dia tonga avy any Tofeta i Jeremia, izay nanirahan'i Yaveh azy mba haminany. Nitsangana teo amin'ny kianjan'ny tranon'i Yaveh izy ary niteny tamin'ny olona rehetra hoe: BSB BSB: Then Jeremiah returned from Topheth, where the LORD had sent him to prophesy, and he stood in the courtyard of the house of the LORD and proclaimed to all the people,
15 ULB "Izao no lazain'ny Yaveh Tompon'ny maro, Andriamanitr'Israely hoe: 'indro, hitondra amin'ity tanàna ity sy ny renivohiny rehetra ny loza rehetra izay efa nambarako tamin'izany Aho, satria nanamafy ny hatony izy ireo ary nandà tsy hihaino ny teniko." BSB BSB: “This is what the LORD of Hosts, the God of Israel, says: ‘Behold, I am about to bring on this city and on all the villages around it every disaster I have pronounced against them, because they have stiffened their necks so as not to heed My words.’”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.