2 ULB Koa novelesin'i Pasora i Jeremia mpaminany ary avy eo napetrany tao amin'ireo hazo fanagadrana izay teo amin'ny Vavahady Ambonin'i Benjamina tao amin'ny tranon'i Yaveh. BSB BSB: he had Jeremiah the prophet beaten and put in the stocks at the Upper Gate of Benjamin, which was by the house of the LORD.
3 ULB Ary navoakan'i Pasora tao amin'ny hazo fanagadrana i Jeremia ny andro manaraka. Dia hoy Jeremia taminy: "Tsy niantso ny anaranao hoe Pasora i Yaveh, fa Magora-misabiba ianao. BSB BSB: The next day, when Pashhur released Jeremiah from the stocks, Jeremiah said to him, “The LORD does not call you Pashhur, but Magor-missabib.
4 ULB Fa izao no lazain'i Yaveh: 'Indro, ho ataoko zavatra mampatahotra ianao, dia ianao sy ireo olon-tianao rehetra, fa ho lavon'ny sabatr'ireo fahavalony izy ireo ary hahita izany ny masonao. Ho atolotro eo an-tanan'ny mpanjakan'i Babylona ny Joda rehetra. Ho ataony babo any Babylona izy ireo na ho tafihany amin'ny tsabatra. BSB BSB: For this is what the LORD says: ‘I will make you a terror to yourself and to all your friends. They will fall by the sword of their enemies before your very eyes. And I will hand Judah over to the king of Babylon, and he will carry them away to Babylon and put them to the sword.
5 ULB Homeko azy ny haren'ity tanàna ity rehetra sy ny fananany rehetra, ny zava-tsarobidin'izany rehetra sy ny haren'ny mpanjakan'ny Joda rehetra. Ho apetrako eny an-tanan'ireo fahavalonao ireo zavatra ireo, ka ho lasan'izy ireo izany. Haka ireny izy ireo ka hitondra ireo any Babylona. BSB BSB: I will give away all the wealth of this city—all its products and valuables, and all the treasures of the kings of Judah—to their enemies. They will plunder them, seize them, and carry them off to Babylon.
6 ULB Nefa ianao, ry Pasora, sy ireo mipetraka ao an-tranonao rehetra dia ho lasan-ko babo. Handeha any Babylona ianao ka ho faty any. Ianao sy ireo olon-tianao rehetra izay naminanianao zavatra fitaka dia ho alevina any.'" BSB BSB: And you, Pashhur, and all who live in your house, will go into captivity. You will go to Babylon, and there you will die and be buried—you and all your friends to whom you have prophesied these lies.’”
7 ULB "Namitaka ahy Ianao, ry Yaveh, ary voafitaka aho. Matanjaka noho izaho Ianao, ary mandresy ahy Ianao. Lasa fihomehezana mandritry ny tontolo andro aho, maneso ahy ny olon-drehetra. BSB BSB: You have deceived me, O LORD, and I was deceived. You have overcome me and prevailed. I am a laughingstock all day long; everyone mocks me.
8 ULB Fa isaky ny niteny aho, dia niantso mafy aho ary nanambara hoe: 'Herisetra sy fandravana'. Ary lasa latsa sy fanesoana ho ahy isan'andro ny tenin'i Yaveh. BSB BSB: For whenever I speak, I cry out; I proclaim violence and destruction. For the word of the LORD has become to me a reproach and derision all day long.
9 ULB Raha miteny aho hoe: "Tsy hieritreritra momba an'i Yaveh intsony aho. Tsy hiteny amin'ny anarany intsony aho.' Ary tahaka ny afo ao am-poko izany, voatazona ao anatin'ny taolako. Koa mitolona mba hitana izany aho saingy tsy nahavita. BSB BSB: If I say, “I will not mention Him or speak any more in His name,” His message becomes a fire burning in my heart, shut up in my bones, and I become weary of holding it in, and I cannot prevail.
10 ULB Nandre ny tsahon'ireo mpampihorohoro avy amin'ny olona rehetra manodidina aho.'Tatero! Tsy maintsy taterintsika izany!' Ireo izay akaiky ahy dia mitazana mba hijery raha mianjera aho.' Mety ho azo fitahana izy. Raha izany, dia afaka mandresy azy isika ary hanao ny valifatintsika aminy.' BSB BSB: For I have heard the whispering of many: “Terror is on every side! Report him; let us report him!” All my trusted friends watch for my fall: “Perhaps he will be deceived so that we may prevail against him and take our vengeance upon him.”
11 ULB Fa momba ahy tahaka ny mpiady mahery Yaveh, ka hivembena ireo olona izay manenjika ahy. Tsy handresy ahy izy ireo. Ho afa-baraka tanteraka tokoa izy ireo, satria tsy hahomby. Ho menatra tsy hanam-piafarana izy ireo, tsy ho adino mandrakizay izany. BSB BSB: But the LORD is with me like a fearsome warrior. Therefore, my persecutors will stumble and will not prevail. Since they have not succeeded, they will be utterly put to shame, with an everlasting disgrace that will never be forgotten.
12 ULB Nefa ianao, ry Yaveh Tompon'ny maro, Ianao izay mandinika ny fahamarinana sy izay mahita ny saina sy ny fo. Avelao aho hahita ny valifatinao amin'izy ireo satria efa naneho ny trangako taminao aho. BSB BSB: O LORD of Hosts, who examines the righteous, who sees the heart and mind, let me see Your vengeance upon them, for to You I have committed my cause.
13 ULB Mihirà ho an'i Yaveh! Miderà an'i Yaveh! Fa efa namonjy ny ain'ireo izay nampahoriana teny an-tanan'ireo mpanao ratsy Izy. BSB BSB: Sing to the LORD! Praise the LORD! For He rescues the life of the needy from the hands of evildoers.
14 ULB Aoka ho ozonina ny andro nahaterahako. Aoka tsy ho tahiana ny andro izay nitondran'ny reniko ahy. BSB BSB: Cursed be the day I was born! May the day my mother bore me never be blessed.
15 ULB Aoka ho ozonina ilay lehilahy izay nampahafantatra ny raiko, ilay niteny hoe: 'Misy zazalahy nateraka ho anao', hiteraka fifaliana lehibe. BSB BSB: Cursed be the man who brought my father the news, saying, “A son is born to you,” bringing him great joy.
16 ULB Aoka izany lehilahy izany ho tahaka ireo tanàna izay noravain'i Yaveh ka tsy nananany antra. Aoka izy handre ny antso vonjy amin'ny mangiran-dratsy, sy ny tomanin'ny ady amin'ny atoandro, BSB BSB: May that man be like the cities that the LORD overthrew without compassion. May he hear an outcry in the morning and a battle cry at noon,
17 ULB satria tsy namono ahy tao am-bohoka izy, nanao ny reniko ho fasako, dia kibo izay nitoe-jaza mandrakizay. BSB BSB: because he did not kill me in the womb so that my mother might have been my grave, and her womb forever enlarged.
18 ULB Nahoana izany no nivoaka tao am-bohoka aho mba hijery fahoriana sy alahelo, mba ho feno henatra ireo androko?" BSB BSB: Why did I come out of the womb to see only trouble and sorrow, and to end my days in shame?
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.