1 ULB Ny teny izay tonga tamin'i Jeremia avy amin'i Yaveh rehefa nandefa an'i Pasora zanaka lahin'i Malkia sy i Zefania zanaka lahin'i Mahasela mpisorona tany aminy i Zedekia mpanjaka. Dia hoy izy ireo taminy: BSB BSB: This is the word that came to Jeremiah from the LORD when King Zedekiah sent to him Pashhur son of Malchijah and the priest Zephaniah son of Maaseiah. They said,
2 ULB "Mangataha hevitra amin'i Yaveh ho anay, fa manangana ady aminay i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona. Hanao ireo fahagagana ho anay angamba Yaveh, toy ny tamin'ny andro taloha, ka hampiala azy eo aminay." BSB BSB: “Please inquire of the LORD on our behalf, since Nebuchadnezzar king of Babylon is waging war against us. Perhaps the LORD will perform for us something like all His past wonders, so that Nebuchadnezzar will withdraw from us.”
3 ULB Ka hoy Jeremia tamin'izy ireo: "Izao no tsy maintsy lazainareo an'i Zedekia, BSB BSB: But Jeremiah answered, “You are to tell Zedekiah that
4 ULB 'Yaveh, Andriamanitr'Israely, miteny izao: "Indro, hampiverina ireo fitaovam-piadiana izay eo an-tananareo aho, niaraka amin'izay niadinareo hanohitra ny mpanjakan'ny Babylona sy ireo Kaldeana izay nanatona anareo avy tany ivelan'ireo manda! Fa hanangona azy ireo ho eo ampovoan'ity tanàna ity. BSB BSB: this is what the LORD, the God of Israel, says: ‘I will turn against you the weapons of war in your hands, with which you are fighting the king of Babylon and the Chaldeans who besiege you outside the wall, and I will assemble their forces in the center of this city.
5 ULB Dia Izaho tenako no hiady aminao miaraka amin'ny tanana mitsotra sy sandry mafy, sy miaraka amin'ny fahasosorana, fahavinirana, ary fahatezerana lehibe. BSB BSB: And I Myself will fight against you with an outstretched hand and a mighty arm, with anger, fury, and great wrath.
6 ULB Dia hanafika ireo mponin'ity tanàna ity Aho, na ny olona na ny biby. Ho faty amin'ny areti-mandringana mafy izy ireo. BSB BSB: I will strike down the residents of this city, both man and beast. They will die in a terrible plague.’
7 ULB Aorian'izany—izao no fanambaran'i Yaveh—Zedekia mpanjakan'i Joda, ireo mpanompony, ny vahoaka, sy ireo izay mijanona eto amin'ity tanàna ity aorian'ny areti-mandringana, ny sabatra, ary ny mosary, dia homeko ho eo an-tanan'i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona izy rehetra, sy eo an-tanan'ireo fahavalony, ary eo an-tanan'ireo izay mifofo ny ain'izy ireo. Dia hamono azy ireo amin'ny lelan-tsabatra izy. Tsy hiantra azy ireo izy, tsy hamindra fo azy ireo, na hanana fangoraham-po.' BSB BSB: ‘After that,’ declares the LORD, ‘I will hand over Zedekiah king of Judah, his officers, and the people in this city who survive the plague and sword and famine, to Nebuchadnezzar king of Babylon and to their enemies who seek their lives. He will put them to the sword; he will not spare them or show pity or compassion.’
8 ULB Ary aoka ho lazainao amin'io vahoaka io hoe: 'Izao no lazain'i Yaveh: "Indro, ho apetrako manoloana anareo ny lalan'ny fiainana sy ny lalan'ny fahafatesana. BSB BSB: Furthermore, you are to tell this people that this is what the LORD says: ‘Behold, I set before you the way of life and the way of death.
9 ULB Izay mijanona amin'ity tanàna ity dia ho fatin'ny sabatra, mosary ary ny areti-mandringana; fa izay mivoaka ka mianjera eo amin'ny lohaliny eo anoloan'ireo Kaldeana izay nanao fahirano anao dia ho velona. Handositra hiaraka amin'ny ainy izy. BSB BSB: Whoever stays in this city will die by sword and famine and plague, but whoever goes out and surrenders to the Chaldeans who besiege you will live; he will retain his life like a spoil of war.
10 ULB Fa efa nanandrina ny tavako hanohitra ity tanàna ity aho mba hitondra loza fa tsy hitondra soa—izany no fanambaran'i Yaveh. Efa natolotra eo an-tanan'ny mpanjakan'i Babylona ary ho dorany izany.' BSB BSB: For I have set My face against this city to bring disaster and not good, declares the LORD. It will be delivered into the hand of the king of Babylon, who will destroy it with fire.’
11 ULB Henoy ny tenin'i Yaveh mahakasika ny taranakin'ny mpanjakan'ny Joda. BSB BSB: Moreover, tell the house of the king of Judah to hear the word of the LORD.
12 ULB Ry taranak'i Davida, hoy i Yaveh: "tanteraho ny rariny amin'ny maraina. Vonjeo eny an-tanan'ny mpampahory ilay voaroba, fandrao hivoaka toy ny afo ny hatezerako ka handoro, ary tsy hisy na iray aza ka afaka hamono izany, noho ireo asa ratsinao. BSB BSB: O house of David, this is what the LORD says: ‘Administer justice every morning, and rescue the victim of robbery from the hand of his oppressor, or My wrath will go forth like fire and burn with no one to extinguish it because of their evil deeds.
13 ULB Indro, ry mponin'ny loasaha! Manohitra anao Aho, ry vaton'ny lemaka—izao no fanambaran'i Yaveh— Izaho dia manohitra ireo izay rehetra manao hoe: "Iza no hidina hanafika anay?" na hoe: "Iza no hiditra ao an-tranonay?" BSB BSB: Behold, I am against you who dwell above the valley, atop the rocky plateau—declares the LORD—you who say, “Who can come against us? Who can enter our dwellings?”
14 ULB Nanendry ny vokatrin'ireo asanao ho avy hanohitra anao Aho—Izany no fanambaran'i Yaveh—ary andrehitra afo any amin'ireo kirihitr'ala aho, ary handevona ireo rehetra izay manodidina azy izany." BSB BSB: I will punish you as your deeds deserve, declares the LORD. I will kindle a fire in your forest that will consume everything around you.’”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.