Job 26 26 Job Job and his friends Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Ary namaly Joba ka nanao hoe: BSB BSB: Then Job answered:
2 ULB "Endrey ny fanampianao ilay iray izay tsy manan-kery! Endrey ny namonjenao ny sandry izay tsy nanana tanjaka! BSB BSB: “How you have helped the powerless and saved the arm that is feeble!
3 ULB Endrey ny nanoroanao hevitra ny olona izay tsy manam-pahendrena sy ny nanambaranao fahalalana tsara taminy! BSB BSB: How you have counseled the unwise and provided fully sound insight!
4 ULB Tamin'ny fanampian'iza no nitenenanao ireny teny ireny? Fanahin'iza no nivoaka avy taminao? BSB BSB: To whom have you uttered these words? And whose spirit spoke through you?
5 ULB Zary mangovitra ny maty, dia ireo izay any ambany rano sy ireo rehetra izay mitoetra ao amin'izany. BSB BSB: The dead tremble—those beneath the waters and those who dwell in them.
6 ULB Mitanjaka eo anatrehan'Andriamanitra ny Fiainan-tsy hita; ny faharavana mihintsy no tsy misy fanaronana aminy. BSB BSB: Sheol is naked before God, and Abaddon has no covering.
7 ULB Mamelatra ny lanitra avaratra eny amin'ny toerana babangoana Izy, ary mampihantona ny tany eo amin'ny tsy misy. BSB BSB: He stretches out the north over empty space; He hangs the earth upon nothing.
8 ULB Mampitambatra ny rano ao amin'ny rahony matevina Izy, saingy tsy mitriatra ao ambanin'izany ny rahona. BSB BSB: He wraps up the waters in His clouds, yet the clouds do not burst under their own weight.
9 ULB Manarona ny volana izy ary mampiely ny rahony eo amin'izany. BSB BSB: He covers the face of the full moon, spreading over it His cloud.
10 ULB Nisokitra faritra boribory teo ambony rano ho fetra eo amin'ny mazava sy ny aizina Izy. BSB BSB: He has inscribed a horizon on the face of the waters at the boundary between light and darkness.
11 ULB Mihovitrovitra ny andrin'ny lanitra ary taitra tamin'ny fitenenany mafy. BSB BSB: The foundations of heaven quake, astounded at His rebuke.
12 ULB Nampitony ny ranomasina tamin'ny heriny Izy; tamin'ny fahazavan-tsainy no nampianjerany an-dRahaba. BSB BSB: By His power He stirred the sea; by His understanding He shattered Rahab.
13 ULB Tamin'ny fofonainy no nampisavany ny lanitra; ny tanany no nanindrona ny menarana teo am-pandosirana. BSB BSB: By His breath the skies were cleared; His hand pierced the fleeing serpent.
14 ULB Indro, sombiny amin'ny lalany fotsiny ihany izany; endrey ny halefaky ny bitsika rentsika avy aminy! Iza no afa-mahatakatra ny kotroky ny heriny?" BSB BSB: Indeed, these are but the fringes of His ways; how faint is the whisper we hear of Him! Who then can understand the thunder of His power?”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Job 26
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Job 26, and keep Opened free for readers who can’t pay.