1 ULB Dia nanohy niresaka indray Joba ka nanao hoe: BSB BSB: Job continued his discourse:
2 ULB "Raha mbola velona tokoa Andrianamanitra, izay nanaisotra ny rariny ho ahy, ilay Tsitoha, izay nampangidy ny fiainako, BSB BSB: “As surely as God lives, who has deprived me of justice—the Almighty, who has embittered my soul—
3 ULB raha mbola ato amiko ny aiko, ary eo am-bavoroko ny fofon'aina avy amin'Andriamanitra, dia izao no ho ataoko. BSB BSB: as long as my breath is still within me and the breath of God remains in my nostrils,
4 ULB Tsy hiteny faharatsiana ny molotro, na hiteny fitaka ny lelako; BSB BSB: my lips will not speak wickedness, and my tongue will not utter deceit.
5 ULB tsy hanaiky mihitsy aho hoe marina ianareo telo; mandra-pahafatiko dia tsy handà ny fahitsiako mihitsy aho. BSB BSB: I will never say that you are right; I will maintain my integrity until I die.
6 ULB Hazoniko mafy ny fahamarinako ary tsy havelako handeha; tsy handatsa ahy mihintsy ny eritreritro raha mbola velona aho. BSB BSB: I will cling to my righteousness and never let go. As long as I live, my conscience will not accuse me.
7 ULB Aoka ny fahavaloko ho toy ny olona ratsy fanahy; aoka izay mitsangana hanohitra ahy ho toy ny olona tsy marin. BSB BSB: May my enemy be like the wicked and my opponent like the unjust.
8 ULB Fa inona no fanantenan'ny mpaniratsira rehefa haringan'Andriamanitra izy, rehefa esorin'Andriamanitra ny ainy? BSB BSB: For what is the hope of the godless when he is cut off, when God takes away his life?
9 ULB Moa ho henon'Andriamanitra ny fitarainany rehefa tonga aminy ny fahoriana? BSB BSB: Will God hear his cry when distress comes upon him?
10 ULB Moa hampiravoravo ny tenany amin'ilay Tsitoha izy ary hiantso an'Andriamanitra amin'ny fotoana rehetra? BSB BSB: Will he delight in the Almighty? Will he call upon God at all times?
11 ULB Hampianatra anareo mahakasika ny tanan'Andriamanitra aho; ary tsy hanafina ny eritreritr'ilay Tsitoha aho. BSB BSB: I will instruct you in the power of God. I will not conceal the ways of the Almighty.
12 ULB Indro, ianareo rehetra mihitsy no nahita ity; koa nahoana ary ianareo no niteny izao zavatra tsy misy dikany rehetra izao? BSB BSB: Surely all of you have seen it for yourselves. Why then do you keep up this empty talk?
13 ULB Izao no anjaran'ny olona ratsy fanahy amin'Andriamanitra, ny lovan'ny mpampahory izay raisiny avy amin'ilay Tsitoha: BSB BSB: This is the wicked man’s portion from God—the heritage the ruthless receive from the Almighty.
14 ULB Raha mihamaro ny zanany, dia ho an'ny sabatra izany; tsy ho ampy sakafo mihintsy ny taranany. BSB BSB: Though his sons are many, they are destined for the sword; and his offspring will never have enough food.
15 ULB Ireo izay sisa velona amin'izany dia halevin'ny areti-mandringana, ary ny vady navelan'izy ireo tsy mba mitomany azy ire. BSB BSB: His survivors will be buried by the plague, and their widows will not weep for them.
16 ULB Na dia manangona volafotsy toy ny vovoka aza ny olona ratsy fanahy, ary manangona fitafiana toy ny tanimanga, BSB BSB: Though he heaps up silver like dust and piles up a wardrobe like clay,
17 ULB dia mety hanangona fitafiana ihany izy, fa ny olona marina no hitafy izany, ary ny olona tsy manan-tsiny hizara ny volafotsy eo amin'izy ireo. BSB BSB: what he lays up, the righteous will wear, and his silver will be divided by the innocent.
18 ULB Manangana ny tranony toy ny hala izy, toy ny trano bongo izay ataon'ny mpiambina. BSB BSB: The house he built is like a moth’s cocoon, like a hut set up by a watchman.
19 ULB Mandry ao am-pandriana amin'ny fananan-karena izy, saingy tsy hijanona amin'izany izy; manokatra ny masony izy, ary lasa ny zavatra rehetra. BSB BSB: He lies down wealthy, but will do so no more; when he opens his eyes, all is gone.
20 ULB Mandrendrika azy toy ny rano ny horohoro; maka azy amin'ny alina ny tafio-drivotra. BSB BSB: Terrors overtake him like a flood; a tempest sweeps him away in the night.
21 ULB Entin'ny rivotra avy any atsinanana izy, ary lasa; mamafa azy tsy ho eo amin'ny toerany izany. BSB BSB: The east wind carries him away, and he is gone; it sweeps him out of his place.
22 ULB Mampifatratra ny tenany any aminy izany ary tsy mijanona; miezaka ny mitsoaka miala ny tanany izy. BSB BSB: It hurls itself against him without mercy as he flees headlong from its power.
23 ULB Miteha-tanana azy amin'ny fanesoana izany; misiotsioka azy hiala amin'ny toerany izany. BSB BSB: It claps its hands at him and hisses him out of his place.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.