1 ULB Azo antoka fa misy toeram-pitrandrahana volafotsy, toerana izay fanadiovan'izy ireo volamena. BSB BSB: “Surely there is a mine for silver and a place where gold is refined.
2 ULB Ny vy dia nalaina avy amin'ny tany; ny varahina dia mitsonika miala avy amin'ny vato. BSB BSB: Iron is taken from the earth, and copper is smelted from ore.
3 ULB Mampisava ny aizina olona ka mikaroka, hatrany amin'ny fetra lavitra indrindra, ny vato any anaty aizina sy aizin-kitroka. BSB BSB: Man puts an end to the darkness; he probes the farthest recesses for ore in deepest darkness.
4 ULB Mihady lavaka miala ny toerana honenan'ny olona izy, toerana izay efa nadinoin'ny olona. Mihantona lavitra ny olona izy; mitsingevaheva etsy sy eroa izy. BSB BSB: Far from human habitation he cuts a shaft in places forgotten by the foot of man. Far from men he dangles and sways.
5 ULB Raha ny amin'ny tany, izay ivoahan'ny mofo, dia mivadika ao ambany toy ny tamin'ny alalan'ny afo izany. BSB BSB: Food may come from the earth, but from below it is transformed as by fire.
6 ULB Ny vaton'izany no toerana ahitana ireo safira, ary ny vovony dia misy volamena. BSB BSB: Its rocks are the source of sapphires, containing flecks of gold.
7 ULB Tsy misy vorona mpihaza mahafantatra ny lalana mankao, na ny mason'ny voromahery ka mahita izany. BSB BSB: No bird of prey knows that path; no falcon’s eye has seen it.
8 ULB Tsy nisy bibidia matanjaka ka nandia ny lalana tahaka izany, na liona masiaka ka nandalo teo. BSB BSB: Proud beasts have never trodden it; no lion has ever prowled over it.
9 ULB Ny olona dia mametraka ny tanany eo ambony vato karangana; avadiny hatrany amin'ny fakany ny tendrombohitra. BSB BSB: The miner strikes the flint; he overturns mountains at their base.
10 ULB Manapaka fantsona eo amin'ireo vatolampy izy; mahita ny zava-tsarobidy rehetra ao ny masony. BSB BSB: He hews out channels in the rocks, and his eyes spot every treasure.
11 ULB Manentsina ny riaka mba tsy hikoriana izy; izay miafina ao amin'izany dia havoakany ho amin'ny mazava. BSB BSB: He stops up the sources of the streams to bring what is hidden to light.
12 ULB Aiza no hahitana ny fahendrena? Aiza ny toeran'ny fahazavan-tsaina? BSB BSB: But where can wisdom be found, and where does understanding dwell?
13 ULB Ny olona dia tsy mahafantatra ny vidiny; ary tsy hita eo amin'ny tanin'ny velona izany. BSB BSB: No man can know its value, nor is it found in the land of the living.
14 ULB Ny rano lalina ambanin'ny tany manao hoe: 'Tsy ato amiko izany'; ny ranomasina manao hoe: 'Tsy aty amiko izany.' BSB BSB: The ocean depths say, ‘It is not in me,’ while the sea declares, ‘It is not with me.’
15 ULB Tsy azom-bolamena izany; na ny volafotsy aza tsy azo lanjaina ho vidiny. BSB BSB: It cannot be bought with gold, nor can its price be weighed out in silver.
16 ULB Tsy mahatombana azy ny volamenan'i Ofira, mbamin'ny beryla sarobidy na safira. BSB BSB: It cannot be valued in the gold of Ophir, in precious onyx or sapphire.
17 ULB Ny volamena sy ny vato krystaly dia tsy azo ampitahaina amin'ny lanjany; ary tsy afaka atakalo amin'ny firavaky ny volamena voadio izany. BSB BSB: Neither gold nor crystal can compare to it, nor jewels of fine gold be exchanged for it.
18 ULB Tsy ho lazaina akory ny lanjan'ny haran-dranomasina na ny jaspy; eny tokoa, ny vidin'ny fahendrena dia mihoatra noho ny ruby. BSB BSB: Coral and quartz are unworthy of mention; the price of wisdom is beyond rubies.
19 ULB Ny topazan'i Etiopia dia tsy mifampitaha aminy; na ny tena volamena aza tsy afaka sandaina amin'izany. BSB BSB: Topaz from Cush cannot compare to it, nor can it be valued in pure gold.
20 ULB Koa avy aiza ary, no hiavian'ny fahendrena? BSB BSB: From where, then, does wisdom come, and where does understanding dwell?
21 ULB Aiza no toeran'ny fahazavan-tsaina? Ny fahendrena dia miafina amin'ny mason'ny zava-manan'aina rehetra ary afenina an'ireo voron'ny habakabaka. BSB BSB: It is hidden from the eyes of every living thing and concealed from the birds of the air.
22 ULB Ny Faharavana sy Fahafatesana dia miteny hoe: 'Tsaho ihany no ren'ny sofinay ny amin'izany.' BSB BSB: Abaddon and Death say, ‘We have heard a rumor about it.’
23 ULB Andriamanitra mahalala ny lalana mankany; fantany ny toeran'izany. BSB BSB: But God understands its way, and He knows its place.
24 ULB Satria Izy mijery hatrany amin'ny fara-vazan-tany ary mahita ny ambanin'ny lanitra rehetra. BSB BSB: For He looks to the ends of the earth and sees everything under the heavens.
25 ULB Nanao ny herin'ny rivotra Izy ary namaritra ny rano araka ny refiny. BSB BSB: When God fixed the weight of the wind and measured out the waters,
26 ULB Nanao didy ho an'ny orana Izy ary lalana ho an'ny tselatry ny kotrok'orana. BSB BSB: when He set a limit for the rain and a path for the thunderbolt,
27 ULB Dia nahita ny fahendrena Izy ka nanambara izany; nametraka izany Izy, eny tokoa, nandinika izany Izy. BSB BSB: then He looked at wisdom and appraised it; He established it and searched it out.
28 ULB Hoy Izy tamin'ny olona hoe: 'Indro, ny fahatahorana ny Tompo—izany no fahendrena; ny fialana amin'ny ratsy no fahazavan-tsaina.'" BSB BSB: And He said to man, ‘Behold, the fear of the Lord, that is wisdom, and to turn away from evil is understanding.’”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.