1 ULB Ary taorian'ny nahafatesan'i Mosesy mpanompon'i Yaveh, dia niresaka tamin'i Josoa zanak'i Nona i Yaveh, lehiben'ny mpanampin'i Mosesy, niteny hoe: BSB BSB: Now after the death of His servant Moses, the LORD spoke to Joshua son of Nun, Moses’ assistant, saying,
2 ULB "Mosesy, ilay mpanompoko, dia efa maty. Ankehitriny ary, mitsangàna, mità an'ity Jordana ity, ianao sy ity vahoaka ity, ho any amin'ilay tany izay homeko azy ireo—dia ho an'ireo vahoakan'Israely. BSB BSB: “Moses My servant is dead. Now therefore arise, you and all these people, and cross over the Jordan into the land that I am giving to the children of Israel.
3 ULB Efa nomeko anao ireo toerana rehetra izay handehanan'ny tongotrareo. Efa nomeko anareo izany, araka ny efa nampanantenaiko an'i Mosesy. BSB BSB: I have given you every place where the sole of your foot will tread, just as I promised to Moses.
4 ULB Hatrany any an-tany efitra sy Libanona, sy ireo renirano lehibe, ny Eofrata, ny tanin'ny Hetita rehetra, ka hatrany amin'ny Ranomasina Lehibe, izay hilentehan'ny masoandro, dia ho taninareo. BSB BSB: Your territory shall extend from the wilderness and Lebanon to the great River Euphrates—all the land of the Hittites—and west as far as the Great Sea.
5 ULB Tsy hisy olona ho afa-mijoro eo anoloanao amin'ireo androm-piainanao. Homba anao Aho tahaka ny nombako an'i Mosesy. Tsy hanary anao Aho na handao anao. BSB BSB: No one shall stand against you all the days of your life. As I was with Moses, so will I be with you; I will never leave you nor forsake you.
6 ULB Mahereza sy matanjaha. Fa ianao dia hampandova an'ity vahoaka ity ny tany izay efa nampanantenaiko ireo razanao fa homeko azy ireo. BSB BSB: Be strong and courageous, for you shall give these people the inheritance of the land that I swore to their fathers I would give them.
7 ULB Mahereza sy matanjaha. Mitandrema mba hankatò ny lalàna rehetra izay nandidian'i Mosesy mpanompoko. Aza miala amin'izany na ho amin'ny anakavia na ho amin'ny ankavanana, mba hahomby ianao na aiza na aiza alehanao. BSB BSB: Above all, be strong and very courageous. Be careful to observe all the law that My servant Moses commanded you. Do not turn from it to the right or to the left, so that you may prosper wherever you go.
8 ULB Hilaza momba an'ity bokin'ny lalàna ity mandrakariva ianao. Hisaintsaina andro aman'alina amin'izany ianao mba hahafahanao mankatò izay rehetra voasoratra ao amin'izany. Dia ho ambinina sy hahomby ianao. BSB BSB: This Book of the Law must not depart from your mouth; meditate on it day and night, so that you may be careful to do everything written in it. For then you will prosper and succeed in all you do.
9 ULB Moa ve tsy efa nandidy anao Aho? Mahereza sy matanjaha! Aza matahotra. Aza kivy. Yaveh Andriamanitrao dia homba anao na aiza na aiza alehanao." BSB BSB: Have I not commanded you to be strong and courageous? Do not be afraid; do not be discouraged, for the LORD your God is with you wherever you go.”
10 ULB Avy Josoa nandidy ilay mpitarika ny vahoaka hoe: BSB BSB: Then Joshua commanded the officers of the people:
11 ULB "Mandehana mamakivaky ny toby ary mibaikoa ireo vahoaka hoe: 'Manomana vatsy ho an'ny tenanareo. Afaka hateloana dia hiampita an'ity Jordana ity ianareo ary handeha any ka haka ireo tany izay omen'i Yaveh Andrimanitrareo ho fananana." BSB BSB: “Go through the camp and tell the people, ‘Prepare your provisions, for within three days you will cross the Jordan to go in and take possession of the land that the LORD your God is giving you to possess.’”
12 ULB Ho an'ireo Robenita, ireo Gadita sy ny atsasaky ny fokon'i Manase, dia hoy i Josoa hoe: BSB BSB: But to the Reubenites, the Gadites, and the half-tribe of Manasseh, Joshua said,
13 ULB "Ataovy an-tsaina ny teny izay nandidian'i Mosesy mpanompon'i Yaveh anareo rehefa niteny izy hoe: 'Yaveh Andriamanitrareo dia efa nanome fitsaharana, ary omeny anareo izany tany izany.' BSB BSB: “Remember what Moses the servant of the LORD commanded you when he said, ‘The LORD your God will give you rest, and He will give you this land.’
14 ULB Ny vadinareo, ireo zaza madinikareo, sy ireo biby fiompinareo dia hitoetra any amin'ny tany izay nomen'i Mosesy anareo any an-dafin'i Jordana. Fa ireo lehilahy mpiadinareo dia handeha hiaraka amin'ireo rahalahinareo ary hanampy azy ireo BSB BSB: Your wives, your young children, and your livestock may remain in the land that Moses gave you on this side of the Jordan. But all your mighty men of valor must be armed for battle to cross over ahead of your brothers and help them,
15 ULB mandra-panomezan'i Yaveh fitsaharana ho an'ireo rahalahinareo toy ny efa nanomezany izany anareo. Ary izy ireo dia haka ho fananana ny tany izay nomen'i Yaveh Andriamanitrareo azy ireo. Avy eo dia hiverina any amin'ny taninareo ianareo ary haka izany ho fananana, ilay tany izay nomen'i Mosesy mpanompon'i Yaveh anareo any an-dafin'i Jordana, izay hiposahan'ny masoandro." BSB BSB: until the LORD gives them rest as He has done for you, and your brothers also possess the land that the LORD your God is giving them. Then you may return to the land of your inheritance and take possession of that which Moses the servant of the LORD gave you on the east side of the Jordan.”
16 ULB Avy eo izy ireo namaly an'i Josoa, nanao hoe: "Ireo rehetra izay nandidianao anay dia hataonay, ary na aiza na aiza anirahanao anay dia halehanay. BSB BSB: So they answered Joshua, “Everything you have commanded us we will do, and everywhere you send us we will go.
17 ULB Hankatò anao izahay tahaka ny nankatoavanay an'i Mosesy. BSB BSB: Just as we obeyed Moses in all things, so we will obey you. And may the LORD your God be with you, as He was with Moses.
18 ULB Na iza na iza mikomy ireo didinao sy tsy mankatò ireo teninao dia vonoina ho faty. Mahereza ary manàna herim-po fotsiny ihany." BSB BSB: Anyone who rebels against your order and does not obey your words, all that you command him, will be put to death. Above all, be strong and courageous!”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.