1 ULB Taorian'i Abimeleka, Tola zanak'i Poa zanak'i Dodo, lehilahy avy any Isakara izay nonina tany Samira, tany amin'ny tany havoan'ny Efraima, nitsangana mba hanafaka an'Israely. BSB BSB: After the time of Abimelech, a man of Issachar, Tola son of Puah, the son of Dodo, rose up to save Israel. He lived in Shamir, in the hill country of Ephraim.
2 ULB Nitsara ny Israely nandritra ny telo amby roapolo taona izy. Maty izy ary nalevina tany Samira. BSB BSB: Tola judged Israel twenty-three years, and when he died, he was buried in Shamir.
3 ULB Nodimbiasin'i Jaira ilay Gileadita izy. Nitsara ny Israely nandritra ny roa amby roapolo taona izy. BSB BSB: Tola was followed by Jair the Gileadite, who judged Israel twenty-two years.
4 ULB Nanan-janaka telopolo lahy izay nitaingina boriky telopolo izy, ary nanana tanàna telopolo izy ireo, izay antsoina hoe Havota-jaira mandrak'androany, tany amin'ny tanin'i Gileada izy ireo. BSB BSB: He had thirty sons who rode on thirty donkeys. And they had thirty towns in the land of Gilead, which to this day are called Havvoth-jair.
5 ULB Maty i Jaira ary nalevina tany Kamona. BSB BSB: When Jair died, he was buried in Kamon.
6 ULB Nanampy ny ratsy izay nataon'izy ireo teo imason' i Yaveh ny vahoakan'i Israely ary nanompo ireo Bala, ireo Astarta, ireo andriamanitr'i Arama, ireo andriamanitr'i Sidona, ireo andriamanitr'i Moaba, ireo andriamanitry ny vahoakan'i Amona, ary ireo andriamanitr'i Filistina. Nandao an'i Yaveh izy ireo ary tsy nanompo Azy intsony. BSB BSB: And again the Israelites did evil in the sight of the LORD. They served the Baals, the Ashtoreths, the gods of Aram, Sidon, and Moab, and the gods of the Ammonites and Philistines. Thus they forsook the LORD and did not serve Him.
7 ULB Nirehitra tamin'i Israely ny hatezeran'i Yaveh, ary namidiny teo an-tanan'ireo Filistina sy teo an-tanan'ireo Amonita izy ireo. BSB BSB: So the anger of the LORD burned against Israel, and He sold them into the hands of the Philistines and Ammonites,
8 ULB Namotika sy nampahory ny vahoakan'Israely izy ireo tamin'izany taona izany, ary nampahorian'izy ireo nandritry ny valo ambin'ny folo taona ny vahoakan'i Israely rehetra izay tany andafin'i Jordana tany amin'ny tanin'ireo Amorit, izay any Gileada. BSB BSB: who that very year harassed and oppressed the Israelites, and they did so for eighteen years to all the Israelites on the other side of the Jordan in Gilead, the land of the Amorites.
9 ULB Ary dia niampita an'i Jordana mba hiady tamin'i Joda, tamin'i Benjamina, ary tamin'ny ankohonan'i Efraima ireo Amorita, mba hampahory mafy an'Israely. BSB BSB: The Ammonites also crossed the Jordan to fight against Judah, Benjamin, and the house of Ephraim, and Israel was in deep distress.
10 ULB Dia niantso mafy an'i Yaveh ny vahoakan'Israely, nanao hoe: "Efa nanota taminao izahay, satria nandao ny Andriamanitray izahay ary nonompo ireo Bala." BSB BSB: Then the Israelites cried out to the LORD, saying, “We have sinned against You, for we have indeed forsaken our God and served the Baals.”
11 ULB Hoy i Yaveh tamin'ny vahoakan'Israely: "Tsy nanafaka anareo tamin'ireo Egyptiana, Amorita, Amonita, Filistina, BSB BSB: The LORD replied, “When the Egyptians, Amorites, Ammonites, Philistines,
12 ULB ary koa tamin'ireo Sidoniana ve Aho? Nampahory anareo ireo Amalekita sy ireo Maonita; dia niantso mafy Ahy ianareo, ary nafahako tamin'ny herin'izy ireo ianareo. BSB BSB: Sidonians, Amalekites, and Maonites oppressed you and you cried out to Me, did I not save you from their hands?
13 ULB Dia mbola nandao Ahy indray ianareo ary nanompo ireo andriamani-kafa. Noho izany, tsy hanampy ny fotoana hanafahako anareo Aho. BSB BSB: But you have forsaken Me and served other gods, so I will no longer save you.
14 ULB Mandehana ary antsoy mafy ireo andriamanitra izay notompoinareo. Avelao izy ireo hanavotra anareo rehefa misy olana ianareo." BSB BSB: Go and cry out to the gods you have chosen. Let them save you in your time of trouble.”
15 ULB Hoy ireo vahoakan'Israely tamin'i Yaveh: "Nanota izahay. Ataovy aminay na inona na inona mety ho tsara Aminao. Fa kosa, mba avoty re izahay amin'ity andro ity." BSB BSB: “We have sinned,” the Israelites said to the LORD. “Deal with us as You see fit; but please deliver us today!”
16 ULB Dia nanaisotra ireo andriamanitra tsy izy teo aminy izy ireo ary nanompo an'i Yaveh. Ary tsy zakan'i Yaveh intsony ny fahorian'Israely. BSB BSB: So they put away the foreign gods from among them and served the LORD, and He could no longer bear the misery of Israel.
17 ULB Dia niara-nivory ireo Amonita ary nanangana toby tao Gileada. Dia niara-tonga ireo Israelita ary nanangana ny tobiny tany Mizpa. BSB BSB: Then the Ammonites were called to arms and camped in Gilead, and the Israelites assembled and camped at Mizpah.
18 ULB Ireo mpitarika ny vahoakan'i Gileada nifampiresaka hoe: "Iza ilay lehilahy izay hanomboka hiady amin'ireo Amonita? Ho lasa mpitarika ireo rehetra izay nitoetra tany Gileada izy." BSB BSB: And the rulers of Gilead said to one another, “Whoever will launch the attack against the Ammonites will be the head of all who live in Gilead.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.