1 ULB Nisy antso tonga ho an'ireo lehilahin'i Efraima; namakivaky an'i Zafona izy ireo sady niteny tamin'i Jefta hoe: "Nahoana ianao no nandeha hiady amin'ny vahoakan'ny Amona ary tsy miantso anay hiaraka aminao? Hodoranay ianao sy ny tranonao." BSB BSB: Then the men of Ephraim assembled and crossed the Jordan to Zaphon. They said to Jephthah, “Why have you crossed over to fight the Ammonites without calling us to go with you? We will burn your house down with you inside!”
2 ULB Hoy i Jefta tamin'izy ireo hoe: "Izaho sy ny vahoakako dia nanana fifandirana lehibe tamin'ireo vahoakan'i Amona. Tamin'ny niantso anao aho, dia tsy namonjy ahy teo amin'izy ireo ianao. BSB BSB: But Jephthah replied, “My people and I had a serious conflict with the Ammonites, and when I called, you did not save me out of their hands.
3 ULB Rehefa hitako fa tsy namonjy ahy ianao, dia napetrako tamin'ny tanjako manontolo ny fiainako ary namakivaky ny vahoakan'i Amona aho, ka nomen'i Yaveh ahy ny fandresena. Nahoana ianao no tonga hiady amiko ankehitriny? BSB BSB: When I saw that you would not save me, I risked my life and crossed over to the Ammonites, and the LORD delivered them into my hand. Why then have you come today to fight against me?”
4 ULB Nampivorin'i Jefta niaraka ny lehilahy rehetra tao Gileada ka niady tamin'i Efraima izy. Nanafika an'ireo lehilahin'i Efraima ireo lehilahin'i Gileada satria hoy izy ireo hoe: "Ianareo Gileadita dia mpandositra any Efraima—ao Efraima sy Manase." BSB BSB: Jephthah then gathered all the men of Gilead and fought against Ephraim. And the men of Gilead struck them down because the Ephraimites had said, “You Gileadites are fugitives in Ephraim, living in the territories of Ephraim and Manasseh.”
5 ULB Nosamborin'ireo Gileadita ireo fitàn'i Jordana mankany Efraima. Raha misy amin'ireo sisa velona miteny hoe: "Avelao aho hiampita ny renirano," dia hiteny azy ireo lehilahin'i Gileada hoe: Efraimita ve ianao?" raha miteny izy hoe: "Tsia" BSB BSB: The Gileadites captured the fords of the Jordan leading to Ephraim, and whenever a fugitive from Ephraim would say, “Let me cross over,” the Gileadites would ask him, “Are you an Ephraimite?” If he answered, “No,”
6 ULB dia hiteny aminy izy ireo hoe: "Tonony hoe: Shiboleta," ary raha miteny izy hoe: "Siboleta" (satria tsy nahay nanonona ilay teny mazava izy), dia hosamborin'ireo Gileada izy ary hovonoina eo amin'ny fitàn'ny Jordana. Roa arivo sy efatra alina ireo Efraimita novonina tamin'izany fotoana izany. BSB BSB: they told him, “Please say Shibboleth.” If he said, “Sibboleth,” because he could not pronounce it correctly, they seized him and killed him at the fords of the Jordan. So at that time 42,000 Ephraimites were killed.
7 ULB Niasa toy ny mpitsara nanerana an'i Israely nandritra ny enina taona i Jefta. Avy eo dia maty i Jefta ilay Gileadita ary nalevina tao amin'ny iray amin'ireo tanànan'ny Gileada. BSB BSB: Jephthah judged Israel six years, and when he died, he was buried in one of the cities of Gilead.
8 ULB Taoriany, dia i Ibzana avy ao Betlehema no niasa ho mpitsara an'i Israely. BSB BSB: After Jephthah, Ibzan of Bethlehem judged Israel.
9 ULB Nanana zanaka lahy telo-polo izy. Nahafoy zanaka vavy telo-polo hampakarina izy, ary nitondra ireo zanaka vavy telo-polo an'ny lehilahy hafa avy any ivelany ho an'ny zanany lahy izy. Nitsara an'i Israely nandritra ny fito taona izy. BSB BSB: He had thirty sons, as well as thirty daughters whom he gave in marriage to men outside his clan; and for his sons he brought back thirty wives from elsewhere. Ibzan judged Israel seven years.
10 ULB Maty Ibzana ary nalevina tao Betlehema. BSB BSB: Then Ibzan died, and he was buried in Bethlehem.
11 ULB Taoriany dia i Elona ilay Zebolonita no niasa toy ny mpitsara an'Israel. Nitsara an'Israely nandritra ny folo taona izy. BSB BSB: After Ibzan, Elon the Zebulunite judged Israel ten years.
12 ULB Maty i Elona ilay Zebolonita ary nalevina tao Aialona tany amin'ny tanin'i Zebolona. BSB BSB: Then Elon the Zebulunite died, and he was buried in Aijalon in the land of Zebulun.
13 ULB Naanaraka azy, dia i Abdona zanaka lahin' i Elela ilay Piratonita no niasa toy mpitsara an'Israely. BSB BSB: After Elon, Abdon son of Hillel, from Pirathon, judged Israel.
14 ULB Nanana zanakalahy efapolo izy ary zafikely lahy telopolo. Nitaingina ampondra fitopolo izy ireo. Ary nitsara an'Israely nadritra ny valo taona izy. BSB BSB: He had forty sons and thirty grandsons, who rode on seventy donkeys. And he judged Israel eight years.
15 ULB Maty i Abdona zanaka lahin'i Elela ilay Piratonita ary nalevina tao Piratona tany amin'ny tanin'i Efraima tany havoan'ny firenen'ireo Amalekita. BSB BSB: Then Abdon son of Hillel, from Pirathon, died, and he was buried at Pirathon in Ephraim, in the hill country of the Amalekites.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.