1 ULB Niresaka tamin'i Mosesy Yaveh, nanao hoe: BSB BSB: Then the LORD said to Moses,
2 ULB "Lazao amin'ny zanak'Israely hoe: 'Izay rehetra eo amin'ny zanak'Israely, na vahiny izay mitoetra any Israely ka manolotra ny zanany amin'i Moloka, dia aoka ho faty. Aoka hitora-bato azy ny olon'ny tany. BSB BSB: “Tell the Israelites, ‘Any Israelite or foreigner living in Israel who gives any of his children to Molech must be put to death. The people of the land are to stone him.
3 ULB Hampifanandrina ny tavako amin'izany olona izany ihany koa Aho ary ho fongoriko eo amin'ireo olony izy satria efa natolony an'i Moloka ny zanany, mba handotoana ny toerako masina sy haniratsirana ny Anarako masina. BSB BSB: And I will set My face against that man and cut him off from his people, because by giving his offspring to Molech, he has defiled My sanctuary and profaned My holy name.
4 ULB Raha manakipy ny masony amin'izany olona izany ny olon'ny tany rehefa manolotra ny zanany amin'i Moloka, raha tsy mamono azy izy ireo, BSB BSB: And if the people of the land ever hide their eyes and fail to put to death the man who gives one of his children to Molech,
5 ULB dia Izaho mihitsy no hampifanandrina ny tavako amin'izany olona izany sy ny fokony, dia hofongoriko izy sy ireo hafa rehetra izay mivarotra amin'ny tenany mba hijangajangana miaraka amin'i Moloka. BSB BSB: then I will set My face against that man and his family and cut off from among their people both him and all who follow him in prostituting themselves with Molech.
6 ULB Ny olona izay mitodika amin'ireo izay miresaka amin'ny maty, na ireo izay miresaka amin'ny fanahy mba hivarotra ny tenany amin'izy ireo, dia hanandrina ny tavako amin'izany olona izany Aho; ho fongoriko eo amin'ny olony izy. BSB BSB: Whoever turns to mediums or spiritists to prostitute himself with them, I will also set My face against that person and cut him off from his people.
7 ULB Noho izany hamafiso ny tenanareo ary aoka ho masina, satria Izaho ilay Yaveh Andrimanitrareo. BSB BSB: Consecrate yourselves, therefore, and be holy, because I am the LORD your God.
8 ULB Aoka hitandrina ny didiko ianareo ary hanaraka ireo. Fa Izaho no Yaveh izay nanokana anareo ho masina. BSB BSB: And you shall keep My statutes and practice them. I am the LORD who sanctifies you.
9 ULB Aoka ho faty tokoa izay rehetra manozona ny rainy na ny reniny. Efa nanozona ny rainy na reniny izy, ka meloka ary mendrika ho faty. BSB BSB: If anyone curses his father or mother, he must be put to death. He has cursed his father or mother; his blood shall be upon him.
10 ULB Ny lehilahy izay manitsakitsa-bady amin'ny vadin'olon-kafa, izany hoe, izay mijangajanga amin'ny sakaizam-badiny—aoka ilay mpijangajanga sy ilay nijangajangana samy ho faty tokoa. BSB BSB: If a man commits adultery with another man’s wife—with the wife of his neighbor—both the adulterer and the adulteress must surely be put to death.
11 ULB Ny lehilahy izay miara-mandry amin'ny vadin-drainy mba handry aminy dia efa nanala baraka ny rainy. Aoka ho faty tokoa ny zanaka lahy sy ny vadin'ny rainy. Meloka izy ireo ary mendrika ny ho faty. BSB BSB: If a man lies with his father’s wife, he has uncovered his father’s nakedness. Both must surely be put to death; their blood is upon them.
12 ULB Raha misy lehilahy miara-mandry amin'ny vinanto vaviny, dia aoka samy ho faty tokoa izy roa. Efa nanao fahavetavetana izy ireo. Meloka izy ireo ary mendrika ny ho faty. BSB BSB: If a man lies with his daughter-in-law, both must surely be put to death. They have acted perversely; their blood is upon them.
13 ULB Raha misy lehilahy miara-mandry amin'ny lehilahy hafa, tahaka ny miaraka amin'ny vehivavy, dia samy efa nanao zavatra marikoriko izy ireo. Aoka ho faty tokoa izy ireo. Meloka izy ireo ary mendrika ny ho faty. BSB BSB: If a man lies with a man as with a woman, they have both committed an abomination. They must surely be put to death; their blood is upon them.
14 ULB Raha misy lehilahy manambady vehivavy ary manambady ny reniny ihany koa, dia faharatsiana izany. Aoka ho dorana izy ireo, izy sy ilay vehivavy, mba tsy hisy faharatsiana eo aminareo. BSB BSB: If a man marries both a woman and her mother, it is depraved. Both he and they must be burned in the fire, so that there will be no depravity among you.
15 ULB Raha misy olona miara-mandry amin'ny biby, dia aoka ho faty tokoa izy, ary aoka ianareo hamono ilay biby. BSB BSB: If a man lies carnally with an animal, he must be put to death. And you are also to kill the animal.
16 ULB Raha misy vehivavy manatona biby mba hiara-mandry amin'izany, dia aoka hamono ilay vehivavy sy ilay biby ianareo. Aoka ho faty tokoa izy ireo. Meloka sy mendrika ho faty izy ireo. BSB BSB: If a woman approaches any animal to mate with it, you must kill both the woman and the animal. They must surely be put to death; their blood is upon them.
17 ULB Raha misy lehilahy miara-mandry amin'ny anabaviny, na koa amin'ny zanaka vavin'ny rainy na ny zanaka vavin'ny reniny—raha miara-mandry aminy izy ary izy miaraka aminy, dia zavatra mahamenatra izany. Aoka hofongorana eo amin'ny fanatrehan'ny olony izy ireo, satria niara-nandry tamin'ny anabaviny. Dia hibaby ny helony izy. BSB BSB: If a man marries his sister, whether the daughter of his father or of his mother, and they have sexual relations, it is a disgrace. They must be cut off in the sight of their people. He has uncovered the nakedness of his sister; he shall bear his iniquity.
18 ULB Raha misy lehilahy miara-mandry amin'ny vehivavy mandritra ny fadimbolany ary efa niara-mandry taminy, dia efa nampiseho ny rà nikorina taminy, ny nipoiran'ny ràny izy. Dia aoka samy hofongorana tsy ho eo amin'ny olony izy roa. BSB BSB: If a man lies with a menstruating woman and has sexual relations with her, he has exposed the source of her flow, and she has uncovered the source of her blood. Both of them must be cut off from among their people.
19 ULB Aoka tsy hiara-mandry amin'ny rahavavin-dreninao ianao, na amin'ny anabavin-drainao, satria hanala baraka ny havanao hakaiky anao ianao. Tsy maintsy hibaby ny helokao ianao. BSB BSB: You must not have sexual relations with the sister of your mother or your father, for it is exposing one’s own kin; both shall bear their iniquity.
20 ULB Raha misy lehilahy miara-mandry amin'ny nenitoany, dia nanala baraka ny dadatoany izy. Rehefa maty izy ireo, dia samy ho saziako, ary rehefa maty izy ireo, dia hohalaiko ny lovan'ny zanak'izy ireo izay mety ho azony avy amin'ireo ray aman-dreniny. BSB BSB: If a man lies with his uncle’s wife, he has uncovered the nakedness of his uncle. They will bear their sin; they shall die childless.
21 ULB Raha misy lehilahy manambady ny vadin-drahalahiny raha mbola velona ny rahalahiny, dia fahafaham-baraka, izany. Efa nanala baraka ny rahalahiny izy, ary hohalaiko amin'ny zanany ny fananana rehetra mety efa nolovan'izy ireo avy amin'ireo ray aman-dreniny. BSB BSB: If a man marries his brother’s wife, it is an act of impurity. He has uncovered the nakedness of his brother; they shall be childless.
22 ULB Koa aoka ianareo hitandrina ny didy aman-dalako rehetra; aoka hankatò izany ianareo mba tsy handoa anareo ny tany izay hitondrako anareo mba honenanareo. BSB BSB: You are therefore to keep all My statutes and ordinances, so that the land where I am bringing you to live will not vomit you out.
23 ULB Aoka tsy handeha amin'ny fomban'ireo firenena izay horoahiko tsy eo alohanareo ianareo, satria efa nanao izany zavatra rehetra izany izy ireo, ary halako ireo. BSB BSB: You must not follow the statutes of the nations I am driving out before you. Because they did all these things, I abhorred them.
24 ULB Hoy Aho aminareo hoe: "Handova ny tanin'izy ireo ianareo; hanome izany ho fananana ho anareo Aho, tany tondra -dronono sy ny tantely. Izaho ilay Yaveh Andriamanitrareo, izay efa nanavaka anareo tamin'ireo olon-kafa. BSB BSB: But I have told you that you will inherit their land, since I will give it to you as an inheritance—a land flowing with milk and honey. I am the LORD your God, who has set you apart from the peoples.
26 ULB Aoka ho masina ianareo, fa Izaho, Yaveh, dia masina, ary efa nanavaka anareo tamin'ireo olon-kafa Aho, satria Ahy ianareo. BSB BSB: You are to be holy to Me because I, the LORD, am holy, and I have set you apart from the nations to be My own.
27 ULB Aoka ho faty tokoa ny lehilahy na ny vehivavy izay miresaka amin'ny faty na miresaka amin'ireo fanahy. Aoka hitora-bato azy ireo ny olona. Meloka izy ireo ary mendrika ny ho faty."' BSB BSB: A man or a woman who is a medium or spiritist must surely be put to death. They shall be stoned; their blood is upon them.’”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.