2 ULB "Aiza Izy izay teraka ho Mpanjakan'ny Jiosy? Nahita ny kintany avy eny atsinanana izahay ary tonga mba hidera azy." BSB BSB: asking, “Where is the One who has been born King of the Jews? We saw His star in the east and have come to worship Him.”
3 ULB Rehefa nandre izany i Heroda mpanjaka, dia nihorohoro izy, sy i Jerosalema manontolo niaraka taminy. BSB BSB: When King Herod heard this, he was disturbed, and all Jerusalem with him.
4 ULB Nentin'i Heroda niaraka ny lohan'ny mpisorona rehetra sy ny mpanora-dalànan'ny olona, ary nanontany azy ireo izy hoe: "Aiza no hahaterahan'i Kristy?" BSB BSB: And when he had assembled all the chief priests and scribes of the people, he asked them where the Christ was to be born.
5 ULB Niteny taminy izy ireo hoe: "Ao Betleheman'i Jodia, fa izao no voasoratry ny mpaminany hoe: BSB BSB: “In Bethlehem in Judea,” they replied, “for this is what the prophet has written:
6 ULB 'Fa ianao, Betlehema, any amin'ny tanin'ny Joda, dia tsy kely indrindra amin'ireo mpitondran'i Joda, fa avy aminao no hatongavan'ny mpanapaka izay hiandry ny oloko Israely." BSB BSB: ‘But you, Bethlehem, in the land of Judah, are by no means least among the rulers of Judah, for out of you will come a ruler who will be the shepherd of My people Israel.’”
7 ULB Ary niantso mangingina ireo lehilahy manam-pahalalana i Heroda mba hanontany azy ireo mazava tsara ny fotoana nipoiran'ilay kintana. BSB BSB: Then Herod called the Magi secretly and learned from them the exact time the star had appeared.
8 ULB Nalefany tany Betlehema izy ireo, manao hoe: "Mandehana ary fotory tsara ny amin'ilay zaza. Rehefa hitanareo izy, dia ampilazao aho, mba afahako mankany ihany koa ka hidera azy." BSB BSB: And sending them to Bethlehem, he said: “Go and search carefully for the Child, and when you find Him, report to me, so that I too may go and worship Him.”
9 ULB Taorian'ny nandrenesan'izy ireo ny mpanjaka, dia nandeha tamin'ny lalany izy ireo, ary ny kintana izay hitan'izy ireo teny atsinanana no nialoha azy ireo mandra-pijanony teo ambonin'ny toerana nisy ilay zaza. BSB BSB: After they had heard the king, they went on their way, and the star they had seen in the east went ahead of them until it stood over the place where the Child was.
10 ULB Rehefa nahita ny kintana izy ireo, dia niravo tamim-pifaliam-be. BSB BSB: When they saw the star, they rejoiced with great delight.
11 ULB Niditra tao amin'ilay trano izy ireo ary nahita ny zaza niaraka tamin'i Maria reniny. Niankohoka sy nidera azy izy ireo. Nanokatra ny fitoeran-kareny izy ireo ary nanolotra fanomezana volamena, dintin-kazo manitra, ary miora ho azy. BSB BSB: On coming to the house, they saw the Child with His mother Mary, and they fell down and worshiped Him. Then they opened their treasures and presented Him with gifts of gold and frankincense and myrrh.
12 ULB Nampitandrina azy ireo tamin'ny nofy Andriamanitra mba tsy hiverina any amin'i Heroda, ka lalana hafa no nandehanan'izy ireo namonjy ny fireneny avy. BSB BSB: And having been warned in a dream not to return to Herod, they withdrew to their country by another route.
13 ULB Rehefa lasa izy ireo, dia nisy anjelin'ny Tompo niseho tamin'i Josefa tamin'ny alalan'ny nofy ary niteny hoe: "Miarena, ento ny zaza sy ny reniny, ary mandosira any Egypta. Mitoera any mandra-pilazako aminao, fa i Heroda dia mitady ilay zaza mba hamonoana azy." BSB BSB: When the Magi had gone, an angel of the Lord appeared to Joseph in a dream. “Get up!” he said. “Take the Child and His mother and flee to Egypt. Stay there until I tell you, for Herod is going to search for the Child to kill Him.”
14 ULB Ny alin'iny Josefa dia nifoha ary nitondra ny zaza sy ny reniny ka nankany Egypta. Nitoetra tany izy mandra-pahafatin'i Heroda. BSB BSB: So he got up, took the Child and His mother by night, and withdrew to Egypt,
16 ULB Avy eo Heroda, rehefa nahita fa voafitak'ireo lehilahy manam-pahalalana, dia tezitra mafy. Naniraka sy nampamono ny zazalahy rehetra roa taona no midina izay tao Betlehema sy tao amin'iny faritra rehetra iny izy, araka ny fotoana izay nofotorany mazava tamin'ireo lehilahy manam-pahalalana. BSB BSB: When Herod saw that he had been outwitted by the Magi, he was filled with rage. Sending orders, he put to death all the boys in Bethlehem and its vicinity who were two years old and under, according to the time he had learned from the Magi.
17 ULB Avy eo dia tanteraka ny teny izay nolazaina tamin'ny alalan'i Jeremia mpaminany hoe: BSB BSB: Then what was spoken through the prophet Jeremiah was fulfilled:
18 ULB "Nisy feo re tao Rama, fitomaniana sy fisaonam-be, mitomany nohon'ny amin'ny zanany i Rahely, ary tsy nanaiky ny ho ampanginina izy, satria efa lasana izy ireo." BSB BSB: “A voice is heard in Ramah, weeping and great mourning, Rachel weeping for her children and refusing to be comforted, because they are no more.”
20 ULB "Mifohaza ary ento ny zaza sy ny reniny ka mandehana any amin'ny tanin' Isiraely, fa efa maty ireo izay nifofo ny ain'ny zaza." BSB BSB: “Get up!” he said. “Take the Child and His mother and go to the land of Israel, for those seeking the Child’s life are now dead.”
21 ULB Nifoha Josefa, nentiny ny zaza sy ny reniny, ary nandeha tany amin'ny tanin'Isiraely. BSB BSB: So Joseph got up, took the Child and His mother, and went to the land of Israel.
22 ULB Fa rehefa reny fa i Arkelaosy no nanjaka tany Jodia nandimby an'i Heroda rainy, dia natahotra ny ho any izy. Taorian'ny nampitandreman' Andriamanitra azy tamin'ny nofy, dia niala nankany amin'ny faritr'i Galilia izy BSB BSB: But when he learned that Archelaus was reigning in Judea in place of his father Herod, he was afraid to go there. And having been warned in a dream, he withdrew to the district of Galilee,