3 ULB Raha nipetraka teo an-tendrombohitr'Oliva Izy, dia nanatona Azy mangingina ireo mpianany ary niteny hoe: "Lazao anay, rahoviana ireo zavatra rehetra ireo no hitranga? Inona no famantarana ny fahatongavanao sy ny fara-andro?" BSB BSB: While Jesus was sitting on the Mount of Olives, the disciples came to Him privately. “Tell us,” they said, “when will these things happen, and what will be the sign of Your coming and of the end of the age?”
4 ULB Namaly Jesosy ary niteny azy ireo hoe: "Mitandrema mba tsy hisy hamitaka anareo". BSB BSB: Jesus answered, “See to it that no one deceives you.
5 ULB Fa ho maro ny ho avy amin'ny anarako. Ary hiteny izy ireo hoe: 'Izaho no Kristy,' ary maro no ho voafitaka. BSB BSB: For many will come in My name, claiming, ‘I am the Christ,’ and will deceive many.
7 ULB Fa hisy firenena hitsangana hanohitra firenena, ary fanjakana hanohitra fanjakana. Hisy mosary sy horohoron-tany amin'ny toerana samihafa. BSB BSB: Nation will rise against nation, and kingdom against kingdom. There will be famines and earthquakes in various places.
8 ULB Nefa izany zavatra rehetra izany dia fiandoahan'ny fanaintainan'ny fiterahana fotsiny ihany. BSB BSB: All these are the beginning of birth pains.
9 ULB Ka ho atolotr'izy ireo ho amin'ny fahoriana ianareo ary ho vonoiny. Ho halan'ny firenena rehetra ianareo nohon'ny anarako. BSB BSB: Then they will deliver you over to be persecuted and killed, and you will be hated by all nations because of My name.
10 ULB Ary maro ny ho tafintohina, ary hifamadika sy hifankahala ny tsirairay. BSB BSB: At that time many will fall away and will betray and hate one another,
11 ULB Mpaminany sandoka maro no hitsangana ka hamitaka olona maro. BSB BSB: and many false prophets will arise and deceive many.
12 ULB Satria ny faharatsiana dia hitombo, ary hihamangatsika ny fitiavan'ny maro. BSB BSB: Because of the multiplication of wickedness, the love of most will grow cold.
13 ULB Fa ilay iray izay miharitra hatramin'ny farany dia ho voavonjy. BSB BSB: But the one who perseveres to the end will be saved.
14 ULB Ity filazantsaran'ny fanjakana ity dia ho toriana erak'izao tontolo izao ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra. Avy eo dia ho tonga ny farany. BSB BSB: And this gospel of the kingdom will be preached in all the world as a testimony to all nations, and then the end will come.
16 ULB "Aoka ireo izay any Jodia handositra ho any an-tendrombohitra, BSB BSB: then let those who are in Judea flee to the mountains.
17 ULB aoka izay ao an-tampon'ny trano tsy hidina haka zavatra avy ao an-tranony, BSB BSB: Let no one on the housetop come down to retrieve anything from his house.
18 ULB ary aoka izay any an-tsaha tsy hiverina haka ny lambany. BSB BSB: And let no one in the field return for his cloak.
19 ULB Fa loza ho an'ireo bevohoka sy mampinono amin'izany andro izany! BSB BSB: How miserable those days will be for pregnant and nursing mothers!
20 ULB Mivavaha mba tsy ho amin'ny ririnina na amin'ny Sabata no hitranga ny fandosiranareo. BSB BSB: Pray that your flight will not occur in the winter or on the Sabbath.
21 ULB Fa hisy fahoriana lehibe, izay tsy mbola nisy toy izany hatrany am-piandohan'izao tontolo izao mandrak'ankehitriny, tsia, ary tsy hisy intsony. BSB BSB: For at that time there will be great tribulation, unseen from the beginning of the world until now, and never to be seen again.
22 ULB Raha tsy afohezina ireo andro ireo, dia tsy hisy nofo ho vonjena. Fa nohon'ny olom-boafidy, dia hafohezina ireo andro ireo. BSB BSB: If those days had not been cut short, nobody would be saved. But for the sake of the elect, those days will be cut short.
23 ULB Fa raha misy olona miteny anareo hoe: 'Indro, ity ilay Kristy' na, 'iry ilay Kristy' dia aza mino izany. BSB BSB: At that time, if anyone says to you, ‘Look, here is the Christ!’ or ‘There He is!’ do not believe it.
24 ULB Fa ny Kristy sandoka sy ny mpaminany sandoka dia ho avy ary hampiseho fahamatrana lehibe sy zava-mahagaga, mba hamitaka, raha azo atao, eny fa na ireo olom-boafidy aza. BSB BSB: For false Christs and false prophets will appear and perform great signs and wonders to deceive even the elect, if that were possible.
25 ULB Indro, efa nolazaiko anareo mialohan'ny fotoana. BSB BSB: See, I have told you in advance.
26 ULB Noho izany, raha miteny anareo izy ireo hoe: 'indro, any an-efitra izy,' dia aza makany an-efitra. Na hoe 'indro, any anaty efitrano izy' dia aza mino izany. BSB BSB: So if they tell you, ‘There He is, in the wilderness,’ do not go out, or, ‘Here He is, in the inner rooms,’ do not believe it.
27 ULB Fa toy ny varatra izay mitselatra avy any antsinana ka mazava hatrany andrefana, dia tahaka izany ny fihavian'ny Zanak'Olona. BSB BSB: For just as the lightning comes from the east and flashes as far as the west, so will be the coming of the Son of Man.
28 ULB Na aiza na aiza misy biby maty, dia any no hiangonan'ny voltora. BSB BSB: Wherever there is a carcass, there the vultures will gather.
29 ULB Ary raha vao afaka ny fahoriana amin'ireo andro ireo dia ho maizina ny masoandro, tsy hanome ny hazavany ny volana, hilatsaka avy any an-danitra ny kintana, ary hihozongozona ny herin'ny lanitra. BSB BSB: Immediately after the tribulation of those days: ‘The sun will be darkened, and the moon will not give its light; the stars will fall from the sky, and the powers of the heavens will be shaken.’
30 ULB Avy eo dia hiseho eny amin'ny lanitra ny famantaran'ny Zanak'Olona, ary ny foko rehetra ambonin'ny tany hisaona. Hahita ny Zanak'Olona tonga amin'ny rahon'ny lanitra miaraka amin'ny hery sy voninahitra lehibe Izy ireo. BSB BSB: At that time the sign of the Son of Man will appear in heaven, and all the tribes of the earth will mourn. They will see the Son of Man coming on the clouds of heaven with power and great glory.
31 ULB Handefa ireo anjeliny Izy miaraka amin'ny feo trompetra mafy, ary hanangona ny olom-boafidiny avy any amin'ny vazan-tany efatra izy ireo, manomboka amin'ny faravodilanitra ka hatrany amin'ny hafa. BSB BSB: And He will send out His angels with a loud trumpet call, and they will gather His elect from the four winds, from one end of the heavens to the other.
33 ULB Toy izany ihany koa, raha mahita izany zavatra rehetra izany ianareo, dia tokony ho fantatrareo fa efa akaiky Izy, eo amin'ireo vavahady mihitsy. BSB BSB: So also, when you see all these things, you will know that He is near, right at the door.
38 ULB Fa toy ny tamin'ireo andro mialohan'ny safo-drano dia nihinana sy nisotro izy ireo, nanambady sy nampakarina mandra-pahatongan'ilay andro nidiran'i Noa tao anatin'ilay sambo fiara, BSB BSB: For in the days before the flood, people were eating and drinking, marrying and giving in marriage, up to the day Noah entered the ark.
39 ULB ary tsy nahafantatra na inona na inona izy ireo mandra-pahatongan'ny safo-drano ka nandringana azy rehetra- dia tahak'izany ny fihavian'ny Zanak'Olona. BSB BSB: And they were oblivious until the flood came and swept them all away. So will it be at the coming of the Son of Man.
40 ULB Avy eo hisy lehilahy roa eny an-tsaha- ny iray ho raisina, ary ny iray ho avela. BSB BSB: Two men will be in the field: one will be taken and the other left.
41 ULB Vehivahy roa no hitoto vary- ny iray ho raisina, ary ny iray ho avela. BSB BSB: Two women will be grinding at the mill: one will be taken and the other left.
43 ULB Fa fantaro izao, raha fantatry ny tompon-trano hoe amin'ny firy alina no hiavian'ny mpangalatra, dia ho niambina izy ary tsy namela ny tranony ho vaky. BSB BSB: But understand this: If the homeowner had known in which watch of the night the thief was coming, he would have kept watch and would not have let his house be broken into.
44 ULB Noho izany dia tsy maintsy mivonona ihany koa ianareo, fa ho avy ny Zanak'Olona amin'ny ora tsy ampoizinareo. BSB BSB: For this reason, you also must be ready, because the Son of Man will come at an hour you do not expect.
45 ULB Koa iza moa ilay mpanompo mahatoky sy hendry izay notenendren'ny tompony hanapaka ny ankohonany mba hanomezana azy ireo ny sakafon'izy ireo amin'ny fotoana mety? BSB BSB: Who then is the faithful and wise servant, whom the master has put in charge of his household, to give the others their food at the proper time?
46 ULB Sambatra izany mpanompo izany izay hitan'ny Tompony fa manao izany rehefa tonga izy. BSB BSB: Blessed is that servant whose master finds him doing so when he returns.
47 ULB Lazaiko marina aminareo fa ny tompony no hanapaka azy ho ambonin'ny zavatra rehetra izay ananany. BSB BSB: Truly I tell you, he will put him in charge of all his possessions.
48 ULB Fa raha misy mpanompo ratsy miteny ao am-pony hoe: 'Ela fiavy ny tompoko', BSB BSB: But suppose that servant is wicked and says in his heart, ‘My master will be away a long time.’
49 ULB ka manomboka mamono ireo manompo namany, sy mihinana ary misotro miaraka amin'ireo mpimamo; BSB BSB: And he begins to beat his fellow servants and to eat and drink with drunkards.
50 ULB dia ho avy ny tompon'ilay mpanompo amin'ny fotoana izay tsy ampoiziny ary amin'ny ora izay tsy fantany. BSB BSB: The master of that servant will come on a day he does not expect and at an hour he does not anticipate.
51 ULB Dia ho kapakapain'ny tompony izy ary ho ataony toy ny an'ireo mpihatsaravelatsy ny anjarany, izay hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify. BSB BSB: Then he will cut him to pieces and assign him a place with the hypocrites, where there will be weeping and gnashing of teeth.