1 ULB Niresaka tamin'i Mosesy Yaveh. BSB BSB: And the LORD said to Moses,
2 ULB Hoy Izy hoe: "Miresaha amin'ny vahoakan'Isarely ary makà tehina avy amin'izy ireo, iray isaky ny tsirairay amin'ireo fokon-drazana, dia tehina roa ambin'ny folo. Soraty eo amin'ny tehiny avy ny anaran'ny olona tsirairay. BSB BSB: “Speak to the Israelites and take from them twelve staffs, one from the leader of each tribe. Write each man’s name on his staff,
3 ULB Aoka ho soratanao eo amin'ny tehin'i Levy ny anaran'i Arona. Tsy maintsy misy tehina iray avy amin'ny fokon-drazany ho an'ny mpitarika tsirairay. BSB BSB: and write Aaron’s name on the staff of Levi, because there must be one staff for the head of each tribe.
4 ULB Tsy maintsy apetrakao ao amin'ny trano-lay fihaonana eo anoloan'ny lalàn'ny fanekena, izay hihaonako aminao ireo thehina. BSB BSB: Place the staffs in the Tent of Meeting in front of the Testimony, where I meet with you.
5 ULB Ary ny tehin'ny olona izay fidiako dia hitsimoka. Hatsahatro ny fitarainana avy amin'ireo olona, izay ambarany hanoherana anao." BSB BSB: The staff belonging to the man I choose will sprout, and I will rid Myself of the constant grumbling of the Israelites against you.”
6 ULB Koa dia niteny tamin'ireo vahoakan'Israely i Mosesy. Nanome tehina azy avokoa ireo mpitarika ara-poko, tehina iray avy ho an'ireo mpitarika tsirairay, izay notendrena avy amin'ny fokon-drazana isan'isany, tehina roa ambin'ny folo no fitambarany. Tao anatin'izany ny tehin'i Arona. BSB BSB: So Moses spoke to the Israelites, and each of their leaders gave him a staff—one for each of the leaders of their tribes, twelve staffs in all. And Aaron’s staff was among them.
7 ULB Avy eo dia napetrak'i Mosesy teo anatrehan'i Yaveh tao amin'ny lain'ny lalàn'ny fanekena ireo tehina. BSB BSB: Then Moses placed the staffs before the LORD in the Tent of the Testimony.
8 ULB Ny ampitso dia niditra tao amin'ny lain'ny lalàn'ny fanekena i Mosesy, ary indro, naniry ny tehin'i Arona ho an'ny fokon'i Levy. Naniry kibory izany ary namoa felany sy amygdala! BSB BSB: The next day Moses entered the Tent of the Testimony and saw that Aaron’s staff, representing the house of Levi, had sprouted, put forth buds, blossomed, and produced almonds.
9 ULB Nentin'i Mosesy nivoaka tsy ho eo anatrehan'i Yaveh ho eo amin'ny vahoakan'Israely manontolo ireo tehina rehetra, ary samy naka ny tehiny avy ny olona tsirairay. BSB BSB: Then Moses brought out all the staffs from the LORD’s presence to all the Israelites. They saw them, and each man took his own staff.
10 ULB Hoy Yaveh tamin'i Mosesy: "Apetraho eo anoloan'ny lalàn'ny fanekena ny tehin'i Arona. Tehirizo ho famantaran-keloka hanohitra ireo olona izay nikomy izany mba hanatsaharanao ny fitarainana manohitra Ahy, raha tsy izany dia ho faty izy ireo." BSB BSB: The LORD said to Moses, “Put Aaron’s staff back in front of the Testimony, to be kept as a sign for the rebellious, so that you may put an end to their grumbling against Me, lest they die.”
11 ULB Nanao araka izay nandidian'i Yaveh azy i Mosesy. BSB BSB: So Moses did as the LORD had commanded him.
12 ULB Niteny tamin' i Mosesy ny vahoakan'Israely ka niteny hoe: "Ho faty aty isika. Ho ringana avokoa isika rehetra! BSB BSB: Then the Israelites declared to Moses, “Look, we are perishing! We are lost; we are all lost!
13 ULB Izay rehetra miakatra, izay manatona ny tabernakelin'i Yaveh, dia ho faty. Dia tsy maintsy ho faty ve isika rehetra?" BSB BSB: Anyone who comes near the tabernacle of the LORD will die. Are we all going to perish?”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.