1 ULB Niteny tamin'i Mosesy sy Arona i Yaveh. Hoy Izy hoe: BSB BSB: Then the LORD said to Moses and Aaron,
2 ULB "Izao no lalàna, lalàna izay andidiako anareo: Lazao ny vahoakan'ny Israely fa tokony hitondra ombivavy kely mena tsy misy kilema eo aminareo izy ireo, ary izay tsy mbola nasiana zioga. BSB BSB: “This is the statute of the law that the LORD has commanded: Instruct the Israelites to bring you an unblemished red heifer that has no defect and has never been placed under a yoke.
3 ULB Omeo an'i Eleazara mpisorona ny ombivavy kely. Hitondra izany any ivelan'ny toby izy, ary hisy olona hamono izany eo anoloany. BSB BSB: Give it to Eleazar the priest, and he will have it brought outside the camp and slaughtered in his presence.
4 ULB Eliazara mpisorono dia haka kely amin'ny ràn'izany amin'ny tanany ary hamafy izany impito eo alohan'ny trano-lay fihaonana. BSB BSB: Eleazar the priest is to take some of its blood on his finger and sprinkle it seven times toward the front of the Tent of Meeting.
5 ULB Ny mpisorona hafa dia handoro ny ombivavikely eo imasony. Handoro ny hodiny, ny nofony, ary ny ràny miaraka amin'ny tainy izy. BSB BSB: Then the heifer must be burned in his sight. Its hide, its flesh, and its blood are to be burned, along with its dung.
6 ULB Aoka ny mpisorona haka hazo sedera, hysopa, sy volon'ondry mena, ary hanipy izany eo afovoan'ilay ombivavikely mirehitra. BSB BSB: The priest is to take cedar wood, hyssop, and scarlet wool and throw them onto the burning heifer.
7 ULB Avy eo dia tsy maintsy manasa ny akanjony sy mandro amin'ny rano izy. Ary mba ho afaka hankeo an-toby, izay hitoerany maloto mandra-pahariva ny andro izy. BSB BSB: Then the priest must wash his clothes and bathe his body in water; after that he may enter the camp, but he will be ceremonially unclean until evening.
8 ULB Izay nandoro ny ombivavy kely dia hanasa ny akanjony amin'ny rano ary handro amin'ny rano. Hitoetra maloto mandra-pahariva ny andro izy. BSB BSB: The one who burned the heifer must also wash his clothes and bathe his body in water, and he too will be ceremonially unclean until evening.
9 ULB Ny olona izay madio dia hanangona ireo lavenon'ny ombivavy kely ary hametraka izany eo amin'ny toerana madio ivelan'ny toby. Ireo lavenona ireo dia hotehirizina ho an'ny fiarahamonin'ny vahoakan'ny Israely. Hanafangaro ireo lavenona amin'ny rano fanadiovana amin'ny fahotana izy ireo, satria ny lavenona dia avy amin'ny fanatitra noho ny ota. BSB BSB: Then a man who is ceremonially clean is to gather up the ashes of the heifer and store them in a ceremonially clean place outside the camp. They must be kept by the congregation of Israel for preparing the water of purification; this is for purification from sin.
10 ULB Izay nanangona ny lavenon'ny ombivavy kely dia hanasa ny akanjony. Hitoetra maloto mandra-pahariva Izy. Izany dia ho lalàna maharitra ho an'ny vahoakan'Israely ary ho an'ireo vahiny izay mitoetra miaraka amin'izy ireo. BSB BSB: The man who has gathered up the ashes of the heifer must also wash his clothes, and he will be ceremonially unclean until evening. This is a permanent statute for the Israelites and for the foreigner residing among them.
11 ULB Na iza na iza mikasika fatin'olona dia haloto mandritra ny fito andro. BSB BSB: Whoever touches any dead body will be unclean for seven days.
12 ULB Izany olona izany dia tsy maintsy manadio ny tenany amin'ny andro fahatelo sy amin'ny andro fahafito. Dia hadio izy. Fa raha tsy manadio ny tenany amin'ny andro fahatelo izy, dia tsy hadio izy amin'ny andro fahafito. BSB BSB: He must purify himself with the water on the third day and on the seventh day; then he will be clean. But if he does not purify himself on the third and seventh days, he will not be clean.
13 ULB Na iza na iza mikasika fatin'olona, ny vatan'ny olona izay efa maty, ary tsy manadio ny tenany—izany olona izany dia mandoto ny tabernakelin'i Yaveh. Izany olona izany dia hofongorina eo amin'Israely satria tsy nafafy taminy ny rano ho an'ny fahalotoana. Hitoetra maloto izy; ny fahalotoany dia hitoetra aminy. BSB BSB: Anyone who touches a human corpse and fails to purify himself defiles the tabernacle of the LORD. That person must be cut off from Israel. He remains unclean, because the water of purification has not been sprinkled on him, and his uncleanness is still on him.
14 ULB Izao no lalàna raha misy olona maty ao an-day. Izay rehetra mankao amin'ny lay sy izay rehetra efa tao amin'ny lay dia haloto mandritra ny fito andro. BSB BSB: This is the law when a person dies in a tent: Everyone who enters the tent and everyone already in the tent will be unclean for seven days,
15 ULB Ny fitoeran-javatra misokatra rehetra tsy misy fonony dia haloto. BSB BSB: and any open container without a lid fastened on it is unclean.
16 ULB Toy izany koa, na iza na iza any ivelan'ny lay ka mikasika olona izay matin-tsabatra, na fatin'olona hafa, na taolan'olona, na fasana—izany olona izany dia haloto mandritra ny fito andro. BSB BSB: Anyone in the open field who touches someone who has been killed by the sword or has died of natural causes, or anyone who touches a human bone or a grave, will be unclean for seven days.
17 ULB Ataovy ho an'ny olona maloto izao: Makà lavenona avy amin'ny fanatitra dorana nohon'ny ota ary afangaroy ao anaty siny miaraka amin'ny rano ireo. BSB BSB: For the purification of the unclean person, take some of the ashes of the burnt sin offering, put them in a jar, and pour fresh water over them.
18 ULB Ny olona izay madio dia haka hysopa, androboka izany ao anaty rano, ka hamafy izany eo amin'ny lay, eo amin'ny fitoeran-javatra rehetra ao anatin'ny lay, amin'ireo olona izay eo, ary amin'izay rehetra nikasika ny taolana, izay voavono, izay maty, na ny fasana. BSB BSB: Then a man who is ceremonially clean is to take some hyssop, dip it in the water, and sprinkle the tent, all the furnishings, and the people who were there. He is also to sprinkle the one who touched a bone, a grave, or a person who has died or been slain.
19 ULB Amin'ny andro fahatelo sy amin'ny andro fahafito, ny olona madio dia hamafy izany amin'ny olona maloto. Amin'ny andro fahafito ny olona maloto dia hanadio ny tenany. Hanasa ny akanjony sy handro amin'ny rano izy. Hadio izy amin'ny hariva. BSB BSB: The man who is ceremonially clean is to sprinkle the unclean person on the third day and on the seventh day. After he purifies the unclean person on the seventh day, the one being cleansed must wash his clothes and bathe in water, and that evening he will be clean.
20 ULB Fa izay rehetra mitoetra maloto, izay mandà tsy hanadio ny tenany—izany olona izany dia hofongorana eo amin'ny fiarahamonina, nohon'ny fandotoany ny fitoerana masin'i Yaveh. Tsy nafafy taminy ny rano ho an'ny fahalotoana; hitoetra maloto izy. BSB BSB: But if a person who is unclean does not purify himself, he will be cut off from the assembly, because he has defiled the sanctuary of the LORD. The water of purification has not been sprinkled on him; he is unclean.
21 ULB Ho lalàna mitohy mahakasika ireo toe-javatra ireo izany. Izay mamafy ny ranon'ny fahalotoana dia hanasa ny akanjony. Izay mikasika ny ranon'ny fahalotoana dia haloto mandra-pahariva. BSB BSB: This is a permanent statute for the people: The one who sprinkles the water of purification must wash his clothes, and whoever touches the water of purification will be unclean until evening.
22 ULB Na inona na inona kasihin'ny olona maloto dia haloto izany. Ny olona izay mikasika izany dia haloto mandra-pahariva." BSB BSB: Anything the unclean person touches will become unclean, and anyone who touches it will be unclean until evening.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.