1 ULB Niteny tamin'i Mosesy i Yaveh ka nanao hoe: BSB BSB: Then the LORD said to Moses,
2 ULB "Didio ny vahoakan'Israely ary lazao izy ireo hoe: 'Rehefa hiditra ny tany Kanana ianareo, ilay tany izay ho anareo, ny tany Kanana sy ny faritry ny taniny, BSB BSB: “Command the Israelites and say to them: When you enter the land of Canaan, it will be allotted to you as an inheritance with these boundaries:
3 ULB hihitatra hatrany an'efitr'i Zina manaraka ny sisin'i Edoma ny atsimonareo. Ny sisiny atsinanana amin'ny sisiny atsimo dia ho eo amin'ny tsipika izay mifarana ao amin'ny fiafarana atsimon'ny Ranomasina Sira. BSB BSB: Your southern border will extend from the Wilderness of Zin along the border of Edom. On the east, your southern border will run from the end of the Salt Sea,
4 ULB Ny fari-taninareo dia hihodina mianatsimon'ny havoan'i Akrabima ary mandeha mamakivaky ny efitr'i Zina. Avy any, no mandeha mianatsimon'i Kadesi-barnea izany ary mitohy mankany Hazara-adara ary mankany Azmona. BSB BSB: cross south of the Ascent of Akrabbim, continue to Zin, and go south of Kadesh-barnea. Then it will go on to Hazar-addar and proceed to Azmon,
5 ULB Avy any, ny sisin-tany dia hiolaka avy ao Azmona mankany amin'ny lohasahan-driak'i Egypta ka manaraka izany hatrany an-dranomasina. BSB BSB: where it will turn from Azmon, join the Brook of Egypt, and end at the Sea.
6 ULB Ny morontsiraka andrefana no ho sisin-tanin'ny Ranomasina Lehibe. Io no ho fari-tany andrefanareo. BSB BSB: Your western border will be the coastline of the Great Sea; this will be your boundary on the west.
7 ULB Ny fari-taninareo avaratra hihitatra manaraka ny tsipika izay havahanareo hatrany amin'ny Ranomasina Lehibe ka hatrany amin'ny Tendrombohitra Hora, BSB BSB: Your northern border will run from the Great Sea directly to Mount Hor,
8 ULB ary koa avy any amin'ny Tendrombohitra Hora ka hatrany Lebo-hamata, avy eo dia hatrany Zedada. BSB BSB: and from Mount Hor to Lebo-hamath, then extend to Zedad,
9 ULB Avy eo ny fari-tany hitohy hatrany Zifrona ka mifarana ao Hazar-Enana. Izany no ho fari-tany avaratrareo. BSB BSB: continue to Ziphron, and end at Hazar-enan. This will be your boundary on the north.
10 ULB Avy eo mariho ny fari-taninao atsinanana hatrany Hazar-enana atsimo ka hatrany Sefama. BSB BSB: And your eastern border will run straight from Hazar-enan to Shepham,
11 ULB Aorian'izany ny fari-tany atsinanana hidina avy any Sefama ka hatrany Ribla, ao amin'ny faritra atsinanan'i Aina. Ny fari-tany hitohy manaraka ny faritra atsinanan'ny Ranomasina Kinereta. BSB BSB: then go down from Shepham to Riblah on the east side of Ain and continue along the slopes east of the Sea of Chinnereth.
12 ULB Avy eo ny fari-tany dia hitohy mianatsimo manaraka ny Ony Jordana ka hatrany amin'ny Ranomasin-tsira. Izany no ho taninareo, manaraka ny sisiny manodidina rehetra.'" BSB BSB: Then the border will go down along the Jordan and end at the Salt Sea. This will be your land, defined by its borders on all sides.”
13 ULB Dia nandidy ny vahoakan'Israely i Mosesy ary nanao hoe: "Ity no tany izay ho azonareo amin'ny filokana, izay efa nodidian'i Yaveh homena ho an'ireo foko sivy sy ny atsasaky ny foko. BSB BSB: So Moses commanded the Israelites, “Apportion this land by lot as an inheritance. The LORD has commanded that it be given to the nine and a half tribes.
14 ULB Ny fokon'ny taranak'i Robena, araka ny fanendrem-pananana ho an'ny fokon-drazan'izy ireo, ary ny fokon'ny taranak'i Gada, araka ny fanendrem-pananana ho an'ny fokon-drazan'izy ireo, ary ny antsasa-pokon'i Manase rehetra efa nandray ny tanin'izy ireo. BSB BSB: For the tribes of the Reubenites and Gadites, along with the half-tribe of Manasseh, have already received their inheritance.
15 ULB Ireo foko roa sy ny antsasa-poko efa nandray ny anjara-tany any an-dafin'ny Jordana miatsinanana an'i Jeriko, manandrify ny fiposahan'ny masoandro." BSB BSB: These two and a half tribes have received their inheritance across the Jordan from Jericho, toward the sunrise.”
16 ULB Niteny tamin'i Mosesy i Yaveh ka nanao hoe: BSB BSB: Then the LORD said to Moses,
17 ULB "Ireto avy ny anaran'ireo lehilahy izay hizara ny tanin'ny lovanareo: Eleazara mpisorona sy Josoa zanak'i Nona. BSB BSB: “These are the names of the men who are to assign the land as an inheritance for you: Eleazar the priest and Joshua son of Nun.
18 ULB Aoka ianao hifidy mpitarika iray avy isaky ny foko mba hizara ny tany ho an'ny fianakaviamben'izy ireo. BSB BSB: Appoint one leader from each tribe to distribute the land.
19 ULB Ireto avy anaran'ireo lehilahy ireo: Avy amin'ny fokon'i Joda, dia Kaleba zanak'i Jefone. BSB BSB: These are their names: Caleb son of Jephunneh from the tribe of Judah;
20 ULB Avy amin'ny fokon'ny taranak'i Simeona, dia Semoela zanak'i Amihoda. BSB BSB: Shemuel son of Ammihud from the tribe of Simeon;
21 ULB Avy amin'ny fokon'i Benjamina, dia Elidada zanak'i Kislona. BSB BSB: Elidad son of Chislon from the tribe of Benjamin;
22 ULB Avy amin'ny fokon'ny taranak'i Dana mpitarika iray, dia Boky zanak'i Jogly. BSB BSB: Bukki son of Jogli, a leader from the tribe of Dan;
23 ULB Avy amin'ny taranak'i Josefa, avy amin'ny fokon'ny taranak'i Manase mpitarika iray, dia Haniela zanak'i Efoda. BSB BSB: Hanniel son of Ephod, a leader from the tribe of Manasseh son of Joseph;
24 ULB Avy amin'ny fokon'ny taranak'i Efraima mpitarika iray, dia Kemoela zanak'i Siftana. BSB BSB: Kemuel son of Shiphtan, a leader from the tribe of Ephraim;
25 ULB Avy amin'ny fokon'ny taranak'i Zebolona mpitarika iray, dia Elifaza zanak'i Parnaka. BSB BSB: Eli-zaphan son of Parnach, a leader from the tribe of Zebulun;
26 ULB Avy amin'ny fokon'ny taranak'Isakara mpitarika iray, dia Paltiela zanak'i Azana. BSB BSB: Paltiel son of Azzan, a leader from the tribe of Issachar;
27 ULB Avy amin'ny fokon'ny taranak'i Asera mpitarika iray, dia Ahihody zanak'i Selomy. BSB BSB: Ahihud son of Shelomi, a leader from the tribe of Asher;
28 ULB Avy amin'ny fokon'ny taranak'i Naftaly mpitarika iray, dia Pedahela zanak'i Amihoda." BSB BSB: and Pedahel son of Ammihud, a leader from the tribe of Naphtali.”
29 ULB Yaveh nandidy ireo lehilahy ireo mba hizara ny tany Kanana sy hanome ny isam-pokon'Israely ny anjaran'izy ireo. BSB BSB: These are the ones whom the LORD commanded to apportion the inheritance to the Israelites in the land of Canaan.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.