1 ULB Ireto avy ireo toerana nalehan'ny vahoakan'Israely taorian'ny nandaozan'izy ireo ny tany Egypta tamin'ny antoko mitam-piadian'izy ireo teo ambany fitarihan'i Mosesy sy Arona. BSB BSB: These are the journeys of the Israelites when they came out of the land of Egypt by their divisions under the leadership of Moses and Aaron.
3 ULB Niainga avy tao Ramesesa izy ireo nandritra ny volana voalohany, tamin'ny andro fahadimy ambin'ny folon'ny volana voalohany. Ny maraina taorian'ny Paska, dia nandeha malalaka ny vahoakan'Israely, teo imason'ny Egyptiana rehetra. BSB BSB: On the fifteenth day of the first month, on the day after the Passover, the Israelites set out from Rameses. They marched out defiantly in full view of all the Egyptians,
4 ULB Nitranga izany raha mbola nandevona ny lahimatoan'izy rehetra, ireo izay novonoin'i Yaveh teo amin'izy ireo ny Egyptiana, fa Izy ihany koa dia nampizaka famaizana ny andriamanitr'izy ireo. BSB BSB: who were burying all their firstborn, whom the LORD had struck down among them; for the LORD had executed judgment against their gods.
5 ULB Niainga tao Ramesesa ny vahoakan'Israely ary nitoby tao Sokota. BSB BSB: The Israelites set out from Rameses and camped at Succoth.
6 ULB Niainga tao Sokota izy ireo ary nitoby tao Etama, teny amoron'ny tany efitra. BSB BSB: They set out from Succoth and camped at Etham, on the edge of the wilderness.
7 ULB Niainga tao Etama izy ireo ary niverina tao Pi Hahirota, izay ampitan'i Balazefona, izay mifanandrify amin'i Migdola nitobian'izy ireo. BSB BSB: They set out from Etham and turned back to Pi-hahiroth, opposite Baal-zephon, and they camped near Migdol.
8 ULB Avy eo niainga avy teny ampitan'i Pi Hahirota izy ireo ary nandalo teny afovoan-dranomasina ho any an'efitra. Nandeha nandritra ny telo andro tany an'efitr'i Etama izy ireo ary nitoby tao Mara. BSB BSB: They set out from Pi-hahiroth and crossed through the sea, into the wilderness, and they journeyed three days into the Wilderness of Etham and camped at Marah.
9 ULB Niainga tao Mara izy ireo ary tonga tao Elima. Tao Elima dia nisy loharano roa ambin'ny folo ary hazo rofia fitopolo. Tany no nitobian'izy ireo. BSB BSB: They set out from Marah and came to Elim, where there were twelve springs and seventy palm trees, and they camped there.
10 ULB Niainga tao Elima izy ireo ary nitoby teny akaikin'ny Ranomasina Mena. BSB BSB: They set out from Elim and camped by the Red Sea.
11 ULB Niainga avy tao amin'ny Ranomasina Mena izy ireo ary nitoby tany efitr'i Sina. BSB BSB: They set out from the Red Sea and camped in the Desert of Sin.
12 ULB Niainga avy tao amin'ny tany efitr'i Sina izy ireo ary nitoby tao Dopka. BSB BSB: They set out from the Desert of Sin and camped at Dophkah.
13 ULB Niainga tao Dopka izy ireo ary nitoby tao Alosy. BSB BSB: They set out from Dophkah and camped at Alush.
14 ULB Niainga avy tao Alosy izy ireo ary nitoby tao Refidima, izay tsy nahitana rano ho sotroin'ny vahoaka. BSB BSB: They set out from Alush and camped at Rephidim, where there was no water for the people to drink.
15 ULB Niainga avy tao Refidima izy ireo ary nitoby tao amin'ny tany efitr'i Sinay. BSB BSB: They set out from Rephidim and camped in the Wilderness of Sinai.
16 ULB Niainga avy tao amin'ny tany efitr'i Sinay izy ireo ary nitoby tao Kibrota Hatava. BSB BSB: They set out from the Wilderness of Sinai and camped at Kibroth-hattaavah.
17 ULB Niainga avy tao Kibrota Hatava izy ireo ary nitoby tao Hazerota. BSB BSB: They set out from Kibroth-hattaavah and camped at Hazeroth.
18 ULB Niainga avy tao Hazerota izy ireo ary nitoby tao Ritma. BSB BSB: They set out from Hazeroth and camped at Rithmah.
19 ULB Niainga avy tao Ritma izy ireo ary nitoby tao Rimona Pareza. BSB BSB: They set out from Rithmah and camped at Rimmon-perez.
20 ULB Niainga avy tao Rimona Pareza izy ireo ary nitoby tao Libna. BSB BSB: They set out from Rimmon-perez and camped at Libnah.
21 ULB Niainga avy tao Libna izy ireo ary nitoby tao Risa. BSB BSB: They set out from Libnah and camped at Rissah.
22 ULB Niainga avy tao Risa izy ireo ary nitoby tao Kehelata. BSB BSB: They set out from Rissah and camped at Kehelathah.
23 ULB Niainga avy tao Kehelata izy ireo ary nitoby tao amin'ny Tendrombohitra Sapera. BSB BSB: They set out from Kehelathah and camped at Mount Shepher.
24 ULB Niainga avy tao amin'ny Tendrombohitra Sapera izy ireo ary nitoby tao Harada. BSB BSB: They set out from Mount Shepher and camped at Haradah.
25 ULB Niainga avy tao Harada izy ireo ary nitoby tao Makelota. BSB BSB: They set out from Haradah and camped at Makheloth.
26 ULB Niainga avy tao Makelota izy ireo ary nitoby tao Tahata. BSB BSB: They set out from Makheloth and camped at Tahath.
27 ULB Niainga avy tao Tahata izy ireo ary nitoby tao Tera. BSB BSB: They set out from Tahath and camped at Terah.
28 ULB Niainga avy tao Tera izy ireo ary nitoby tao Mitka. BSB BSB: They set out from Terah and camped at Mithkah.
29 ULB Niainga avy tao Mitka izy ireo ary nitoby tao Hasmona. BSB BSB: They set out from Mithkah and camped at Hashmonah.
30 ULB Niainga avy tao Hasmona izy ireo ary nitoby tao Moserota. BSB BSB: They set out from Hashmonah and camped at Moseroth.
31 ULB Niainga avy tao Moserota izy ireo ary nitoby tao Bene Jakana. BSB BSB: They set out from Moseroth and camped at Bene-jaakan.
32 ULB Niainga avy tao Bene Jakana izy ireo ary nitoby tao Hora Hagidgada. BSB BSB: They set out from Bene-jaakan and camped at Hor-haggidgad.
33 ULB Niainga avy tao Hagidgada izy ireo ary nitoby tao Jotbata. BSB BSB: They set out from Hor-haggidgad and camped at Jotbathah.
34 ULB Niainga avy tao Jotbata izy ireo ary nitoby tao Abrona BSB BSB: They set out from Jotbathah and camped at Abronah.
35 ULB Niainga avy tao Abrona izy ireo ary nitoby tao Eziona Gebera. BSB BSB: They set out from Abronah and camped at Ezion-geber.
36 ULB Niainga avy tao Eziona Gebera izy ireo ary nitoby tao Kadesy. BSB BSB: They set out from Ezion-geber and camped at Kadesh in the Wilderness of Zin.
37 ULB Niainga avy tao Kadesy izy ireo ary nitoby tao amin'ny Tendrombohitra Hora, teny amoron'ny tanin'i Edoma. BSB BSB: They set out from Kadesh and camped at Mount Hor, on the outskirts of the land of Edom.
38 ULB Niakatra teny amin'ny Tendrombohitra Hora i Arona mpisorona araka ny didin'i Yaveh ary maty tany tamin'ny fahefapolo taona taorian'ny nivoahan'ny vahoakan'Israely tao Egypta, tamin'ny fahadimin'ny volana, tamin'ny andro voalohan'ny volana. BSB BSB: At the LORD’s command, Aaron the priest climbed Mount Hor and died there on the first day of the fifth month, in the fortieth year after the Israelites had come out of the land of Egypt.
39 ULB 123 taona Arona tamin'izy maty tany amin'ny tendrombohitra Hora. BSB BSB: Aaron was 123 years old when he died on Mount Hor.
40 ULB Ilay Kananita, ilay mpanjakan'i Arada, izay nipetraka tany amin'ny tany efitra atsimo tao amin'ny tanin'i Kanana, dia nandre ny fahatongavan'ny vahoakan'Israely. BSB BSB: Now the Canaanite king of Arad, who lived in the Negev in the land of Canaan, heard that the Israelites were coming.
41 ULB Niainga avy tao amin'ny Tendrombohitra Hora izy ireo ary nitoby tao Zalmona. BSB BSB: And the Israelites set out from Mount Hor and camped at Zalmonah.
42 ULB Niainga avy tao Zalmona izy ireo ary nitoby tao Ponona. BSB BSB: They set out from Zalmonah and camped at Punon.
43 ULB Niainga avy tao Ponona izy ireo ary nitoby tao Obota. BSB BSB: They set out from Punon and camped at Oboth.
44 ULB Niainga avy tao Obota izy ireo ary nitoby tao Lay Abarima, teny amin'ny sisin-tanin'i Moaba. BSB BSB: They set out from Oboth and camped at Iye-abarim on the border of Moab.
45 ULB Niainga avy tao Lay Abarima izy ireo ary nitoby tao Dibon-gada. BSB BSB: They set out from Iyim and camped at Dibon-gad.
46 ULB Niainga avy tao Dibon-gada izy ireo ary nitoby tao Almon-diblataima. BSB BSB: They set out from Dibon-gad and camped at Almon-diblathaim.
47 ULB Niainga avy tao Almon-diblataima izy ireo ary nitoby tao amin'ny tendrombohitr'i Abarima, tandrifin'i Nebo. BSB BSB: They set out from Almon-diblathaim and camped in the mountains of Abarim facing Nebo.
48 ULB Niainga avy tao amin'ny tendrombohitr'i Abarima izy ireo ary nitoby tao amin'ireo tany hain'i Moaba akaikin'i Jordana any Jeriko. BSB BSB: They set out from the mountains of Abarim and camped on the plains of Moab by the Jordan across from Jericho.
49 ULB Nitoby teo akaikin'i Jordana izy ireo, avy any Beta Jesimota hatrany Abela Sitima tao amin'ireo tany hain'i Moaba. BSB BSB: And there on the plains of Moab they camped by the Jordan, from Beth-jeshimoth to Abel-shittim.
50 ULB Niteny tamin'i Mosesy i Yaveh teny amin'ny lemak'i Moaba teny akaikin'i Jordana tao Jeriko ary nanao hoe: BSB BSB: On the plains of Moab by the Jordan across from Jericho, the LORD said to Moses,
51 ULB "Miresaha amin'ny vahoakan'Israely ary lazao amin'izy ireo hoe: 'Rehefa miampita an'i Jordana ho any amin'ny tany Kanana ianareo, BSB BSB: “Speak to the Israelites and tell them: When you cross the Jordan into the land of Canaan,
52 ULB dia tsy maintsy roahinareo eo anatrehanareo ireo mponina rehetra ao amin'ilay tany. Tsy maintsy potehinareo ireo sarin-javatra voasokitra rehetra an'izy ireo ary ravainareo ireo fitoerana avony rehetra. BSB BSB: you must drive out before you all the inhabitants of the land, destroy all their carved images and cast idols, and demolish all their high places.
53 ULB Aoka alainareo ho anareo ny tany ary mipetraha ao amin'izany, satria efa nomeko ho fanananareo ilay tany. BSB BSB: You are to take possession of the land and settle in it, for I have given you the land to possess.
54 ULB Tsy maintsy lovainareo amin'ny alalan'ny loka ny tany, araka ny foko tsirairay avy. Ho an'ny foko lehibe dia tsy maintsy omenareo zara lehibe amin'ny tany, ary ny foko kely dia omenareo ny zara kely amin'ny tany. Na aiza na aiza hilatsahan'ny antsapaka amin'ireo foko tsirairay avy, izany tany izany dia ho azy. Handova ilay tany araka ny fokon'ny razambenareo ianareo. BSB BSB: And you are to divide the land by lot according to your clans. Give a larger inheritance to a larger clan and a smaller inheritance to a smaller one. Whatever falls to each one by lot will be his. You will receive an inheritance according to the tribes of your fathers.
55 ULB Fa raha tsy voaroakanareo eo anoloanareo ireo mponin'ilay tany, dia ho tonga tahaka ny fitaovana eo amin'ny masonareo ary tsilo eo amin'ny tehezanareo ireo vahoaka izay avelanareo hijanona. Hanasarotra ny fiainanareo eo amin'ny tany izay hipetrahanareo izy ireo. BSB BSB: But if you do not drive out the inhabitants of the land before you, those you allow to remain will become barbs in your eyes and thorns in your sides; they will harass you in the land where you settle.
56 ULB Dia ho ataoko aminareo ihany koa izay kasaiko ho atao amin'ireo vahoaka ireo.'" BSB BSB: And then I will do to you what I had planned to do to them.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.