1 ULB Ary ireo taranak'i Robena sy Gada dia nanana biby fiompy marobe. Rehefa hitan'izy ireo ny tanin'i Jazera sy Gileada, dia toerana mahafinaritra ho an'ireo biby fiompy ilay tany. BSB BSB: Now the Reubenites and Gadites, who had very large herds and flocks, surveyed the lands of Jazer and Gilead, and they saw that the region was suitable for livestock.
2 ULB Dia tonga niresaka tamin'i Mosesy, tamin'i Eleazara mpisorona, ary tamin'ireo mpitarika ny fivondronana ireo taranak'i Gada sy Robena. Hoy izy ireo hoe: BSB BSB: So the Gadites and Reubenites came to Moses, Eleazar the priest, and the leaders of the congregation, and said,
3 ULB "Ity ny lisitr'ireo toerana izay efa nohadihadianay: Atarota, Dibona, Jazera, Nimra, Hesbona, Elale, Sebama, Nebo, ary Beona. BSB BSB: “Ataroth, Dibon, Jazer, Nimrah, Heshbon, Elealeh, Sebam, Nebo, and Beon,
4 ULB Ireo avy ireo tany izay notafihan'i Yaveh teo anoloan'ny fivondronan'Israely, ary toerana tsara ho an'ireo biby fiompy ireo. Izahay, mpanomponao, dia manana biby fiompy maro dia maro." BSB BSB: which the LORD conquered before the congregation of Israel, are suitable for livestock—and your servants have livestock.”
5 ULB Hoy izy ireo hoe: "Raha mahita sitraka eo imasonao izahay, dia aoka mba homena anay, mpanomponao, mba ho fananana ity tany ity. Aza atao miampita amin'i Jordana izahay." BSB BSB: “If we have found favor in your sight,” they said, “let this land be given to your servants as a possession. Do not make us cross the Jordan.”
6 ULB Namaly an'ireo taranak'i Gada sy Robena i Mosesy hoe: "Tokony handeha mba hiady ve ireo rahalahinareo raha ianareo kosa manorim-ponenana eto? BSB BSB: But Moses asked the Gadites and Reubenites, “Shall your brothers go to war while you sit here?
7 ULB Nahoana no hakiviana tsy handeha any amin'ny tany izay nomen'i Yaveh azy ireo ny fon'ireo vahoakan'Israely? BSB BSB: Why are you discouraging the Israelites from crossing into the land that the LORD has given them?
8 ULB Ireo razambenareo dia nanao toy izany zavatra izany rehefa nalefako avy any Kadesi-barnea mba hisafo ny tany izy ireo. BSB BSB: This is what your fathers did when I sent them from Kadesh-barnea to inspect the land.
9 ULB Niakatra tany amin'ny Lohasahan'i Eskola izy ireo. Nahita ny tany izy ireo ary avy eo nanakivy ny fon'ireo vahoakan'Israely mba handàvan'izy ireo tsy hiditra ao amin'ny tany izay nomen'i Yaveh azy ireo. BSB BSB: For when your fathers went up to the Valley of Eshcol and saw the land, they discouraged the Israelites from entering the land that the LORD had given them.
10 ULB Nirehitra ny hatezeran'i Yaveh tamin'io andro io. Nivoady Izy ary nanao hoe: BSB BSB: So the anger of the LORD was kindled that day, and He swore an oath, saying,
11 ULB 'Azo antoka fa tsy hisy amin'ireo olona izay niakatra avy tany Egypta, manomboka amin'ny roapolo taona no ho miakatra, hahita ny tany izay nianianako tamin'i Abrahama, tamin' Isaka, ary tamin'i Jakoba, satria tsy nanaraka Ahy tanteraka izy ireo, afa-tsy BSB BSB: ‘Because they did not follow Me wholeheartedly, not one of the men twenty years of age or older who came out of Egypt will see the land that I swore to give Abraham, Isaac, and Jacob—
12 ULB Kaleba zanaka lahin'i Jefone Kenizita, ary Josoa zanaka lahin'i Nona. Kaleba sy Josoa ihany no tena nanaraka Ahy tanteraka.' BSB BSB: not one except Caleb son of Jephunneh the Kenizzite and Joshua son of Nun—because they did follow the LORD wholeheartedly.’
13 ULB Ka nirehitra tamin'Israely ny hatezeran'i Yaveh. Nataony nirenireny nanodidina ny tany efitra nandritra ny efapolo taona ka hatramin'ny naha-rava ireo taranaka rehetra izay nanao ratsy teo imasony izy ireo. BSB BSB: The anger of the LORD burned against Israel, and He made them wander in the wilderness forty years, until the whole generation who had done evil in His sight was gone.
14 ULB Indro, nisandratra teo amin'ny toeran'ny razambenareo ianareo, tahaka ny olona mpanota maro, mba hanampy ny firehetan'ny hatezeran'i Yaveh amin'Israely. BSB BSB: Now behold, you, a brood of sinners, have risen up in place of your fathers to further stoke the burning anger of the LORD against Israel.
15 ULB Raha mivily amin'ny fanarahana Azy ianareo, dia hamela an'Israely any amin'ny tany efitra indray Izy ary handringana ny vahoakany rehetra ianareo." BSB BSB: For if you turn away from following Him, He will once again leave this people in the wilderness, and you will be the cause of their destruction.”
16 ULB Koa nanatona teo akaikin'i Mosesy izy ireo ary niteny hoe: "Avelao izahay hanorina fefy ho an'ireo biby fiompinay sy tanàna ho an'ireo ankohonanay eto. BSB BSB: Then the Gadites and Reubenites approached Moses and said, “We want to build sheepfolds here for our livestock and cities for our little ones.
17 ULB Na izany aza, izahay dia ho vonona ary hitam-piadiana mba handeha miaraka amin'ny tafik'Israely mandra-pametrahanay azy ireo amin'ny toeran'izy ireo. Fa ireo ankohonanay kosa dia hipetraka any amin'ireo tanàna voaaro mafy noho ireo vahoaka hafa izay mbola monina amin'ity tany ity. BSB BSB: But we will arm ourselves and be ready to go ahead of the Israelites until we have brought them into their place. Meanwhile, our little ones will remain in the fortified cities for protection from the inhabitants of the land.
18 ULB Tsy hiverina any amin'ny fonenanay izahay mandra-pahazoan'ny tsirairay amin'ny vahoakan'Israely ny lovany avy. BSB BSB: We will not return to our homes until every Israelite has taken possession of his inheritance.
19 ULB Tsy handova ny tany miaraka amin'izy ireo any an-dafin'i Jordana izahay, satria ny lovanay dia eto amin'ny lafy atsinanan'i Jordana." BSB BSB: Yet we will not have an inheritance with them across the Jordan and beyond, because our inheritance has come to us on the east side of the Jordan.”
20 ULB Ka namaly azy ireo i Mosesy hoe: "Raha manao izay lazainareo ianareo, raha manomana ny tenanareo handeha eo anatrehan'i Yaveh mba hiady ianareo, BSB BSB: Moses replied, “If you will do this—if you will arm yourselves before the LORD for battle,
21 ULB ary ny tsirairay amin'ireo lehilahinareo mitam-piadiana dia tsy maintsy miampita an'i Jordana eo anatrehan'i Yaveh, mandra-pandroahany ireo fahavalony tsy ho eo anatrehany BSB BSB: and if every one of your armed men crosses the Jordan before the LORD, until He has driven His enemies out before Him,
22 ULB ary ny tany dia resy eo anatrehany. Rehefa afaka izany dia afaka miverina ianareo. Ho tsy manan-tsiny manoloana an'i Yaveh sy manoloana an'Israely ianareo. Ity tany ity dia ho fanananareo eo anatrehan'i Yaveh. BSB BSB: then when the land is subdued before the LORD, you may return and be free of obligation to the LORD and to Israel. And this land will belong to you as a possession before the LORD.
23 ULB Fa raha tsy manao izany ianareo, indro, hanota amin'i Yaveh ianareo. Fantaro tsara fa hahita anareo ny helokareo. BSB BSB: But if you do not do this, you will certainly sin against the LORD—and be assured that your sin will find you out.
24 ULB Manorena tanàna ho an'ireo ankohonanareo ary vala ho an'ireo ondrinareo; avy eo dia ataovy izay nolazainareo." BSB BSB: Build cities for your little ones and folds for your flocks, but do what you have promised.”
25 ULB Niresaka tamin'i Mosesy ireo taranak'i Gada sy Robena ary niteny hoe: "Hanao araka izay nandidianao ny mpanomponao, ry tomponay. BSB BSB: The Gadites and Reubenites said to Moses, “Your servants will do just as our lord commands.
26 ULB Ireo zanaka madinikay, ireo vadinay, ireo ondry aman'osinay, ary ireo biby fiompinay rehetra dia hitoetra ao amin'ireo tanànan'i Gileada. BSB BSB: Our children, our wives, our livestock, and all our animals will remain here in the cities of Gilead.
27 ULB Na izany aza, izahay, mpanomponao, dia hiampita eo anatrehan'i Yaveh mba hiady, ny lehilahy rehetra izay mitam-piadiana ho amin'ny ady, araka izay nolazainao, ry tomponay." BSB BSB: But your servants are equipped for war, and every man will cross over to the battle before the LORD, just as our lord says.”
28 ULB Koa nanome torolalana mahakasika azy ireo tamin'i Eleazara mpisorona, tamin'i Josoa zanaka lahin'i Nona, ary tamin'ireo mpitarika ireo fokon'ny razambe tao amin'ireo fokon'ny olon'Israely i Mosesy. BSB BSB: So Moses gave orders about them to Eleazar the priest, to Joshua son of Nun, and to the family leaders of the tribes of Israel.
29 ULB Hoy i Mosesy tamin'izy ireo hoe: "Raha miampita an'i Jordana miaraka aminareo ireo taranak'i Gada sy Robena, ny lehilahy rehetra izay mitam-piadiana mba hiady eo anatrehan'i Yaveh, ary raha resy eo anatrehanareo ny tany, dia homenareo azy ireo ho fananana ny tanin'i Gileada. BSB BSB: And Moses said to them, “If the Gadites and Reubenites cross the Jordan with you, with every man armed for battle before the LORD, and the land is subdued before you, then you are to give them the land of Gilead as a possession.
30 ULB Fa raha tsy miampita eo aminareo mitam-piadiana izy ireo, dia any amin'ny tanin'i Kanana izy ireo no hahazo ny fananan'izy ireo eo aminareo." BSB BSB: But if they do not arm themselves and go across with you, then they must accept their possession among you in the land of Canaan.”
31 ULB Koa namaly ireo taranak'i Gada sy Robena hoe: "Araka izay nolazain'i Yaveh taminay, mpanomponao, dia izao no ho ataonay. BSB BSB: The Gadites and Reubenites replied, “As the LORD has spoken to your servants, so we will do.
32 ULB Hiampita mitam-piadiana eo anatrehan'i Yaveh any amin'ny tanin'i Kanana izahay, fa ny lova anjaranay dia hijanona aminay amin'ity lafin'i Jordana ity." BSB BSB: We will cross over into the land of Canaan armed before the LORD, that we may have our inheritance on this side of the Jordan.”
33 ULB Koa nomen'i Mosesy an'ireo taranak'i Gada sy Robena, ary koa an'ny antsasaky ny fokon'i Manase zanak'i Josefa ny fanjakan'i Sihona, mpanjakan'ireo Amorita, sy Oga, mpanjakan'i Basana. Nomeny azy ireo ny tany, ary nozarainy tamin'izy ireo ny tanànan'izany rehetra miaraka amin'ireo faritaniny, dia ireo tanànan'ny tany manodidina ireo. BSB BSB: So Moses gave to the Gadites, to the Reubenites, and to the half-tribe of Manasseh son of Joseph the kingdom of Sihon king of the Amorites and the kingdom of Og king of Bashan—the land including its cities and the territory surrounding them.
34 ULB Ireo taranak'i Gada dia namerina nanorina an'i Dibona, Atarota, Aroera, BSB BSB: And the Gadites built up Dibon, Ataroth, Aroer,
35 ULB Atrota-sofana, Jazera, Jogbeha, BSB BSB: Atroth-shophan, Jazer, Jogbehah,
36 ULB Beti-nimra, ary Beti-harana mba ho tanàna voaaro mafy miaraka amin'ireo vala ho an'ny ondry. BSB BSB: Beth-nimrah, and Beth-haran as fortified cities, and they built folds for their flocks.
37 ULB Ireo taranak'i Robena dia namerina nanorina an'i Hesbona, Elale, Kiriataima, BSB BSB: The Reubenites built up Heshbon, Elealeh, Kiriathaim,
38 ULB Nebo, Bala-meona, Sibma—niova ny anaran'ireo taty aoriana. Nomen'izy ireo anarana hafa ireo tanàna izay naverin'izy ireo naorina. BSB BSB: as well as Nebo and Baal-meon (whose names were changed), and Sibmah. And they renamed the cities they rebuilt.
39 ULB Ireo taranak'i Makira zanaka lahin'i Manase dia nankany Gileada ary nanafaka izany tamin'ireo Amorita izay tao amin'izany. BSB BSB: The descendants of Machir son of Manasseh went to Gilead, captured it, and drove out the Amorites who were there.
40 ULB Avy eo dia nomen'i Mosesy an'i Makira zanaka lahin'i Manase i Gileada, ary nanorim-ponenana teo ny vahoakany. BSB BSB: So Moses gave Gilead to the clan of Machir son of Manasseh, and they settled there.
41 ULB Nandeha i Jaira zanaka lahin'i Manase ary nambabo ireo renivohitr'izany ka niantso azy ireo hoe: Havota-jaira. BSB BSB: Jair, a descendant of Manasseh, went and captured their villages and called them Havvoth-jair.
42 ULB Nandeha i Noba ka nambabo an'i Kinata sy ireo zana-bohiny, ary nantsoiny hoe: Noba, araka ny anarany ihany izany. BSB BSB: And Nobah went and captured Kenath and its villages and called it Nobah, after his own name.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.