1 ULB Nahoana, ry Yaveh, no mijanona eny lavitra eny Ianao? Nahoana no manafina ny tenanano amin'ny fotoan-tsarotra Ianao? BSB BSB: Why, O LORD, do You stand far off? Why do You hide in times of trouble?
2 ULB Nohon'ny avonavon'izy ireo, ny ory dia henjehan'ny ratsy fanahy; nefa aoka re ny ratsy fanahy ho voafandriky ny eritreritr'izy ireo izay noheverin'izy ireo ihany. BSB BSB: In pride the wicked pursue the needy; let them be caught in the schemes they devise.
3 ULB Fa ireo olona ratsy fanahy dia mirehereha ny amin'ireo faniriany lalina; mitahy ireo tia vola izy ary maniratsira an'i Yaveh. BSB BSB: For the wicked man boasts in the cravings of his heart; he blesses the greedy and reviles the LORD.
4 ULB Nanandratra ny tavany ny ratsy fanahy; tsy nitady an'Andriamnaitra izy. Tsy mieritreritra ny momba an'Andriamanitra mihitsy izy satria tsy miraharaha ny momba azy akory. BSB BSB: In his pride the wicked man does not seek Him; in all his schemes there is no God.
5 ULB Voaaro amin'ny fotoana rehetra izy, saingy ny didinao marina dia avo loatra ho azy; mierona amin'ireo fahavalony rehetra izy. BSB BSB: He is secure in his ways at all times; Your lofty judgments are far from him; he sneers at all his foes.
6 ULB Miteny ao am-pony izy hoe: "Tsy ho lavo mandrakizay aho; hatramin'ny taranako dia rehetra tsy hahita fahoriana." BSB BSB: He says to himself, “I will not be moved; from age to age I am free of distress.”
7 ULB Feno ozona sy fitaka, teny mampidi-doza ny vavany; mandratra sy mamotika ny lelany. BSB BSB: His mouth is full of cursing, deceit, and violence; trouble and malice are under his tongue.
8 ULB Miandry am-piafenana teo akaikin'ireo tanàna izy. Any amin'ireo toerana miafina no hamonoany ny tsy manan-tsiny; mitady ireo niharam-boina tsy afa-manoatra ny masony. BSB BSB: He lies in wait near the villages; in ambush he slays the innocent; his eyes watch in stealth for the helpless.
9 ULB Miafina ao amin'ny mangina toy ny liona ao anaty kirihitrala izy; mahavoasambotra ny ory izy rehefa misintona ny haratony. BSB BSB: He lies in wait like a lion in a thicket; he lurks to seize the oppressed; he catches the lowly in his net.
10 ULB Ireo izay tratrany dia notorotoroina ary nokapohiny; nilatsaka tao anatin'ny haratony lehibe izy ireo. BSB BSB: They are crushed and beaten down; the helpless fall prey to his strength.
11 ULB Miteny ao am-pony izy hoe: "Efa nanadino Andriamanitra; nandrakotra ny tavany Izy, tsy hisahirana hijery akory Izy." BSB BSB: He says to himself, “God has forgotten; He hides His face and never sees.”
12 ULB Mitsangàn, ry Yaveh! Asandrato ny tananao, Andriamanitra o! Aza manadino ny ory. BSB BSB: Arise, O LORD! Lift up Your hand, O God! Do not forget the helpless.
13 ULB Nahoana no mandà an'Andriamanitra ny olona ratsy fanahy ary miteny ao am-pony hoe: "Tsy hihazona ahy ho tompon'andraikitra ve ianao"? BSB BSB: Why has the wicked man renounced God? He says to himself, “You will never call me to account.”
14 ULB Efa naharay filazana ianao, fa hitanao foana ireo izay iharan'ny fahoriana sy alahelo. Miankina aminao ireo tsy afa-manoatra; mpamonjy ny kamboty Ianao. BSB BSB: But You have regarded trouble and grief; You see to repay it by Your hand. The victim entrusts himself to You; You are the helper of the fatherless.
15 ULB Tapaho ny sandrin'ireo ratsy fanahy sy olon-dratsy. Ataovy tompon'andraikitra amin'ireo ratsy nataony izy, izay noheveriny fa tsy ho hitanao. BSB BSB: Break the arm of the wicked and evildoer; call him to account for his wickedness until none is left to be found.
16 ULB Mpanjaka mandrakizay doria i Yaveh; noroasina teo amin'ny taniny ireo firenena. BSB BSB: The LORD is King forever and ever; the nations perish from His land.
17 ULB Ry Yaveh, efa nandre ny fitarainan'ireo ory Ianao, mampahery ny fon'izy ireo Ianao, mihaino ny vavak'izy ireo Ianano; BSB BSB: You have heard, O LORD, the desire of the humble; You will strengthen their hearts. You will incline Your ear,
18 ULB miaro ny kamboty sy ny ory Ianao ka tsy hisy olona ambonin'ny tany hampihorohoro indray. BSB BSB: to vindicate the fatherless and oppressed, that the men of the earth may strike terror no more.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.