1 ULB Hanome fisaorana an'i Yaveh amin'ny foko manontolo aho; hanambara ny asa mahagaga nataonao aho. BSB BSB: For the choirmaster. To the tune of “The Death of the Son.” A Psalm of David. I will give thanks to the LORD with all my heart; I will recount all Your wonders.
2 ULB Hifaly sy hiravo ao aminao aho; hihira fiderana ho an'ny anaranao aho, ry Avo Indrindra! BSB BSB: I will be glad and rejoice in You; I will sing praise to Your name, O Most High.
3 ULB Rehefa miverina ny fahavaloko, dia ho tafintohina sy ho faty manoloana Anao izy ireo. BSB BSB: When my enemies retreat, they stumble and perish before You.
4 ULB Fa efa niaro ny rariny Ianao; mipetraka eo amin'ny seza fiandriananao Ianao, ry mpitsara marina! BSB BSB: For You have upheld my just cause; You sit on Your throne judging righteously.
5 ULB Efa niteny mafy ireo firenena Ianao; efa nandrava ireo ratsy fanahy Ianao. Efa nofafanao mandrakizay doria ny anaran'izy ireo. BSB BSB: You have rebuked the nations; You have destroyed the wicked; You have erased their name forever and ever.
6 ULB Nirodana toy ny faharavana ireo fahavalo raha nandrava ny tanànan'izy ireo Ianao. Very ny fahatsiarovana azy ireo rehetra. BSB BSB: The enemy has come to eternal ruin, and You have uprooted their cities; the very memory of them has vanished.
7 ULB Fa mitoetra mandrakizay Yaveh, nametraka ny seza fiandrianany ho amin'ny fahitsina Izy. BSB BSB: But the LORD abides forever; He has established His throne for judgment.
8 ULB Hitsara ny tany amin'ny fahamarinana Izy, ary hampihatra fitsarana ho an'ny firenena amin'ny rariny Izy. BSB BSB: He judges the world with justice; He governs the people with equity.
9 ULB Ho fiarovana mafy ho an'ireo nampahoriana ihany koa Izy, ho fiarovana mafy amin'ny fotoanan-tsarotra. BSB BSB: The LORD is a refuge for the oppressed, a stronghold in times of trouble.
10 ULB Ireo izay mahalala ny anaranao dia mahatoky Anao, fa Ianao, ry Yaveh, tsy mandao ireo izay mitady Anao. BSB BSB: Those who know Your name trust in You, for You, O LORD, have not forsaken those who seek You.
11 ULB Mihirà fiderana ho an'i Yaveh, izay manapaka ao Ziona; ambarao amin'ireo firenena izay nataony. BSB BSB: Sing praises to the LORD, who dwells in Zion; proclaim His deeds among the nations.
12 ULB Fa Andriamanitra izay mamaly ny fandatsahan-drà dia mahatsiaro; tsy manadino ny fitarainan'ireo ory Izy. BSB BSB: For the Avenger of bloodshed remembers; He does not ignore the cry of the afflicted.
13 ULB Mamindrà fo amiko, ry Yaveh; jereo ny fampahorian'ireo izay mankahala ahy, Ianao izay afaka nisintona ahy eo ambavahadin'ny fahafatesana. BSB BSB: Be merciful to me, O LORD; see how my enemies afflict me! Lift me up from the gates of death,
14 ULB Endrey, te hanambara ny fiderana Anao rehetra aho. Eo ambavahadin'ny zanaka vavin'i Ziona no hifaliko amin'ny famonjenao! BSB BSB: that I may declare all Your praises—that within the gates of Daughter Zion I may rejoice in Your salvation.
15 ULB Nilentika tao amin'ny lavaka izay nataon'izy ireo ireo firenena; tratra tao amin'ny harato izay nafenin'izy ireo ny tongony. BSB BSB: The nations have fallen into a pit of their making; their feet are caught in the net they have hidden.
16 ULB Nampahafantatra ny tenany i Yaveh; nampiatra fitsarana Izy; voafandrika tamin'ny nataony ihany ireo ratsy fanahy. Sela BSB BSB: The LORD is known by the justice He brings; the wicked are ensnared by the work of their hands. Higgaion Selah
17 ULB Nomen-damosina ny ratsy fanahy ary nalefa tany amin'ny fiainan-tsy hita, ny anjaran'ny firenena rehetra izay manadino an'Andriamanitra. BSB BSB: The wicked will return to Sheol—all the nations who forget God.
18 ULB Fa ireo mahantra dia tsy ho adinoina mihitsy, ny fanantenan'ny ory koa dia tsy ho very mandrakizay. BSB BSB: For the needy will not always be forgotten; nor the hope of the oppressed forever dashed.
19 ULB Mitsangàna, ry Yaveh, aza avela handresy Anao ny olona; aoka ireo firenena ho tsaraina eo imasonao. BSB BSB: Rise up, O LORD, do not let man prevail; let the nations be judged in Your presence.
20 ULB Ampitahory izy ireo, ry Yaveh; aoka ho fantatry ny firenena rehetra fa olona ihany izy ireo. Sela BSB BSB: Lay terror upon them, O LORD; let the nations know they are but men. Selah
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.